Dans la mme rubrique

Olana atrehan’ny firenena Izao no tena ilàna ireo mpanefoefo sy matanjaka

31/03/2020

Tena mafy amin’ny Malagasy ny fepetra raisina mba tsy hiparitahan’ny valan’aretina coronavirus.

Olana atrehan’ny firenena Izao no tena ilàna ireo mpanefoefo sy matanjaka

Hamaky ny tohiny...

Rina Ranaivo-Harisoa Ratsy mpanolotsaina ny filoha

30/03/2020

Mitondra ny fahitàny ny fivoaran` ny toe-draharaha eto amintsika ny mpahay lalàna no sady mpamakafaka politika, Rina Ranaivo-Harisoa, amin` izao fiatrehana ny COVID-19 izao.

Rina Ranaivo-Harisoa Ratsy mpanolotsaina ny filoha

Hamaky ny tohiny...

Rivo Rakotovao « Aleo isika vahoaka hanaiky ny fepetra rehetra”

28/03/2020

Nitondra hafatra ho an` ny vahoaka Malagasy ny filohan` ny Antenimierandoholona, Rivo Rakotovao, manoloana ny fiatrehana ny areti- mandoza entin’ny Covid-19.

Rivo Rakotovao « Aleo isika vahoaka hanaiky ny fepetra rehetra”

Hamaky ny tohiny...

Filohan’ny Za’gasy Nisy nanafika tao Toliara

28/03/2020

Nanao antsoavo amin’ireo tompon’andraikim-panjakana ao Toliara ny filohan’ny fikambanana Za’gasy sahy mandroso, Jean Navandahy Ratiharison,

Filohan’ny Za’gasy Nisy nanafika tao Toliara

Hamaky ny tohiny...

Vokatra tsy tafavoaka Lasa feno mpivarotra amoron-dalana eny Ambatomirahavavy

28/03/2020

Satria tsy misy ny fitaterana toy ny Taksiborosy dia maro amin’ireo tantsaha mpamokatra mpampiaka-bokatra eto Antananarivo monina eny amin’iny

Vokatra tsy tafavoaka Lasa feno mpivarotra amoron-dalana eny Ambatomirahavavy

Hamaky ny tohiny...

Fanjakana sy Sehatra tsy miankina Nifanaraka fa tsy hisy fandroahana mpiasa

26/03/2020

Tsy maintsy hisy fiantraikany maro amin’ireo sehatra ara-toekarena eto amin’ny firenena ny fanapahan-kevitra noraisina indrindra ny amin’ny tsy fivoahana ny trano intsony.

Fanjakana sy Sehatra tsy miankina Nifanaraka fa tsy hisy fandroahana mpiasa

Hamaky ny tohiny...

Andry Rajoelina “10 andro sisa ny ady…”

26/03/2020

Toa mampihorohoro sy mampatahotra ny olona maneran-tany ny Coronavirus. Raha mikasika an’i Madagasikara manokana, dia vaovao mahafaly fa ny olona

Andry Rajoelina “10 andro sisa ny ady…”

Hamaky ny tohiny...


Politique

Filoha Rajoelina Nidina be ny taham-pankafizan’ny olona azy

28/02/2020

Tsy mahafantatra.izay tena laharam-pahamehana ho an’ny vahoaka Malagasy ny fitondram-panjakana, raha jerena amin’ny fomba fiasany.

 

Isika efa miha mahantra, fa ny hanao kianja sy hanototra tanimbary no mahamaika. Ankehitriny dia io voasokajy ho firenena faha-29 amin’ny 31 mahantra indrindra eto ambonin’ny tany. Mihazakazaka ho gisitra. Asa na tsy fahafehezana ny politika na misy mampijabaka ny filoha ao. Ny ao anaty fanjakana sy mpanara-dia ny filoha Rajoelina ihany dia efa mahatsapa fa nihena be sahady ny taham-pankafizan’ny olona azy na ny “taux de popularité”. Ao anatin’ny ambony io taha io no manimba tena maka tanin'olona, kanefa nilokaloka tamin’ny vahoaka fa tsy haka ny tanin’ny Malagasy fa hanome aza. Ny fananganam-pahavalo mihazakazaka. Firifiry ireo depiote ireo ahiahiana ho nanao kolikoly tamin’ny resaka malety malety. Nahoana no tsy voakitika fa olona roa 2 na 3 mety hananana lonilony no hatao hazalambo ? Izao dia hoe averina ny andrimasom-pokonolona eto Antananarivo. Naninona izao izany raha tamin’ny febroary 2019 dia efa natao. Toa tsy misy sori-dàlana mazava hizoran’ny firenena, fa toa any amin’ny resaka famonoana afo sisa no tena hampisehoana fa misy ny fandraisana andraikitra.  Miandry kiana mivaivay sy olana efa miparitaka eny amin’ny tambajotran-tserasera vao mikorapaka. Aiza ho aiza izao ny fampiharana ny vahaolana ho an’ny mpampianatra sa hiandry grevy indray vao hikorapaka?

Toky R

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana