Dans la mme rubrique

Olan’ny Fanabeazana eto Madagasikara Misintona lakolosy ny PASEM

21/02/2020

Nanao fanambarana sy antso tetsy amin’ny Complexe Ampefiloha omaly ny eo anivon’ny fiaraha-mientan’ny fikambanana sy sendikan’ny fanabeazana eto Madagasikara na PASEM fa

Olan’ny Fanabeazana eto Madagasikara Misintona lakolosy ny PASEM

Hamaky ny tohiny...

Ankadifotsy Tratra ilay ray nanolana ny zanany vavy

21/02/2020

Lehilahy iray, 37 taona no voasambotry ny polisy teny Ankadifotsy omaly alakamisy noho ny resaka fanolanana.

Ankadifotsy Tratra ilay ray nanolana ny zanany vavy

Hamaky ny tohiny...

RN2 sy RN 44 Tsy misy firy intsony ny fanafihana

21/02/2020

Nahafa-po ny valin'ny tomban'ezaka vita tamin'ny hetsika natao ho fiarovana ny lalam-pirenena faha-2 sy faha-44 ao anatin'ny Faritra Alaotra Mangoro nandritra ny faran'ny taona 2019

RN2 sy RN 44 Tsy misy firy intsony ny fanafihana

Hamaky ny tohiny...

FAMPIANARANA Niampy 400 indray ireo tanora manampahaizana

21/02/2020

Tsy lany olomanga i Madagasikara. Tanora mpianatra miisa 400 indray no navoaka tamim-pomba ofisialy omaly rehefa nahavita ny soutenance de memoire sy ny fianaran’asa teny anivon’ny orinasa.

FAMPIANARANA Niampy 400 indray ireo tanora manampahaizana

Hamaky ny tohiny...

Hain-tany mahatsiravina Mitsipatsipaka ny omby any Androy

20/02/2020

Efa notaterina teto omaly, fa vidiana 100Ar ny iray zinga amin’ny rano any Androy raha misy ary 2.000Ar ny iray zerikanina 20litatra.

Hain-tany mahatsiravina Mitsipatsipaka ny omby any Androy

Hamaky ny tohiny...

67 Ha Tratra ilay mpangarom-paosy 16 taona

20/02/2020

Tovolahy iray, 16 taona no voasambotry ny polisim-pirenena avy ao amin’ny CSP7 67ha afak’omaly talata tokony ho tamin’ny 04 ora folakandro raha mbola teo am-pangaronam-paosy teny amin’iny faritra 67ha iny.

67 Ha Tratra ilay mpangarom-paosy 16 taona

Hamaky ny tohiny...

Tranga

Fitrandrahana volamena tsy ara-dalàna Orinasa sinoa tratry ny fitsaram-bahoaka

13/02/2020

Niharan’ny hatezeram-bahoaka ny fitrandrahana volamena voalaza fa tsy ara-dalàna tao amin’ny fokontany Ambalatany kaominina Andranomavo distrika Mananjary.

 Antony, tsy ara-dalàna ny fitrandrahana sady nosimbana ihany koa ny tetezana miampita mankany amin’ny kaominina Marofototra, raha ny fanazavana. Efa ela ny mponina no nitaraina saingy tsy nisy nihaino. Nampiaka-peo tao amin’ny antenimieram-pirenena ihany koa ny solombavambahoaka avy any an-toerana Haja Mananjary sady efa nampandre ny minisitera, saingy tsy nisy fandraisana andraikitra. Efa taorian'ny famotehana nitranga afak’omaly, vao nilaza ny avy ao anivon'ny minisitera fa ho tonga ao Ambalatany anio alarobia hanakatona ny fitrandrahana, hoy hatrany ny fazanavana. Tsy nikasi-tanana na iza na iza ny vahoaka ary tsy nangalatra na inona na inona fa nandrava ireo fitaovana fotsiny. Ny solombavambahoaka Haja dia nanambara fa tsy ekeny ny mety hamoretana ny vahoakan'Ambalatany miaro ny taniny sy ny rano toy ny nahazo an-dRaleva tao Vohilava, hoy ny fampitam-baovao. Voalaza fa ireo sinoa ireo ihany no efa nampitondra faisana an'i Vohilava ary izao miditra an-keriny ao Ambalatany izao.

Toky R

 <<Retour

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana