Dans la mme rubrique

Olan’ny Fanabeazana eto Madagasikara Misintona lakolosy ny PASEM

21/02/2020

Nanao fanambarana sy antso tetsy amin’ny Complexe Ampefiloha omaly ny eo anivon’ny fiaraha-mientan’ny fikambanana sy sendikan’ny fanabeazana eto Madagasikara na PASEM fa

Olan’ny Fanabeazana eto Madagasikara Misintona lakolosy ny PASEM

Hamaky ny tohiny...

Ankadifotsy Tratra ilay ray nanolana ny zanany vavy

21/02/2020

Lehilahy iray, 37 taona no voasambotry ny polisy teny Ankadifotsy omaly alakamisy noho ny resaka fanolanana.

Ankadifotsy Tratra ilay ray nanolana ny zanany vavy

Hamaky ny tohiny...

RN2 sy RN 44 Tsy misy firy intsony ny fanafihana

21/02/2020

Nahafa-po ny valin'ny tomban'ezaka vita tamin'ny hetsika natao ho fiarovana ny lalam-pirenena faha-2 sy faha-44 ao anatin'ny Faritra Alaotra Mangoro nandritra ny faran'ny taona 2019

RN2 sy RN 44 Tsy misy firy intsony ny fanafihana

Hamaky ny tohiny...

FAMPIANARANA Niampy 400 indray ireo tanora manampahaizana

21/02/2020

Tsy lany olomanga i Madagasikara. Tanora mpianatra miisa 400 indray no navoaka tamim-pomba ofisialy omaly rehefa nahavita ny soutenance de memoire sy ny fianaran’asa teny anivon’ny orinasa.

FAMPIANARANA Niampy 400 indray ireo tanora manampahaizana

Hamaky ny tohiny...

Hain-tany mahatsiravina Mitsipatsipaka ny omby any Androy

20/02/2020

Efa notaterina teto omaly, fa vidiana 100Ar ny iray zinga amin’ny rano any Androy raha misy ary 2.000Ar ny iray zerikanina 20litatra.

Hain-tany mahatsiravina Mitsipatsipaka ny omby any Androy

Hamaky ny tohiny...

67 Ha Tratra ilay mpangarom-paosy 16 taona

20/02/2020

Tovolahy iray, 16 taona no voasambotry ny polisim-pirenena avy ao amin’ny CSP7 67ha afak’omaly talata tokony ho tamin’ny 04 ora folakandro raha mbola teo am-pangaronam-paosy teny amin’iny faritra 67ha iny.

67 Ha Tratra ilay mpangarom-paosy 16 taona

Hamaky ny tohiny...

Tranga

Manampahaizana ao Fianarantsoa Hanambatra ny heriny amin’ny fampandrosoana ny faritra misy azy

13/02/2020

12 volana sahady izay no nijoroan’ny fikambanan’ny zanaky ny Faritanin’i Fianarantsoa na ny FIZAFAFI, tarihin-dRamatoa Christine Razanamahasoa sady filohan’ny Antenimieram-pirenena.

 Nampahafantatra ny fisian’ny fikambanana sy ny tanjona kendreny teny amin’ny Yandy By pass izy ireo omaly ka nivoitra nandritra izany fa maro olona manampahaizana i Fianarantsoa na ilay antsoina hoe : cerveau. Hivondrona izy ireo hanambatra ny heriny ho fampandrosoana ireo faritra 5 na 6 mandrafitra azy  ahitana ny Faritra Atsimo Atsinanana, Vatovavy Fitovinany. Tamin’ny 21 febroary taona 2019 no niorina ny fikambanana araka ny artikla 268. Tanjon’izy ireo ihany koa ny haneho ny firaisankinany amin’ny rehetra hampandrosoana ny firenena ka anisan’ny hanaovany ezaka manokana ny fampandrosoana ny lafiny ara-tsosialy, ny tontolo iainana ary ny toekarena. Mikasika ilay feo mandeha fa efa mahatratra 70 isa ankehitriny ny sonian’ireo solombavambahoaka voangona hanongana ny praiminisitra lehiben’ny governemanta dia nilaza ity filohan’ny Antenimieram-pirenena ity fa tsy mbola nahitany porofo izany hatramin’izao.

Pati

 <<Retour

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana