Dans la mme rubrique

Mbola Rajaonah Natoka-monina tanteraka …

07/04/2020

Re fa novaina ny toerana izay ipetrahan’i Mbola Rajaonah ao amin’ny fonjan’i Tsiafahy.

Mbola Rajaonah Natoka-monina tanteraka …

Hamaky ny tohiny...

Marc Ravalomanana “Ho very eto isika raha tsy mifanampy”

07/04/2020

Miady amin’ny zavatra tsy fantatra sy tsy nampoizina, izay mila fahakingana. Tsy sanatriavin’ny vava mitady toerana sy mitady fahefana aho, fa te hanampy, te hizara traikefa, hoy i Marc Ravalomanana omaly tamina fandaharana manokana.

Marc Ravalomanana “Ho very eto isika raha tsy mifanampy”

Hamaky ny tohiny...

Mitohy ny fihibohana ! Mikatona ny sekoly, tsy misy fitateram-bahoaka…

06/04/2020

Tohizana ny ezaka efa natomboka, hoy ny filoha Andry Rajoelina nandritra ny kabariny halina ;

Mitohy ny fihibohana ! Mikatona ny sekoly, tsy misy fitateram-bahoaka…

Hamaky ny tohiny...

Fakan-kevitra Voahilika ireo hery politika sy fiarahamonim-pirenena

06/04/2020

Ny sabotsy lasa teo no nandray ireo filoham-piangonana eo anivon` ny FFKM, sy ireo filohanà andrim-panjakana,

Fakan-kevitra Voahilika ireo hery politika sy fiarahamonim-pirenena

Hamaky ny tohiny...

Arphine Rahelisoa Tsy mbola fantatra ny daty hitsarana azy

06/04/2020

Fanalam-baraka, manosika ny olona tsy hitia ny filoham-pirenena no ambara fa vesatra hanenjehana an-dRahelisoa,

Arphine Rahelisoa Tsy mbola fantatra ny daty hitsarana azy

Hamaky ny tohiny...

Fahasalamana, Politika, Toekarena Ho sarotra ny fanapahana !

04/04/2020

Hanao kabary amin’ny vahoaka Malagasy ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina rahampitso alahady 4 aprily, momba ny fanapahan-kevitra lehibe taorian’ny fihibohana 15 andro.

Fahasalamana, Politika, Toekarena Ho sarotra ny fanapahana !

Hamaky ny tohiny...

Loholon` i Madagasikara Miantso fihaonana amin` ny Filoham-pirenena

04/04/2020

Ireo loholona, amin` ny alalan` ny filohany Rivo Rakotovao, dia niantso fihaonana amin` ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina.

Loholon` i Madagasikara Miantso fihaonana amin` ny Filoham-pirenena

Hamaky ny tohiny...


Politique

«Fonds souverains » Tsy mahomby raha ratsy ny fitantanana

19/02/2020

Mbola maro no manahy amin’ny fitantanana ataon’ny fitondrana Rajoelina. Ny teo anivon’ny Antenimierandoholona moa dia mbola mangataka fanazavana amin’ny atao hoe “fonds souverains” ka nanomezana alalana hisitraka vola mitentina 200 miliara ariary.

 

 

 

Fomba amam-panao any amin’ireo tany an-dalam-pandrosoana izy io toa an’i Algérie, Arabie Saoudite na koa Brésil. Ireo firenena ireo dia hisitraka izay tombony ara-barotra sy vola miditra amin’ny sehatry ny akoran’afo mba hahamarin-toerana ny famatsiam-bola ho an’ ireo orinasa ao aminy. Midika izany fa miteraka tombontsoa ho an’ny toekarena. Aty Madagasikara, na entina hanaovana tetikasa na hampiasa ny volan’ny CNaPS hamatsiana tetikasam-panjakana, tsy mahafeno fepetra isika. Ny fanjakana ve dia mafy orina amin’ny fananganana “fonds souverains”? Raha eny, dia mila mahafehy ny fomba fitantanana sy fangaraharana raha tiana hahomby. Taorian’ny fahaleovantena, ny fitantanana no anisan’ny lesoka goavana teo amin’ny fitantanana raharaham-panjakana teto Madagasikara. Tafiditra amin’izany ny fitondrana Rajoelina ary mila mampitombo ezaka avo roa heny raha te hahomby  .

Marigny A.

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana