Dans la mme rubrique

Olan’ny Fanabeazana eto Madagasikara Misintona lakolosy ny PASEM

21/02/2020

Nanao fanambarana sy antso tetsy amin’ny Complexe Ampefiloha omaly ny eo anivon’ny fiaraha-mientan’ny fikambanana sy sendikan’ny fanabeazana eto Madagasikara na PASEM fa

Olan’ny Fanabeazana eto Madagasikara Misintona lakolosy ny PASEM

Hamaky ny tohiny...

Ankadifotsy Tratra ilay ray nanolana ny zanany vavy

21/02/2020

Lehilahy iray, 37 taona no voasambotry ny polisy teny Ankadifotsy omaly alakamisy noho ny resaka fanolanana.

Ankadifotsy Tratra ilay ray nanolana ny zanany vavy

Hamaky ny tohiny...

RN2 sy RN 44 Tsy misy firy intsony ny fanafihana

21/02/2020

Nahafa-po ny valin'ny tomban'ezaka vita tamin'ny hetsika natao ho fiarovana ny lalam-pirenena faha-2 sy faha-44 ao anatin'ny Faritra Alaotra Mangoro nandritra ny faran'ny taona 2019

RN2 sy RN 44 Tsy misy firy intsony ny fanafihana

Hamaky ny tohiny...

FAMPIANARANA Niampy 400 indray ireo tanora manampahaizana

21/02/2020

Tsy lany olomanga i Madagasikara. Tanora mpianatra miisa 400 indray no navoaka tamim-pomba ofisialy omaly rehefa nahavita ny soutenance de memoire sy ny fianaran’asa teny anivon’ny orinasa.

FAMPIANARANA Niampy 400 indray ireo tanora manampahaizana

Hamaky ny tohiny...

Hain-tany mahatsiravina Mitsipatsipaka ny omby any Androy

20/02/2020

Efa notaterina teto omaly, fa vidiana 100Ar ny iray zinga amin’ny rano any Androy raha misy ary 2.000Ar ny iray zerikanina 20litatra.

Hain-tany mahatsiravina Mitsipatsipaka ny omby any Androy

Hamaky ny tohiny...

67 Ha Tratra ilay mpangarom-paosy 16 taona

20/02/2020

Tovolahy iray, 16 taona no voasambotry ny polisim-pirenena avy ao amin’ny CSP7 67ha afak’omaly talata tokony ho tamin’ny 04 ora folakandro raha mbola teo am-pangaronam-paosy teny amin’iny faritra 67ha iny.

67 Ha Tratra ilay mpangarom-paosy 16 taona

Hamaky ny tohiny...

Tranga

Ampanihy Andrefana Nodorana avy hatrany ireo henan-tsokatra tratra

13/02/2020

Henan-tsokatra maina milanja 350kg nokasaina hamidy no sarona ka nodorana tany amin’ny tanànan’Antranoavo, kaominina ambanivohitra Androhipano,

distrikan’Ampanihy Andrefana ny 05 febroary lasa teo.  Sokatra arovana ahiana ho lany tamingana  miisa 7 ihany koa no tratra niaraka tamin’izy ireo ka naverina any amin'ny toerana sahaza azy. Loharanom-baovao avy amin'ny olona tsara sitrapo no nahafantarana izany raha ny zandary avy eo anivon'ny kaompania Ampanihy andrefana no nanao ny asa. Raha tsiahivina moa dia vokatry ny fiaraha-miasa  tamin'ny WWF sy ny MNP no nahazoana izao vokatra izao. Tao anaty gony miisa 14  ireo henan-tsokatra maina niaraka tamin’ireo sokatra velona  miisa 7 ireo. Nodorana teo anatrehan'ny tompon’andraiki-panjakana ireo hena ireo ny 10 febroary teo noho ny antony ara-pahasalamana.  Ireo sokatra velona kosa natolotra ny "Chef cantonnement" ao an-toerana mba ahafahana mamerina azy amin'ny toerana tokony hisy azy. Tsiahivina moa fa voararan'ny lalàna velona ny misambotra, mamono, mivarotra, mividy, manondrana ireo sokatra arovana ahiana ho lany tamingana eto amintsika.

Pati

 <<Retour

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana