Dans la męme rubrique

Olan’ny Fanabeazana eto Madagasikara Misintona lakolosy ny PASEM

21/02/2020

Nanao fanambarana sy antso tetsy amin’ny Complexe Ampefiloha omaly ny eo anivon’ny fiaraha-mientan’ny fikambanana sy sendikan’ny fanabeazana eto Madagasikara na PASEM fa

Olan’ny Fanabeazana eto Madagasikara Misintona lakolosy ny PASEM

Hamaky ny tohiny...

Ankadifotsy Tratra ilay ray nanolana ny zanany vavy

21/02/2020

Lehilahy iray, 37 taona no voasambotry ny polisy teny Ankadifotsy omaly alakamisy noho ny resaka fanolanana.

Ankadifotsy Tratra ilay ray nanolana ny zanany vavy

Hamaky ny tohiny...

RN2 sy RN 44 Tsy misy firy intsony ny fanafihana

21/02/2020

Nahafa-po ny valin'ny tomban'ezaka vita tamin'ny hetsika natao ho fiarovana ny lalam-pirenena faha-2 sy faha-44 ao anatin'ny Faritra Alaotra Mangoro nandritra ny faran'ny taona 2019

RN2 sy RN 44 Tsy misy firy intsony ny fanafihana

Hamaky ny tohiny...

FAMPIANARANA Niampy 400 indray ireo tanora manampahaizana

21/02/2020

Tsy lany olomanga i Madagasikara. Tanora mpianatra miisa 400 indray no navoaka tamim-pomba ofisialy omaly rehefa nahavita ny soutenance de memoire sy ny fianaran’asa teny anivon’ny orinasa.

FAMPIANARANA Niampy 400 indray ireo tanora manampahaizana

Hamaky ny tohiny...

Hain-tany mahatsiravina Mitsipatsipaka ny omby any Androy

20/02/2020

Efa notaterina teto omaly, fa vidiana 100Ar ny iray zinga amin’ny rano any Androy raha misy ary 2.000Ar ny iray zerikanina 20litatra.

Hain-tany mahatsiravina Mitsipatsipaka ny omby any Androy

Hamaky ny tohiny...

67 Ha Tratra ilay mpangarom-paosy 16 taona

20/02/2020

Tovolahy iray, 16 taona no voasambotry ny polisim-pirenena avy ao amin’ny CSP7 67ha afak’omaly talata tokony ho tamin’ny 04 ora folakandro raha mbola teo am-pangaronam-paosy teny amin’iny faritra 67ha iny.

67 Ha Tratra ilay mpangarom-paosy 16 taona

Hamaky ny tohiny...

Tranga

Beraketa Bekily Avotry ny zandary ireo vehivavy nalain’ny dahalo an-keriny

13/02/2020

Vehivavy roa no nisy naka an-keriny na tratry ny "Bohiry" nataona dahalo miisa 5 mitam-basy tany Antsarety,

 fokontany Ampandrandava,  kaominina ambanivohitra Beraketa, distrikan’i Bekily,  afak’omaly talata 11 febroary  tokony ho  tamin'ny 10 ora maraina. Niroso avy hatrany tamin’ny fanarahan-dia ireo dahalo ny zandary avy ao amin’ny tobim-paritra poste fixe  ao Ampandrandava taorian’izay notronin’ny fokonolona. Fantatra nandritra ny fanadihadiana nataon’izy ireo fa nihazo an’Andriry ireo jiolahy, niaraka tamin’izy mirahavavy. Tao amin’ny tanànan’Ambatobe Andriry no nifandona  ny roa tonta  taorian’izay ka avotra soa aman-tsara ireo  saika natao takalon’aina. Dahalo 3 kosa no lavo avy hatrany raha mbola hifampitadiavana  ilay naman’izy ireo roa ambiny. Raha araka ny loharanom-baovao azo dia mbola tovovavy ireto nokasain’ny dahalo nalaina an-keriny ireto. Salama tsara izy ireo ary efa tafaverina eo anivon’ny ankohonany.

Pati

 <<Retour

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana