Dans la mme rubrique

Lalam-pirenena faharoa Lehilahy roa no voasambotra

31/03/2020

Miasa andro aman’alina ireo mpitandro ny filaminana any amin’iny lalam-pirenena faharoa iny amin’izao.

Lalam-pirenena faharoa Lehilahy roa no voasambotra

Hamaky ny tohiny...

Dr Razafindranazy Jean-Jacques Mpitsabo matin’ny coronavirus voalohany tao Frantsa

23/03/2020

Ny zanak’ity mpitsabo ity no nanao ny fampilazana tamin’ny tambazotra sosialy facebook ny sabotsy 21 marsa 2020 teo, fa nodimandry ny rainy, Dr Razafindranazy Jean-Jacques, 67 taona, izay dokotera amin’ny sampana vonjy aina ao amin’ny hopitalin’i Compiègne any Frantsa.

Dr Razafindranazy Jean-Jacques Mpitsabo matin’ny coronavirus voalohany tao Frantsa

Hamaky ny tohiny...

Ahiahy amin’ny Coronavirus Vazaha iray mampisahotaka ny iray tanàna

23/03/2020

Vazaha iray antsoina hoe Delmas Anthony Joseph no nanahirana ny olona sy ny mpitandro filaminana noho nivezivezy tao Anatin’ny Commune Befotaka-Nord.

Ahiahy amin’ny Coronavirus Vazaha iray mampisahotaka ny iray tanàna

Hamaky ny tohiny...

Cité Canada Toamasina Fonosana nampisahotaka

23/03/2020

Nahitana valonan-javatra mifono lambatsilena miloko manga tao anaty tsikafona sy fako, teo amin’ny Cité Canada-Toamasina omaly maraina.

Cité Canada Toamasina Fonosana nampisahotaka

Hamaky ny tohiny...

MORONDAVA Arahi-maso akaiky ireo olona 6 avy any ivelany tsy nihiboka

23/03/2020

Nikorontana ny tao Morondava ny faran’ny herinandro teo. Raha araka ny loharanom-baovao azo mantsy dia nisy olona 6 avy any ivelany tonga teto Antananarivo ny herinandro lasa teo ary

MORONDAVA Arahi-maso akaiky ireo olona 6 avy any ivelany tsy nihiboka

Hamaky ny tohiny...

Norotiana Andriamanohy “Fotoana hanehoan’ny Kristianina ny firaisankinany izao!”

23/03/2020

Manoloana ny toe-draharaha misy maneran-tany izay efa maha tafiditra ny firenentsika ankehitriny ihany koa sy manoloana ny toromarika izay nomen’ny filoham-pirenena Malagasy sy amin’ny tokony hanafoanana famorian’olona

Norotiana Andriamanohy “Fotoana hanehoan’ny Kristianina ny firaisankinany izao!”

Hamaky ny tohiny...

Loza mahatsiravina Zazalahy 13 taona maty kilan’ny afon-dasantsy

20/03/2020

Ny alarobia 18 martsa 2020 lasa teo , tokony tamin'ny 7ora hariva no nitrangan'ity loza mahatsiravina ity tao amin'ny Fonkotany Ambalabe, teto Mandritsara tampon-tanàna.

Loza mahatsiravina Zazalahy 13 taona maty kilan’ny afon-dasantsy

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Alaotra Mangoro Ankohonana miisa 4.500 nahazo tosika fanampiana

17/02/2020

Taorian’ny orambe naha tondra-drano ny faritra Alaotra Mangoro ny volana janoary lasa teo dia niroso avy hatrany tamin’ny asa fanarenana ny FID (Fonds d’Intervention pour le Développement)

 

 

 raha vao naharay ny tatitra avy amin’ny birao nasionaly misahana ny loza voajanahary BNGRC. Tamin’ny alalan’ny « asa tana-maro » no nametrahana ireo gony marobe misy fasika ho fanamboarana ireo valam-parihy tao amin’ny distrikan’Ambatondrazaka sy Amparafaravola. Izany asa tana-maro izany dia nahafahana nitsinjo ankohonana traboina miisa 2.100 ao amin’ireo kaominina 4 (Ilafy, Ambatondrazaka, Tanambe ary Beanana) anatin’ny distrika 2. Izany dia mba nahafahan’izy ireo nihoatra tamin’ny voina sy namerina haingana ny fiainana ho toy ny andavanandro. Nandritra ny 20 andro niasana dia nandray ny tambiny misanda ho 5.000 Ar isan’andro ireo mpisitraka rehetra nitsinjara tamin’ireo toerana 15 nanaovana ny asa. Etsy an-danin’izany, hisy ihany koa ny fanadiovana sy fanamboarana ireo lakan-drano mitsinjara amin’ny toerana 16 manomboka ny 17 febroary 2020 ho avy izao. Ho fanampin’ireo distrika 2 voalaza etsy ambony ireo dia i Moramanga no ho anisan’ireo distrika hanaovana ny asa fanadiovana, haharitra 10 andro izany ary ankohonana miisa 2.400 no hisitraka izany.

 



Marigny A.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana