Dans la mme rubrique

Tontolo Iainana Sendaotra ny minisitra Vahinala Raharinirina tany Toamasina

16/03/2020

Tamin’ny fitsidihan-dRtoa Vahinala Baomiavotse Raharinirina, Ministry ny Tontolo Iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy, ny orinasa HITA (Huilerie de Tamatave) no nanamarihany fa mbola misy ny ezaka ilaina hanajan'ity orinasa ity lamina takiana satria misy fofona hafahafa mivoaka ivelany,

Tontolo Iainana Sendaotra ny minisitra Vahinala Raharinirina tany Toamasina

Hamaky ny tohiny...

Hopitalim-panjakana ao Moramanga Nahazo fiara sy fitaovam-pitsaboana avy amin’Ambatovy

11/03/2020

Laharampahamehana voalohany ho an’Ambatovy ny fahasalamana sy ny fikojakojana ary ny fitandroana ny aroloza ka taratra ao anatin’ireo hetsika maro samihafa efa notanterahina ho fampandrosoana ireo faritra iasan’ny orinasa izany.

Hopitalim-panjakana ao Moramanga Nahazo fiara sy fitaovam-pitsaboana avy amin’Ambatovy

Hamaky ny tohiny...

TOLIARA Hahazo asa fivelomana maharitra ny vehivavy

09/03/2020

Tokony hiezaka hilofo amin’ny fianarana hatrany ny tovovavy fa tsy maimaika hiditra ao anaty tokantrano,

TOLIARA Hahazo asa fivelomana maharitra ny vehivavy

Hamaky ny tohiny...

Mpisehatra amin’ny harena ankibon’ny tany Niara-nientana namboly hazo

09/03/2020

Nanatontosa fambolen-kazo tao amin'ny kaominina ambanivohitra Ampitatafika, distrikan'Antanifotsy ireo mpandraharaha eo amin'ny

Mpisehatra amin’ny harena ankibon’ny tany Niara-nientana namboly hazo

Hamaky ny tohiny...

Fisondrotam-bidim-piainana Efa tena tsy zakan’ny mpanjifa intsony

06/03/2020

Nihamafy ny fidanganam-bidim-piainana ny taona 2020 ka tokony hampiharina haingana ny lalàna fiarovana ny mpanjifa, hoy ny filoha mpiaro ny zon’ny mpanjifa, Ralita. Ilaina,

Fisondrotam-bidim-piainana Efa tena tsy zakan’ny mpanjifa intsony

Hamaky ny tohiny...

Mpampiasa ny volam-panjakana Olana ny fahasarotan’ny lalàna

05/03/2020

Nifarana omaly ny atrikasa fanavaozana ny paikady amin’ny fitantanana ny volam-panjakana.

Mpampiasa ny volam-panjakana Olana ny fahasarotan’ny lalàna

Hamaky ny tohiny...

Fahantran’ny ankizy malagasy Refesina amin’ny teknika vaovao MODA

05/03/2020

Mikarakara atrikasa mandritra ny 2 andro ny Vondrona Iraisam-pirenena miaro ny ankizy sy ny zony (UNICEF) miaraka amin’ny INSTAT.

Fahantran’ny ankizy malagasy Refesina amin’ny teknika vaovao MODA

Hamaky ny tohiny...


Dossier

Fifandresen-dahatra sy fifampiraharahana Mila mafy kokoa ny Malagasy

06/02/2020

Mbola azo lazaina milamina Madagasikara raha oharina amin’ny firenena hafa ka tokony hahay hanararaotra hisintona mpampiasa vola eto amin’ny firenena ny mpitondra. T

 

 

 

sy azo ihodivirana ny sehatra fandraharahana fa ain’ny toekarena ary isan’ny naha-lasa lavitra firenena maro. Ny tontolon’ny fandraharahana no nahatafavoaka an’i India, Sina ary ireo firenena hafa na dia nisy ady an-trano sy korontana. Mila misongona ireo olana sy ny sakana misy ary afaka mifanandrina amin’ireo firenena matanjaka i Madagasikara mba ho tena mafy amin’ny sehatra fandraharahana. Raha mbola izao malemilemy sy miambakavaka izao aloha dia tsy ho tafavoaka ny firenena sy ireo mpandraharaha Malagasy satria hatreto tsy maharesy lahatra. Ankoatran’ny tsy fahamarinan-toeran’ny tontolon’ny fandraharahana eto Madagasikara dia ohatran’ny hoe very olo-manga izany ny firenena.  Mahavelom-panantenana aloha ny nandraisan’ny Filoha mpiara-miasa tanora vitsivitsy anaty Governemanta izay hinoana fa hanana ny fahaiza-manao anatine fandresen-dahatra amin’ny lafiny maro mba ho tombony ho an’ny vahoaka. Ny zavatra hita mantsy dia toa miahotra sy matahotra hanatanteraka fanapahan-kevitra izany ny firenena. Hany ka saika miandriandry avokoa ireo sehatra rehetra afaka manainga ny toekarena. Ny tena hita misongadina aloha hatreto dia vitsy ary mbola tsy sahy mampiasa vola hatrany hatramin’izao fotoana izao ireo mpandraharaha indrindra ireo vahiny. Raha ny tokony ho izy anefa dia efa tokony hifandrombahana ny hanao izany ary tsy misy intsony ny sakana satria efa tanteraka ny fifidianana rehetra. Ny lohany mihitsy no tokony ho fitaratra ary harahin’ny rehetra mba ho ohatra anatina fifandresen-dahatra indrindra eo anivon’ny iraisam-pirenena mba ho tombony amin’ny fampandrosoana.

Tsirinasolo

 

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana