Dans la mme rubrique

Roland Garros Nisy lalao namboarina

07/10/2020

Nisokatra ny fanadihadiana mombana kolikoky avo lenta eo amin`ny sehatry ny fanatanjahan-tena (corruption sportive active et passive), araka ny nambaran` ireo haino aman-jery vahiny mahakasika ny fifaninana Roland Garros,

Roland Garros Nisy lalao namboarina

Hamaky ny tohiny...

Coronavirus maneran-tany Miomana amin` ny fiatrehana ny andiany faharoa ?

28/09/2020

Tsy mbola milanina ny fiatrehana ny ady amin` ny Covid 19 maneran-tany. Miha ratsy ny toe-draharaha any Etazonia: roa hetsy ireo namoy ny ainy.

Coronavirus maneran-tany Miomana amin` ny fiatrehana ny andiany faharoa ?

Hamaky ny tohiny...

Frantsa Niverina nihetsika indray ny « Gilets Jaunes »

14/09/2020

Raikitra indray ny sakoroka tao Paris - Frantsa ny sabotsy lasa teo. Niverina nidina an-dalambe indray ny "Gilets Jaunes" raha toa ka niato izany nandritra ireny vanim-potoanan` ny valanaretina Covid 19 tany an-toerana ireny.

Frantsa Niverina nihetsika indray ny « Gilets Jaunes »

Hamaky ny tohiny...

Feno 19 taona ny 11 septambra 2001 Kihon-dalan’ny tantaran’izao tontolo izao

11/09/2020

Feno 19 taona katroka anio ny raharaha 11 sepambra 2001, asa fampihorohoroana tamin’ny alalan’ny fiaramanidina roa nanapoahana ny trano kambana nijoalajoala na ny World Trade Center

Feno 19 taona ny 11 septambra 2001 Kihon-dalan’ny tantaran’izao tontolo izao

Hamaky ny tohiny...

Paris Saint-Gérmain Voan’ny Covid-19 i Neymar, Di Maria, Paredes

03/09/2020

Mitondra ny valanaretina Covid-19 i Neymar kintan’ny baolina kitra Brezilianina milalao ao amin’ny Paris Saint-Germain na ny PSG. Nandeha nitsangatsangana tany Ibiza,

Paris Saint-Gérmain Voan’ny Covid-19 i Neymar, Di Maria, Paredes

Hamaky ny tohiny...

Fitaterana anabakabaka 100 miliara dolara no fatiantoka maneran-tany

26/08/2020

Nihena 4,6 miliara ny isan` mpandeha fiaramanidina hatramin` ny nisian` ny valanaretina “coronavirus” maneran-tany teo amin` ny seham-pitaterana anabakabaka araka ny tatitra navoakan` ny banky iraisam-pirenena.

Fitaterana anabakabaka 100 miliara dolara no fatiantoka maneran-tany

Hamaky ny tohiny...

Fanonganam-panjakana tany Mali Vita hatreto ny momba ny filoha IBK

20/08/2020

Nametra-pialana rehefa tratry ny tsindrin’ireo miaramila mpikomy ny filoha Maliana Ibrahim Boubacar Keita (IBK).

Fanonganam-panjakana tany Mali Vita hatreto ny momba ny filoha IBK

Hamaky ny tohiny...


Any Ivelany

Eoropa Mitombo isa ny olona voan’ny Coronavirus

27/02/2020

Lehilahy iray, 60 taona izay mpampianatra no voaporofo fa matin’ny Coronavirus tany Paris Frantsa ny alin’ny talata teo.

 

Ity lehilahy ity izany no teratany Frantsay voalohany matin’ny Coronavirus. Tsy nandalo tamin’ireo sokajiana fa faritra mena anefa izy araka ny fanambaran’ny tompon’andraikitra tany an-toerana omaly ary efa mandeha ny fanadihadiana mba hahafantarana ny tena marina, hoy ny minisitry ny fahasalamana Olivier Véran. Olona roa izany aloha hatreto no matin’ny  Covid 19 tany Frantsa dia ity mpampianatra ity sy teratany Sinoa iray 80 taona. Hatreto izany dia miisa 11 ireo efa sitrana ary olona 4 kosa mbola tsaboina any amin’ny hopitaly any Frantsa; omaly alarobia no fantatra ny tranga roa tamin’ireo ary raha ny vaovao nivoaka dia efa mampanahy be ihany ny lehilahy iray 55 taona satria hita ho tena voa mafy. Lasa miteraka ahiahy sy fitaintainana amin’ny mponina any an-toerana ny fihanahan’ny Coronavirus any amina firenena vaovao hafa any Eoropa nanomboka ny talata lasa teo, tahaka an’i Autriche, Suisse, Croatie ary Grèce. Ny any Italie moa no tena voa mafy satria mponina miisa 50 000 amina tanàna 11 no tsy maintsy natoka-monina.

RTT

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana