Dans la męme rubrique

Kaominina Ivato Tratra ireo nivarotra vary lafobe

30/03/2020

Hentitra ny fanaraha-maso ireo mpivarotra manararaotra mampiakatra ny vidim-bary sy ireo kojakoja ilaina amin’ny fiainana andavanandro ao amin’ny kaominina Ivato, distrikan’Ambohidratrimo.

Kaominina Ivato Tratra ireo nivarotra vary lafobe

Hamaky ny tohiny...

Petite vitesse, Anosibe Nakatona avokoa ny tsena

30/03/2020

Manoloana ny fitangoronan’ny olona marobe eny amin’ireo toerana ahitana tsenamaro toa an’Anosibe, Ambodin’Isotry,

Petite vitesse, Anosibe Nakatona avokoa ny tsena

Hamaky ny tohiny...

Tohana ara-tsosilay Mitaky fanampiana ireo mpitondra Bajaj an’Ambohidratrimo

30/03/2020

Nahatsiaro no nataon’ny filoha ho zanak’Ikala hafa ireo mpitondra bajaj eny Ambohidratrimo nefa miasa eo amin’ny sehatry ny fitateram-bahoaka ihany koa no sady mitady izay harapaka isan’andro, rah any fampitam-baovao avy amin’izy ireo.

Tohana ara-tsosilay Mitaky fanampiana ireo mpitondra Bajaj an’Ambohidratrimo

Hamaky ny tohiny...

Sabotsy Namehana Milahatra isan’andro miandry fanampiana ireo zokiolona

30/03/2020

Very fanahy mbola velona ny sefom-pokontany ao Morondria, kaominina Sabotsy Namehana, distrikan’Antananarivo Avaradrano.

Sabotsy Namehana Milahatra isan’andro miandry fanampiana ireo zokiolona

Hamaky ny tohiny...

Tsena mora Miteraka savorovoro…

30/03/2020

Ny sabotsy lasa teo nisy ny fampahafantarana fa miato aloha ny tsena mora eto Antananarivo eny anivon’ny Boriborintany 6, Atsimondrano, Avaradrano, ary Ambohidratrimo noho ny tsy fanajana ny lamina ara-pahasalamana.

Tsena mora Miteraka savorovoro…

Hamaky ny tohiny...

Mahajanga sy Fianarantsoa Nahazo fanampiana ireo mpianatry ny oniversite

30/03/2020

Tsy teo an-drenivohitra ihany fa dia nahazo ny anjarany tamin` ny “vatsy Tsinjo” na ny tohana ara-tsosialy ihany koa ireo mpianatra mipetraka eny amin'ny oniversite Mahajanga sy Fianarantsoa.

Mahajanga sy Fianarantsoa Nahazo fanampiana ireo mpianatry ny oniversite

Hamaky ny tohiny...

CNaPS Vontovorona Olona araha-maso miisa 67 no mihiboka eny

28/03/2020

Anisan’ny toerana hametrahana ireo olona araha-maso ara-pahasalamana akaiky amin’izao fisian’ny valan’aretina Coronavirus eto Madagasikara izao ny eny amin’ny fotodrafitrasan’ny

CNaPS Vontovorona Olona araha-maso miisa 67 no mihiboka eny

Hamaky ny tohiny...


Sosialy

Fahazoan-dalana hamily fiara Afaka mangataka ireo feno 17 taona sy 7 volana

28/02/2020

Feno 18 taona katroka ihany ny tovolahy na tovovavy iray eto amintsika vao afaka mahazo taratasy fahazoan-dalana hamily fiara eo

 

 

 

anivon’ny Centre d’immatriculateur  na ny CIM etsy Ambohidahy, raha araka ny fanazavan-dRandriamahafehy Briand, tompon’andraikitra voalohany ao an-toerana.  Tsy raisin’ny logiciel an’ny CIM mantsy izany raha araka ny fanazavany na dia 18 taona latsaka  iray volana aza ilay olona. Ireo ankizy 17 taona sy 7 volana hoy izy no afaka manao fangatahana  manokana ho feno taona (dérogation à l’âge légal) ao amin’ny minisiteran’ny  Atitany ary rehefa mahazo izany izy ka ekena dia afaka mianatra mitondra fiara soa aman-tsara saingy tsy maintsy miandry 18 taona katroka vao mahazo ilay taratasy fahazoan-dalana hamily fiara eo anivon’ny CIM. Mikasika ilay fanoloana permis mitondra ny laharana 0T ho tena biometrika tanteraka etsy amin’ny Alhambra Ankadimbahoaka, fanampin’ny ivontoeran’ny CIM  moa dia fantatra fa efa mahatratra 870 hatreto ireo olona tonga nanatona teny an-toerana, izany hoe : efa manodidina ny 60 isa isan’andro. Ho an’ireo permis mitondra ny laharana 1 T…. dia nambaran’ity tompon’andraikitra ity fa miandry ny tetiandro voatondro hatrany  isika rehetra.

 

 

Pati

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana