Dans la mme rubrique

Volabe azon'i Madagasikara Misy resaka maro tsy mbola mazava

17/04/2020

Efa tsara aloha ilay nampahafantatra ny vola fanampiana azo mba hiatrehana ny covid 19.

Volabe azon'i Madagasikara Misy resaka maro tsy mbola mazava

Hamaky ny tohiny...

Tontolo Iainana Sendaotra ny minisitra Vahinala Raharinirina tany Toamasina

16/03/2020

Tamin’ny fitsidihan-dRtoa Vahinala Baomiavotse Raharinirina, Ministry ny Tontolo Iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy, ny orinasa HITA (Huilerie de Tamatave) no nanamarihany fa mbola misy ny ezaka ilaina hanajan'ity orinasa ity lamina takiana satria misy fofona hafahafa mivoaka ivelany,

Tontolo Iainana Sendaotra ny minisitra Vahinala Raharinirina tany Toamasina

Hamaky ny tohiny...

Hopitalim-panjakana ao Moramanga Nahazo fiara sy fitaovam-pitsaboana avy amin’Ambatovy

11/03/2020

Laharampahamehana voalohany ho an’Ambatovy ny fahasalamana sy ny fikojakojana ary ny fitandroana ny aroloza ka taratra ao anatin’ireo hetsika maro samihafa efa notanterahina ho fampandrosoana ireo faritra iasan’ny orinasa izany.

Hopitalim-panjakana ao Moramanga Nahazo fiara sy fitaovam-pitsaboana avy amin’Ambatovy

Hamaky ny tohiny...

TOLIARA Hahazo asa fivelomana maharitra ny vehivavy

09/03/2020

Tokony hiezaka hilofo amin’ny fianarana hatrany ny tovovavy fa tsy maimaika hiditra ao anaty tokantrano,

TOLIARA Hahazo asa fivelomana maharitra ny vehivavy

Hamaky ny tohiny...

Mpisehatra amin’ny harena ankibon’ny tany Niara-nientana namboly hazo

09/03/2020

Nanatontosa fambolen-kazo tao amin'ny kaominina ambanivohitra Ampitatafika, distrikan'Antanifotsy ireo mpandraharaha eo amin'ny

Mpisehatra amin’ny harena ankibon’ny tany Niara-nientana namboly hazo

Hamaky ny tohiny...

Fisondrotam-bidim-piainana Efa tena tsy zakan’ny mpanjifa intsony

06/03/2020

Nihamafy ny fidanganam-bidim-piainana ny taona 2020 ka tokony hampiharina haingana ny lalàna fiarovana ny mpanjifa, hoy ny filoha mpiaro ny zon’ny mpanjifa, Ralita. Ilaina,

Fisondrotam-bidim-piainana Efa tena tsy zakan’ny mpanjifa intsony

Hamaky ny tohiny...

Mpampiasa ny volam-panjakana Olana ny fahasarotan’ny lalàna

05/03/2020

Nifarana omaly ny atrikasa fanavaozana ny paikady amin’ny fitantanana ny volam-panjakana.

Mpampiasa ny volam-panjakana Olana ny fahasarotan’ny lalàna

Hamaky ny tohiny...


Dossier

Valan’aretina Coronavirus Hampirodana tanteraka ny toekarena Sinoa

10/02/2020

Efa 811 no matin’ny Coronavirus any Chine, araka ny tarehimarika nivoaka omaly alahady raha toa ka 37 198 kosa ireo marary.

Manery ny fitondrana sinoa hanakatona ny fireneny mihitsy ny fiparitahan'ilay valan'arentina coronavirus. Tena misy fiantraikany goavana eo amin'ny toekaren'i Sina ity aretina ity ary efa hita ho mitotongana hatrany hatrany ireo tarehimarika mampalaza ny sinoa eo amin’ny lafiny fandrosoana. Tahaka ny mahazatra dia ny fankalazana ny taom-baovao sinoa no  anisan'ny hampiakatra ny tahan’ny fitomboana ara-toekarena (croissance économique) ho  6% amin'ity taona ity raha ny vinavinan’ireo mpahay toekarena. Tsiahivina fa nandritra ny 5 taona dia lasa mpandray anjara voalohany ara-toekarena ary mifehy izany mihitsy i Sina ary nananany tombony be ny teo amin’ny lafiny famatsiana vokatra izay vokariny any an-toerana kanefa haondrany. Noho ny fikatonan'ireo tranombarotra  sy  orinasa  maro ireo izay ahiana hatrany ny fitohizan'izany mandritra ny fotoana tsy voafetra dia hamotika ny tontolon’ny fandraharahana izany. Araka ny fanadihadiana natao tany Sina tamin'ireo orinasa madinika dia  fantatra fa 68% no voatery tsy maintsy hikatona raha mbola mitohy ny tsy fahitana vahaolana amin’ny aretina Coronavirus. Araka izany dia maro be ny sehatra voakasika sy potika amin’ity resaka aretina any Sina ity raha tsy hilaza fotsiny ny Indostria sy ny famokarana. Na teo aza ny famatsiam-bola nataon'ny banky foibe sinoa dia tsy nahitam-bokany izany hatreto satria dia nidina hatrany ny tsenam-bola, ny famokarana, ny fandraharahana izay singa manainga sy mamelona ny toekarena.

 

Tsirinasolo

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana