Dans la mme rubrique

Andry Rajoelina « Salama tsara aho… »

30/03/2020

Azo tsaboina tsara ny Coronavirus ka tsy tokony hampatahotra, fa ny fiparitahany be no manahirana, hoy ny Filoha Andry Rajoelina ny sabotsy teo.

Andry Rajoelina « Salama tsara aho… »

Hamaky ny tohiny...

Plan d’urgence sociale Mpamily sy resevera 1000 nahazo fanampiana

30/03/2020

Nanomboka ny sabotsy teo ny fizarana ny fanampiana ho an’ireo mpamily fiara karetsaka sy taxi-be ary ireo mpanampy azy eto amintsika tafiditra ao anatin’ilay plan d’urgence sociale,

Plan d’urgence sociale Mpamily sy resevera 1000 nahazo fanampiana

Hamaky ny tohiny...

Fahatsiarovana ny 29 martsa Hetsika tamim-pahanginana no natao

30/03/2020

Noho ny fepetra noraisina amin’ny tsy fahafaha-mivoaka, dia tsy nisy ny famoriam-bahoaka amin’ny fahatsiarovana ny 29 martsa.

Fahatsiarovana ny 29 martsa Hetsika tamim-pahanginana no natao

Hamaky ny tohiny...

Haino aman-jerin’i Onitiana Realy Nahazo taratasy fampitandremana

30/03/2020

Nanaovan'ny ministeran'ny serasera sy ny kolotsaina tarihin-dRamatoa Lalatiana Andriatongarivo fampitandremana na “Lettre de mise en demeure” ny haino

Haino aman-jerin’i Onitiana Realy Nahazo taratasy fampitandremana

Hamaky ny tohiny...

KMF-CNOE “Fiara-mientana no ahombiazana!”

28/03/2020

Namoaka fanambarana ny KMF/CNOE-Fanabeazana Olompirenena manoloana ny aretin-mandoza “coronavirus” izao. Voalohany,mbola manamafy hatrany

KMF-CNOE “Fiara-mientana no ahombiazana!”

Hamaky ny tohiny...

Minisitry ny atitany Niantso fahamatorana ho an’ireo sehatra tsy miankina

27/03/2020

Aoka isika mba ho matotra, hoy ny minisitry ny atitany, Tianarivelo Razafimahefa, omaly mantsy ireo sehatra tsy miankina mbola voatery manohy ny fampiodinana

Minisitry ny atitany Niantso fahamatorana ho an’ireo sehatra tsy miankina

Hamaky ny tohiny...

Fahafahan’ny mpanao gazety mivezivezy Nifampiresaka tamin’ny minisitera ny OJM

27/03/2020

Malalaka manomboka izao ny mpanao gazety amin’ny fikaroham-baovao, raha ny fampitam-baovao avy amin’ny sekretera jeneralin’ny holafitry ny mpanao gazety eto Madagasikara (OJM),

Fahafahan’ny mpanao gazety mivezivezy Nifampiresaka tamin’ny minisitera ny OJM

Hamaky ny tohiny...


Actualits

Fanalam-baraka sy resaka mamoafady Hitory ireo mpanely tsaho ny SPAT Toamasina

18/02/2020

Tao anatin’ny andro vitsy izay dia niparitaka tamin’ny pejy facebook iray misandoka ny SPAT (Société du Port à Gestion Autonome de Toamasina)

 

 

 ny sary mamoafady tamin’ny endriny maromaro. Saika maneho sy mandrahona tamina fisiana fangalarana vola nataona tovovavy tamina tompon’andraikitra tao amin’ny SPAT, ary mitaky ny hamerenana ny vola raha tsy izany hivoaka ny tsiambaratelo, izay sary mamoafady. Tsy tena kaontin’ny SPAT anefa io ary tsy misy resaka fakana vola izany tao, raha ny loharanom-baovao. Tsy avy ao amin’ny SPAT ny hafatra niniana naparitaka ary tsy nisy ny resa-bola nalaiana tao. Raha ny vaovao farany, dia hitory ny ao ambadiky ny fanelezana resaka mamoafady sy manalabaraka azy ny SPAT.  Gaboraraka tanteraka hatrany ny fikirakirana ny “facebook” eto amintsika ary zary lasa ampiasaina amin’ny zava-dratsy. Raha tena henjehina ny olona mampiasa an’ireny na kaonty tsy tena izy aza, dia azo harahina sy henjehina amin’ny alalan’ny adiresy IP (Internet Protocol). Ho an’i Madagasikara manokana dia efa mihatra ny lalàna momba ny heloka amin’ny internet sy ny tambajotran-tserasera dia ny lalàna n°2014-006 tamin’ny 17 jolay 2014. Io ilay lalàna fantatra amin’ny hoe: “loi sur la cybercriminalité”. Tsy vitsy no efa nohenjehina tamin’io, saingy mbola maro no mihevitra ny tsy ho tratry ny aloka.

Toky R

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana