Dans la mme rubrique

Frantsay nandao an’i Madagasikara Tsy mahatoky ny rafitra ara-pahasalamana eto…

06/04/2020

Sidina manokana avy any Lafrantsa " Boeing 777" no tonga teny Ivato naka ireo teratany Frantsay sy ireo Malagasy sasany mizaka ny zom-pirenena Frantsay nody any Frantsa ny sabotsy 4 aprily teo .

Frantsay nandao an’i Madagasikara Tsy mahatoky ny rafitra ara-pahasalamana eto…

Hamaky ny tohiny...

Fianakaviamben’ny mpanao gazety Avoahy i Arphine !

06/04/2020

Manoloana ny fanambarana nataona tompon’andraikitra iray eo anivon’ny rantsana miady amin’ny “cybercriminalité”

Fianakaviamben’ny mpanao gazety Avoahy i Arphine !

Hamaky ny tohiny...

Firaisan-kina Sino-Malagasy Nanolotra vola sy fitaovana ho an’ny CHU Anosiala

06/04/2020

Ny ady amin` ny COVID-19 no mbola ahamehana eto amin` ny firenena.

Firaisan-kina Sino-Malagasy Nanolotra vola sy fitaovana ho an’ny CHU Anosiala

Hamaky ny tohiny...

Guy Rivo Randrianarisoa “ Mora fantarina ny tena meloka…”

06/04/2020

Fantatro ary tena fantatro tsara i Arphine Helisoa eo amin'ny sehatr’asa fanaovan-gazety, hoy ny solombavambahoakan’i Madagasikara teo aloha, Guy Rivo Randrianarisoa.

Guy Rivo Randrianarisoa “ Mora fantarina ny tena meloka…”

Hamaky ny tohiny...

Omby nomena ny voafonja tany antsiranana Nolazain'ny mpitandron'ny filaminana fa omby halatra

06/04/2020

Mpangalatra omby iray fanta-daza any Antsiranana amin'ny fidirany sy fivoahany ny fonja no mbola nahazo fahafahana vonjimaika nivoaka ny fonjan'Antsiranana indray .

Omby nomena ny voafonja tany antsiranana Nolazain'ny mpitandron'ny filaminana fa omby halatra

Hamaky ny tohiny...

Savorovoro teny Antaniavo Mpivarotra paoma efa nisotrosotro no fototry ny olana

06/04/2020

Nitondra fanazavana mikasika ilay savorovoro nitranga teny Antaniavo ny sabotsy teo ny pôlisim-pirenena.

Savorovoro teny Antaniavo Mpivarotra paoma efa nisotrosotro no fototry ny olana

Hamaky ny tohiny...

Mpanao gazety Arphine Helisoa Hiakatra fampanoavana anio

04/04/2020

Nampanantsoin’ny Sampana miandraikitra ny “Cybercriminalité” i Arphine Helisoa (Arp Helisoa) mpanao gazetin’ny Valosoa omaly,

Mpanao gazety Arphine Helisoa Hiakatra fampanoavana anio

Hamaky ny tohiny...


Actualits

50 tapitrisa dolara hiatrehana loza voajanahary « Ho an’ny fanjakana fa tsy natao ho an’ny BNGRC iny»

14/02/2020

Efa miomana sahady amin’ny mety ho fiakaran’ny rano indray ny Biraom-pirenena momba ny loza sy ny tandindon-doza (BNGRC),

ka efa misy, ohatra, ny sambo napetraka any amin’ny faritra Atsinanana. Hatreto, 108,305 taonina ny vary, 13000 taonina ny voamaina,… voaangona ho an’ny traboina hatramin’ny omaly. Betsaka, ary tena mandeha araka ny tokony ho izy ny fitsinjarana. 8205kg no ao amin’ny fitehirizan’entana sisa tsy voazara, ary tena mazava amin’ny antsipirihany no toerana nizarana izany, hoy ny Jeneraly Elack Olivier Andrianjaka Tale Jeneralin’ny. 27361 tokantrano no traboina, ary nisy ny efa nanaovan’ny fanjakana tolo-tanana teo no ho eo, teo ny nataon’ny olona, ary misy ny avy amin’ny BNGRC,… Mandritra ny asa rehetra hetsika rehetra: na UNICEF io, na minisitera, na ONG, Fikambanana, dia tsy maintsy miainga avy ao amin’ny BNGRC  ny fandrindrana. Tsy afaka manao ny sitrapony ny UNICEF hoe hoentinay ary na aroa satria misy toerana efa mety nitondrana fanampiana, kanefa misy toerana hafa tsy nanaovana. Ao no iaingan’ny fandaminana. Raha nanontaniana momba ilay 50 tapitrisa dolara avy amin’ny Fianakaviambe Iraisam-pirenena kosa ny tenany dia naneho fa tsy natao ho an’ny BNGRC iny fa fanampiana ny fanjakana amin’ny ankapobeny, ary tsy voatery ho resaka loza, fa na ny resaka fampandrosoana aza. Izay zavatra tsy vita amin’ny fanampiana, dia manampy ny governemanta ary miara-miasa amin’ny aty amin’ny BNGRC sy ny any amin’ny minisiteran’ny tetibola amin’ny resa-bola, hoy ny fanazavan’io tompon’andraikitra io. Marihina moa fa ny 16 desambra 2019 no nanaovana sonia amin’ny fanomezan’ny Banky Iraisam-pirenena an’io volabe 50 tapitrisa dolara io mba hiatrehana ny loza voajanahary.

Toky R

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana