Dans la mme rubrique

Rivo Rakotovao « Aleo isika vahoaka hanaiky ny fepetra rehetra”

28/03/2020

Nitondra hafatra ho an` ny vahoaka Malagasy ny filohan` ny Antenimierandoholona, Rivo Rakotovao, manoloana ny fiatrehana ny areti- mandoza entin’ny Covid-19.

Rivo Rakotovao « Aleo isika vahoaka hanaiky ny fepetra rehetra”

Hamaky ny tohiny...

Filohan’ny Za’gasy Nisy nanafika tao Toliara

28/03/2020

Nanao antsoavo amin’ireo tompon’andraikim-panjakana ao Toliara ny filohan’ny fikambanana Za’gasy sahy mandroso, Jean Navandahy Ratiharison,

Filohan’ny Za’gasy Nisy nanafika tao Toliara

Hamaky ny tohiny...

Vokatra tsy tafavoaka Lasa feno mpivarotra amoron-dalana eny Ambatomirahavavy

28/03/2020

Satria tsy misy ny fitaterana toy ny Taksiborosy dia maro amin’ireo tantsaha mpamokatra mpampiaka-bokatra eto Antananarivo monina eny amin’iny

Vokatra tsy tafavoaka Lasa feno mpivarotra amoron-dalana eny Ambatomirahavavy

Hamaky ny tohiny...

Fanjakana sy Sehatra tsy miankina Nifanaraka fa tsy hisy fandroahana mpiasa

26/03/2020

Tsy maintsy hisy fiantraikany maro amin’ireo sehatra ara-toekarena eto amin’ny firenena ny fanapahan-kevitra noraisina indrindra ny amin’ny tsy fivoahana ny trano intsony.

Fanjakana sy Sehatra tsy miankina Nifanaraka fa tsy hisy fandroahana mpiasa

Hamaky ny tohiny...

Andry Rajoelina “10 andro sisa ny ady…”

26/03/2020

Toa mampihorohoro sy mampatahotra ny olona maneran-tany ny Coronavirus. Raha mikasika an’i Madagasikara manokana, dia vaovao mahafaly fa ny olona

Andry Rajoelina “10 andro sisa ny ady…”

Hamaky ny tohiny...

Hanitra Razafimanantsoa “Tsy hanavahana ny fepetra raisina”

24/03/2020

“3 no narary ny zoma , 12 "cas confirmés" sahady ny alahady. Ireo aloha no azon' ny Filoha notenenina”hoy ny solombavambahoaka Hanitra Razafimanantsoa. Mipetraka kosa ny fanontaniana, hoy izy:

Hanitra Razafimanantsoa “Tsy hanavahana ny fepetra raisina”

Hamaky ny tohiny...

Antoko TAMAMI “Fotoana hisokafan’ny fitondrana izao!”

24/03/2020

Fotoana izao hanehoana ny firaisankinam-pirenena, hoy ny avy eo anivon’ny antoko politika TAMAMI.

Antoko TAMAMI “Fotoana hisokafan’ny fitondrana izao!”

Hamaky ny tohiny...


Politique

Fahasarotam-piainana Tsy midika hoe afaka mifamono eto isika, hoy ny CFM

20/02/2020

« Aiza ho aiza isika malagasy ankehitriny amin’ny fanajana ny hasin’ny aina amin’ny fanajana ny hasin’ny olombelona ?”,

 

 

hoy ny filoha lefitry ny filankevitry ny fampihavanana malagasy, Gerard Ramamimampionona, manoloana ny fitsaram-bahoaka sy vono olona mahatsiravina miverina mirongatra ankehitriny. Ny rehetra dia tompon’andraikitra daholo satria saika olona mifanakaiky toy ny mpivady, mpirahalahy, ray aman-dreny sy zanaka amin’izao no lasa mifamono. Miantso ny fahatsiarovan-tenan’ny tsirairay ny CFM, hoy izy. Eo koa ny zava-mahadomelina sy tsy fandraisana andraikitra amin’ny fifehezana izany. Iza no manaparitaka azy ireny ? Ny fahasarotam-piainana tsy lalana mankankany amin’ny fifamonoana sy fangalarana. Tsy voatery hiara-dalana amin’ny fahantrana ny faharatsiana ary tokony hisy ny sazy marina. Izay rehetra tratra mivarotra na mifoka zava-mahadomelina sy mamono olona na mangalatra dia tokony hiezaka ny rehetra mandray andraikitra tandrify. Na fiangonana na sekoly na mpifanolo-bodirindrina mila miezaka mifandamina sy mifampiresaka amin’ny zava-misy fa tsy herisetra foana no hifamaliana eto. Mila fanabeazana toetsaina sy toe-po ahafahan’ny olona mifehy tena satria miha tafahoatra koa ankehitriny, hoy izy, ny fitiavam-bola sy fitiavan-tena. Hisy moa ny atrikasa hifanotronan’ny CFM anio hatao ao Fianarantsoa handinihana ny fahafaha-mametraka ny fihavanana.

J. Mirija

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana