Dans la męme rubrique

CNaPS Vontovorona Olona araha-maso miisa 67 no mihiboka eny

28/03/2020

Anisan’ny toerana hametrahana ireo olona araha-maso ara-pahasalamana akaiky amin’izao fisian’ny valan’aretina Coronavirus eto Madagasikara izao ny eny amin’ny fotodrafitrasan’ny

CNaPS Vontovorona Olona araha-maso miisa 67 no mihiboka eny

Hamaky ny tohiny...

Tsena an-davanandro Midangana izay tsy izy ny vidin’ny legioma

28/03/2020

Midangana izaitsizy ny vidin’ny legioma eny an-tsena. 1.000 Ar isan-kilao ny fiarakany raha kely ka tena mampikolay ny isan-tokantrano tokoa .

Tsena an-davanandro Midangana izay tsy izy ny vidin’ny legioma

Hamaky ny tohiny...

Fonjan’antanimora Olona 2 no nahiana ho voan’ny Coronavirus

28/03/2020

Tsy misy olona voan’ny coronavirus ao amin’ny fonjaben’Antanimora hoy ny Ministry ny Ati-tany Tianarivelo Razafimahefa omaly.

Fonjan’antanimora Olona 2 no nahiana ho voan’ny Coronavirus

Hamaky ny tohiny...

Fizarana zavatra avy amin’ny fanjakana Tsy handray anjara ny Depiote TIM

28/03/2020

Nanapa-kevitra ny tsy hiditra amin'izay mety ho fizarana zavatra na vola avy amin'ny mpanatanteraka ireo solombavam-bahoaka TIM.

Fizarana zavatra avy amin’ny fanjakana Tsy handray anjara ny Depiote TIM

Hamaky ny tohiny...

Ady amin’ny tsy fanjariantsakafo Azo ampiasaina ny vokatry ny tany eto amintsika

28/03/2020

Rehefa nahazo ny amboara tompondakan’ny ady amin’ny tsy fanjariantsakafo ny filoha Andry Rajoelina, nandritra ny fihaonana an-tampony faha-33-n’ireo

Ady amin’ny tsy fanjariantsakafo Azo ampiasaina ny vokatry ny tany eto amintsika

Hamaky ny tohiny...

Editions Jeunes Malgaches Hamporisika ny ankizy ho tia mamaky boky

28/03/2020

Hisy boky miisa 6 izay navadika ho feo handeha maimaimpoana isan'andro ao amin'ireo onjam-peo mandrafitra ny “Coalition des radios”, izay maherin` ny 50 isa,

Editions Jeunes Malgaches Hamporisika ny ankizy ho tia mamaky boky

Hamaky ny tohiny...

Minisitry ny mponina Manao “télétravail” avy eny Anosiala

27/03/2020

Somary gaga ihany ireo mpanara-baovao mahita ny tale jeneraly misahana ny fiahiana sosialy misolo tena ny ministra Naharimamy Lucien Irmah isaky misy fivoriana na koa hetsika ataon` ny ministera foibe amin` izao fiatrehana ny “coronavirus” izao.

Minisitry ny mponina Manao “télétravail” avy eny Anosiala

Hamaky ny tohiny...


Sosialy

Bakalorea 2020 Hotanterahina ny 17 ka hatramin'ny 21 aogositra ho avy izao

27/02/2020

Hotanterahina ny alatsinainy 17 ka hatramin'ny 21 aogositra ho avy izao manomboka amin’ny fito ora maraina ny fanadinana bakalorea ankapobeny sy ny bakalorea teknika fihodinana voalohany.

 

 

 Ny alatsinainy 24 ka hatramin'ny 27 aogositra kosa no hotontosaina  ny bakalôrea teknika fihodinana faharoa raha araka ny tafa nifanaovan’ny minisiteran’ny fampianarana ambaratonga ambony sy ny fikarohana siantifika tamin’ny mpanao gazety omaly.  Efa nanomboka tamin’ny 20 febroary  teo  tamin’ny 8 ora maraina eny amin’ny “Service du baccalauréat” manerana ny oniversite ny fisoratana anarana , ary hifarana ny alakamisy 30 aprily 2020 amin’ny 6 ora hariva ho an’ireo izay liana amin’izany. Tsy hisy ny fanomezana alalana manokana ivelan’ireo daty voafaritra ireo, hoy hatrany ny fanazavana azo omaly. Mikasika ny saram-pisoratana anarana dia fantatra fa  15 000 Ar  izany ho an’ireo mpiadina atolotry ny sekoly, 50 000 Ar ny mpiadina misora-tena,  raha  100 000 Ar ny mpiadina teratany vahiny.

 

Pati

 

 

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana