Dans la męme rubrique

Rivo Rakotovao « Aleo isika vahoaka hanaiky ny fepetra rehetra”

28/03/2020

Nitondra hafatra ho an` ny vahoaka Malagasy ny filohan` ny Antenimierandoholona, Rivo Rakotovao, manoloana ny fiatrehana ny areti- mandoza entin’ny Covid-19.

Rivo Rakotovao « Aleo isika vahoaka hanaiky ny fepetra rehetra”

Hamaky ny tohiny...

Filohan’ny Za’gasy Nisy nanafika tao Toliara

28/03/2020

Nanao antsoavo amin’ireo tompon’andraikim-panjakana ao Toliara ny filohan’ny fikambanana Za’gasy sahy mandroso, Jean Navandahy Ratiharison,

Filohan’ny Za’gasy Nisy nanafika tao Toliara

Hamaky ny tohiny...

Vokatra tsy tafavoaka Lasa feno mpivarotra amoron-dalana eny Ambatomirahavavy

28/03/2020

Satria tsy misy ny fitaterana toy ny Taksiborosy dia maro amin’ireo tantsaha mpamokatra mpampiaka-bokatra eto Antananarivo monina eny amin’iny

Vokatra tsy tafavoaka Lasa feno mpivarotra amoron-dalana eny Ambatomirahavavy

Hamaky ny tohiny...

Fanjakana sy Sehatra tsy miankina Nifanaraka fa tsy hisy fandroahana mpiasa

26/03/2020

Tsy maintsy hisy fiantraikany maro amin’ireo sehatra ara-toekarena eto amin’ny firenena ny fanapahan-kevitra noraisina indrindra ny amin’ny tsy fivoahana ny trano intsony.

Fanjakana sy Sehatra tsy miankina Nifanaraka fa tsy hisy fandroahana mpiasa

Hamaky ny tohiny...

Andry Rajoelina “10 andro sisa ny ady…”

26/03/2020

Toa mampihorohoro sy mampatahotra ny olona maneran-tany ny Coronavirus. Raha mikasika an’i Madagasikara manokana, dia vaovao mahafaly fa ny olona

Andry Rajoelina “10 andro sisa ny ady…”

Hamaky ny tohiny...

Hanitra Razafimanantsoa “Tsy hanavahana ny fepetra raisina”

24/03/2020

“3 no narary ny zoma , 12 "cas confirmés" sahady ny alahady. Ireo aloha no azon' ny Filoha notenenina”hoy ny solombavambahoaka Hanitra Razafimanantsoa. Mipetraka kosa ny fanontaniana, hoy izy:

Hanitra Razafimanantsoa “Tsy hanavahana ny fepetra raisina”

Hamaky ny tohiny...

Antoko TAMAMI “Fotoana hisokafan’ny fitondrana izao!”

24/03/2020

Fotoana izao hanehoana ny firaisankinam-pirenena, hoy ny avy eo anivon’ny antoko politika TAMAMI.

Antoko TAMAMI “Fotoana hisokafan’ny fitondrana izao!”

Hamaky ny tohiny...


Politique

Depiote sy Loholona Hivory tsy ara-potoana manomboka ny 4 martsa

27/02/2020

Araka ny filankevitry ny minisitra omaly dia ny 04 martsa 2020 no antsoina hivory tsy ara-potoana ny antenimiera roa tonta,

izany hoe ny antemieram-pirenena sy ny antenimierandoholona mandritra ny 12 andro mba hankatoavana ireo didy hitsivolana miisa 9 noraisin’ny filoham- pirenena nandritra ny fanomezam-pahefana nomen’ny Antenimieram-pirenena azy talohan’ny nijoroan’ny Antenimieram-pirenena. Raha tsiahivina, nametraka fitoriana teny anivon`ny  Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC) ny filohan`ny  Antenimierandoholona ny talata 14 janoary lasa teo. Fitoriana izay milaza fa misy ny tsy fahatomombanana hita taratra tamin`ny fanatanterahana ilay fanapahan-kevitra lah. 005-HCC/D3 tamin`ny 13 febroary 2019, izay noraisin`ny HCC, mikasika ireo didy hitsivolana izay nosoniavin`ny filoham-pirenena nandritra ny fotoana nanomezana azy fahefana hanao lalàna tamin`ny taona 2019, tamin`ny fotoana tsy nampisy ny Antenimieram-pirenena. Voalaza ao amin`ilay fanapahan-kevitry ny HCC io fa tokony hampandalovina sy hankatoavina eo anivon`ny antenimiera roa tonta izany didy hitsivolana izany mandritra ny fotoam-pivoriana ara-potoana faharoan`ny parlemantera farany teo saingy tsy tanteraka izany. Taorian` izay dia nisy didy fanapahana navoakan`ny HCC fa tsy maintsy ampidirina eny anivon`ny parlemanta ireo didy hitsivolana ireo.

Marigny A.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana