Dans la męme rubrique

Amboary tsara !

27/03/2020

Mino aho fa salama tsara ianareo ry jean isany ; tena ady tokoa ity hatrehana eto amin’ny tanana ity e.Na ny manodidina aza tonga dia hita hoe hafahafa be ihany fa tsy tahaka ny mahazatra.Azoko sary an-tsaina fa miasa

Amboary tsara !

Hamaky ny tohiny...

Mangingina a

10/03/2020

Toa mangingina,sa mikotrika zavatra tsy ampoizina? Misy resabe tiana hajanona, sa misy vaovao tiana hovoizina? Tsy hay intsony fa izay angamba ilay politika Tsy ankiteny ny marina fa tsy maintsy be fikafika.

Mangingina a

Hamaky ny tohiny...

Miandrandra fivoarana

31/01/2020

Fomba fijery samy manana ny azy Fitondrana firenena tsy kilalao na vazivazy Izay tsara nataon'ny teo aloha aoka mba hitohy Ary ireo fomba ratsy kosa , ario , fongaro tsy hisy intsony.

Miandrandra fivoarana

Hamaky ny tohiny...

Hafatra

18/09/2019

Ho anareo mpifaninana ho ben'ny tanĂ na anio Antananarivo madio, no tanjona ka tadidio

Hafatra

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Tsy laizina mihitsy

11/09/2019

Dia ahoana ry Jean a ! Tsy laizina mihitsy ianareo ity a! Tena izany no hoe vao lasa mihitsy ve ilay olona dia miverina ny ratsy fanao?

Taratasin’i Jean Tsy laizina mihitsy

Hamaky ny tohiny...

Mihaingo ambony tsikoko

05/09/2019

Dia ho sanatria ve mihaingo ambony tsikoko foana ? Mody milaza voky nefa farofy sy tena noana. Fihatsaram-belatsihy tsy misy fiafarany no efa mahazatra Takonana lava ny ratsy mba ampisehoana izay tsara

Mihaingo ambony tsikoko

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Tsy misy hofetsenareo

29/08/2019

Io indray ianao ry Jean fa mody manao mampalahelo be an ! Sao dia heverinao fa misy hofetsenareo amin’izany ary eo ! Tsy misy io Jean a !

Taratasin’i Jean Tsy misy hofetsenareo

Hamaky ny tohiny...


Taratasy hoan'i jean

Tsy hatao tandrametaka kosa e

06/02/2020

Miraradraraka ny IST na ny tsy fahazoana mivoaka Asa inona no antony fa dia gaga izahay vahoaka ? Sa ho fisorohana ny tsy ahavoa an'ilay areti-mandringana ? Sao hevi-politika, mifono fingampingana ?

 

 

 

 

Nisondrotra ny sazy aloa amin'ny fanagiazana ny fiara

Asa hoe ny fomba fiasa koa ve mba mety nihatsara ?

Ny saran'ny fitsaboana nisy fisondrotany ihany koa

Ho voakarakara tsara izany ve ireo marary sa manakory ?

 

Azo lazaina hoe misy fiovana tiana hapetraka 

Kanefa aoka mba tsy hatao maimaika na tandrametaka

Ny tsikaritra manko izao ireo mpivarotra amoron-dalana

Niverina tsikelikely indray ary manomboka mibahana.

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana