Dans la mme rubrique

Tontolo Iainana Sendaotra ny minisitra Vahinala Raharinirina tany Toamasina

16/03/2020

Tamin’ny fitsidihan-dRtoa Vahinala Baomiavotse Raharinirina, Ministry ny Tontolo Iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy, ny orinasa HITA (Huilerie de Tamatave) no nanamarihany fa mbola misy ny ezaka ilaina hanajan'ity orinasa ity lamina takiana satria misy fofona hafahafa mivoaka ivelany,

Tontolo Iainana Sendaotra ny minisitra Vahinala Raharinirina tany Toamasina

Hamaky ny tohiny...

Hopitalim-panjakana ao Moramanga Nahazo fiara sy fitaovam-pitsaboana avy amin’Ambatovy

11/03/2020

Laharampahamehana voalohany ho an’Ambatovy ny fahasalamana sy ny fikojakojana ary ny fitandroana ny aroloza ka taratra ao anatin’ireo hetsika maro samihafa efa notanterahina ho fampandrosoana ireo faritra iasan’ny orinasa izany.

Hopitalim-panjakana ao Moramanga Nahazo fiara sy fitaovam-pitsaboana avy amin’Ambatovy

Hamaky ny tohiny...

TOLIARA Hahazo asa fivelomana maharitra ny vehivavy

09/03/2020

Tokony hiezaka hilofo amin’ny fianarana hatrany ny tovovavy fa tsy maimaika hiditra ao anaty tokantrano,

TOLIARA Hahazo asa fivelomana maharitra ny vehivavy

Hamaky ny tohiny...

Mpisehatra amin’ny harena ankibon’ny tany Niara-nientana namboly hazo

09/03/2020

Nanatontosa fambolen-kazo tao amin'ny kaominina ambanivohitra Ampitatafika, distrikan'Antanifotsy ireo mpandraharaha eo amin'ny

Mpisehatra amin’ny harena ankibon’ny tany Niara-nientana namboly hazo

Hamaky ny tohiny...

Fisondrotam-bidim-piainana Efa tena tsy zakan’ny mpanjifa intsony

06/03/2020

Nihamafy ny fidanganam-bidim-piainana ny taona 2020 ka tokony hampiharina haingana ny lalàna fiarovana ny mpanjifa, hoy ny filoha mpiaro ny zon’ny mpanjifa, Ralita. Ilaina,

Fisondrotam-bidim-piainana Efa tena tsy zakan’ny mpanjifa intsony

Hamaky ny tohiny...

Mpampiasa ny volam-panjakana Olana ny fahasarotan’ny lalàna

05/03/2020

Nifarana omaly ny atrikasa fanavaozana ny paikady amin’ny fitantanana ny volam-panjakana.

Mpampiasa ny volam-panjakana Olana ny fahasarotan’ny lalàna

Hamaky ny tohiny...

Fahantran’ny ankizy malagasy Refesina amin’ny teknika vaovao MODA

05/03/2020

Mikarakara atrikasa mandritra ny 2 andro ny Vondrona Iraisam-pirenena miaro ny ankizy sy ny zony (UNICEF) miaraka amin’ny INSTAT.

Fahantran’ny ankizy malagasy Refesina amin’ny teknika vaovao MODA

Hamaky ny tohiny...


Dossier

Takaitra navelan’ny andro ratsy Nankahery an’i Madagasikara ny Praiminisitra Indiana

06/02/2020

Manoloana ny fahavoazana nahazo an’i Madagasikara tamin’ireny fisiana andro ratsy izay namoizana ain’olona sy naha traboina ny faritra maro ireny,

 

 

 dia nampahery an’i Madagasikara ny praiminisitra Indiana Narendra Modi sy ny minisitry ny fiarovam-pireneny Rajnath Singh. Fifampiresahana tamin’ny filoha Andry Rajoelina tamin’ny alalan’ny hafatra tao amin’ny Tweeter no nampaherezan’izy ireo ny Malagasy rehetra. “Misaotra anao Andriamatoa hiloha hajaina Rajoelina. India dia mifamatotra amin'i Madagasikara amin'ny alalan'ny Ranomasimbe Indianina, ary  vonona ny hijoro eo anilan'i Madagasikara na amin’ny mora na amin’ny  sarotra. Maniry sy manantena fiaraha-miasa aminao ho fiarovana sy fampandrosoana ho an'ny rehetra ao amin'ny Faritra SAGAR (ranomasimbe)”, hoy ny praiminisitra. Nanambara ihany koa ny minisitry ny fiarovam-pirenena Indiana fa i India dia mifanohana hatrany amin'ireo sakaizany na amin’ny mora na amin’ny sarotra. Ny tafika Indiana dia fantatra tokoa amin’ny fomba fiasa sy fanampiana ny olona. Amin'ny fotoana ilan'ireo sakaizanay vonjy dia mitsangana hatrany ireo tafikay hamaly izany antso izany, hoy ny tenany. Noho izany rehetra izany moa dia nisaotra azy ireo ny filoham-pirenena Malagasy ary nankasitraka ny fanohanana ny Vahoaka Malagasy, indrinda tamin’ireo fanampiana nomen’i India nandritra ny tondra-drano nahazo an’i  Madagasikara.

 

Tsirinasolo

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana