Dans la mme rubrique

Mbola Rajaonah Natoka-monina tanteraka …

07/04/2020

Re fa novaina ny toerana izay ipetrahan’i Mbola Rajaonah ao amin’ny fonjan’i Tsiafahy.

Mbola Rajaonah Natoka-monina tanteraka …

Hamaky ny tohiny...

Marc Ravalomanana “Ho very eto isika raha tsy mifanampy”

07/04/2020

Miady amin’ny zavatra tsy fantatra sy tsy nampoizina, izay mila fahakingana. Tsy sanatriavin’ny vava mitady toerana sy mitady fahefana aho, fa te hanampy, te hizara traikefa, hoy i Marc Ravalomanana omaly tamina fandaharana manokana.

Marc Ravalomanana “Ho very eto isika raha tsy mifanampy”

Hamaky ny tohiny...

Mitohy ny fihibohana ! Mikatona ny sekoly, tsy misy fitateram-bahoaka…

06/04/2020

Tohizana ny ezaka efa natomboka, hoy ny filoha Andry Rajoelina nandritra ny kabariny halina ;

Mitohy ny fihibohana ! Mikatona ny sekoly, tsy misy fitateram-bahoaka…

Hamaky ny tohiny...

Fakan-kevitra Voahilika ireo hery politika sy fiarahamonim-pirenena

06/04/2020

Ny sabotsy lasa teo no nandray ireo filoham-piangonana eo anivon` ny FFKM, sy ireo filohanà andrim-panjakana,

Fakan-kevitra Voahilika ireo hery politika sy fiarahamonim-pirenena

Hamaky ny tohiny...

Arphine Rahelisoa Tsy mbola fantatra ny daty hitsarana azy

06/04/2020

Fanalam-baraka, manosika ny olona tsy hitia ny filoham-pirenena no ambara fa vesatra hanenjehana an-dRahelisoa,

Arphine Rahelisoa Tsy mbola fantatra ny daty hitsarana azy

Hamaky ny tohiny...

Fahasalamana, Politika, Toekarena Ho sarotra ny fanapahana !

04/04/2020

Hanao kabary amin’ny vahoaka Malagasy ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina rahampitso alahady 4 aprily, momba ny fanapahan-kevitra lehibe taorian’ny fihibohana 15 andro.

Fahasalamana, Politika, Toekarena Ho sarotra ny fanapahana !

Hamaky ny tohiny...

Loholon` i Madagasikara Miantso fihaonana amin` ny Filoham-pirenena

04/04/2020

Ireo loholona, amin` ny alalan` ny filohany Rivo Rakotovao, dia niantso fihaonana amin` ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina.

Loholon` i Madagasikara Miantso fihaonana amin` ny Filoham-pirenena

Hamaky ny tohiny...


Politique

Faritra Atsinanana sy Analanjirofo Miandrandra governora mahafantatra ny faritra ny mponina

19/02/2020

Resabe ao amin’ny faritra Atsinanana sy Analanjirofo amin’izao ny fanendrena izay ho governoran’iny faritra iny, raha ny nambaran’ireo mpanara-baovao monina any an-toerana.

 

 

 Samy manana ny fomba fijeriny  ireo olona nanaovana fanadihadiana toy ny tao Analanjirofo izay  sahy milaza fa  tsy tokony  ho olona manampahefana ambony efa avy nisahana  fitantanana ny raharaham-pirenena sy sampandraharaha nahenoana laza ratsy tamin’ireo toerana efa niasany no ho eo . Misy amin’ireo manampahefana ao an-toerana no milofo amin’ny fanohanana mpifaninana ho eo amin’ny toeran’ny governora kanefa misy efa manana laza ratsy ny sasany amin’izy ireny, hoy hatrany ireo fanehoan-kevitra. Tsy ny ao amin’ny faritra Analanjirofo ihany no ahitana ity olana ity fa ao Atsinanana koa. Ity faritra voalaza farany ity izay vavahady lehibe fidirana eto Madagasikara noho ny fananany ny seranan-tsambo goavana. Mikasika ity tohina fanendrena governora ity moa dia efa nanafatra ny avy eo anivon’ny faribolam-pandinihana Silamo tamin’ny alalan’ny sekretera jeneraliny, Moussa Soalihy, fa miandrandra governora mahafantatra ny faritra ary manana ny antsoina hoe “sentiment d’appartenance” ny mponina.

J. Mirija

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana