Dans la mme rubrique

Naina Andriantsitohaina Manomboka mafana ny fitsikerana azy

12/08/2020

Manomboka mafana ny tsikera mahazo ny ben’ny tanànan’Antananarivo Atoa Naina Andriantsitohaina.

Naina Andriantsitohaina Manomboka mafana ny fitsikerana azy

Hamaky ny tohiny...

Anosizato Andrefana Raikitra ny fanisana ny mponina

12/08/2020

Raikitra ny fanisana ny mponina ao anatin’ny kaominina Anosizato Andrefana, distrikan’Antananarivo Atsimondrano.

Anosizato Andrefana Raikitra ny fanisana ny mponina

Hamaky ny tohiny...

Marc Ravalomanana “Akatony ny MBS raha sahy ianareo”

11/08/2020

Ny 30 jolay teo no nandefasan’ny Ben’ny tanànan’Antananarivo Naina Andriantsitohaina taratasy manambara ny fanafoanana ny fifanarana fampiasana tany an-taonany maro na “bail amphytéotique”

Marc Ravalomanana “Akatony ny MBS raha sahy ianareo”

Hamaky ny tohiny...

RMDM Hiantso hetsika lehibe aorian’ny fihibohana

11/08/2020

Ny RMDM sy ny mpanohitra rehetra, dia manameloka ny tsy fisian’ny demokrasia sy ny tsy fanajana ny zon’olombelona sy ny tany tsy tan-dalàna nodradradrain’ny mpitondra ankehitriny nakana fahefana.

RMDM Hiantso hetsika lehibe aorian’ny fihibohana

Hamaky ny tohiny...

Emilien Ramboasalama “Fiaikena tsy fahombiazana ny kabarin’ny filoha”

11/08/2020

Kabary fiaikena tsy fahombiazana tao anatin’izay 4 bolana mahery nitantanana ny ahamehana ara-pahasalamana izay no fahitako ireny kabarin’ny filoham-pirenena ireny, hoy ny solombavambahoakan’ny boriborintany faha 4, Emilien Ramboasalama.

Emilien Ramboasalama “Fiaikena tsy fahombiazana ny kabarin’ny filoha”

Hamaky ny tohiny...

Rivo Rakotovao “Hanaparam-pahefana fotsiny ilay fahamehana”

11/08/2020

Fanaparam-pahefana ny mbola fanohizana ny hamehana ara-pahasalamana izay efa andiany faha-11 izao, raha ny nambaran-dRakotovao Rivo, izay sady Filohana andrim-panjakana no mpandrindra ny antoko HVM.

Rivo Rakotovao “Hanaparam-pahefana fotsiny ilay fahamehana”

Hamaky ny tohiny...

Julien Andriamorasata “Tsy hijanona eo ny krizy ara-tsosialy”

11/08/2020

Tsara ny mandray andraikitra sy manao zavatra, hoy ny manampahaizana manokana momba ny fitantanana raharaham-panjakana, Julien Andriamorasata, naneho ny heviny mikasika ny fepetra vaovao noraisina momba ny hahamehana ara-pahasalamana amin’ity tapabolana manaraka ity.

Julien Andriamorasata “Tsy hijanona eo ny krizy ara-tsosialy”

Hamaky ny tohiny...


Politique

Filankevitry ny fampihavanana Malagasy Miisa 4 no nahazo famotsoran-keloka tamin’ny 2019

17/02/2020

Araka ny lalàna lah. 2016-037 tamin`ny 02 febroary 2017 dia anisan` ny fahefana omena ho an`ny Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy (CFM) ny famotsoran-keloka.

 

 

 Famotsoran-keloka ho amin`ny fampihavanana no omen` ny eo anivon`ny CFM mba hanamafisana ny firaisankinan` ny samy Malagasy. Hamafa heloka fototra sy ny heloka fanampiny rehetra ny fahazoana famotsoran-keloka saingy tsy ny rehetra no tsy hisitraka izay anefa. Misy kosa ny dingana, fanadihadiana ary famakafana lalina no tsy maintsy atao vao afaka manome famotsoran-keloka ity rafim-panjakana ity. Tamin` ny taona 2019, dia niisa 40 ireo antontan-taratasy no dinihana ka 4 tamin` izy ireo no nahazo izany famotsoran-keloka izany.  Rehefa mahazo famotsoran-keloka ny olona iray dia madio tanteraka ny ny mombamomba azy eo anivon`ny fitsarana (casier judiciaire). Marihana fa ireo raharaha politika tafiditra teo amin`ny elanelan` ny taona 2002-2013 no hasian` ny CFM fandinihana ary nomarihany fa tsy natao ialokafofan` ny mpanao ratsy ny famotsoran-keloka. Mahakasika ny tetibola natokana hanorenana ireo niharam-boina tao anaty krizy dia nilaza ny CFM fa tsy anjarany no miandraikitra izany. Manana tetibola manokana natokana ho azy tokoa izy ireo, araka ny voarakitra ao anatin`ny lalàmpanorenana, fa kosa tsy tafiditra ao anatin` izany ny sora-bola natokana ho an` ireo niharam-boina, hoy hatrany ny fanazavana.

 

Marigny A.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana