Dans la mme rubrique

Mbola Rajaonah Natoka-monina tanteraka …

07/04/2020

Re fa novaina ny toerana izay ipetrahan’i Mbola Rajaonah ao amin’ny fonjan’i Tsiafahy.

Mbola Rajaonah Natoka-monina tanteraka …

Hamaky ny tohiny...

Marc Ravalomanana “Ho very eto isika raha tsy mifanampy”

07/04/2020

Miady amin’ny zavatra tsy fantatra sy tsy nampoizina, izay mila fahakingana. Tsy sanatriavin’ny vava mitady toerana sy mitady fahefana aho, fa te hanampy, te hizara traikefa, hoy i Marc Ravalomanana omaly tamina fandaharana manokana.

Marc Ravalomanana “Ho very eto isika raha tsy mifanampy”

Hamaky ny tohiny...

Mitohy ny fihibohana ! Mikatona ny sekoly, tsy misy fitateram-bahoaka…

06/04/2020

Tohizana ny ezaka efa natomboka, hoy ny filoha Andry Rajoelina nandritra ny kabariny halina ;

Mitohy ny fihibohana ! Mikatona ny sekoly, tsy misy fitateram-bahoaka…

Hamaky ny tohiny...

Fakan-kevitra Voahilika ireo hery politika sy fiarahamonim-pirenena

06/04/2020

Ny sabotsy lasa teo no nandray ireo filoham-piangonana eo anivon` ny FFKM, sy ireo filohanà andrim-panjakana,

Fakan-kevitra Voahilika ireo hery politika sy fiarahamonim-pirenena

Hamaky ny tohiny...

Arphine Rahelisoa Tsy mbola fantatra ny daty hitsarana azy

06/04/2020

Fanalam-baraka, manosika ny olona tsy hitia ny filoham-pirenena no ambara fa vesatra hanenjehana an-dRahelisoa,

Arphine Rahelisoa Tsy mbola fantatra ny daty hitsarana azy

Hamaky ny tohiny...

Fahasalamana, Politika, Toekarena Ho sarotra ny fanapahana !

04/04/2020

Hanao kabary amin’ny vahoaka Malagasy ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina rahampitso alahady 4 aprily, momba ny fanapahan-kevitra lehibe taorian’ny fihibohana 15 andro.

Fahasalamana, Politika, Toekarena Ho sarotra ny fanapahana !

Hamaky ny tohiny...

Loholon` i Madagasikara Miantso fihaonana amin` ny Filoham-pirenena

04/04/2020

Ireo loholona, amin` ny alalan` ny filohany Rivo Rakotovao, dia niantso fihaonana amin` ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina.

Loholon` i Madagasikara Miantso fihaonana amin` ny Filoham-pirenena

Hamaky ny tohiny...


Politique

Kaomorianina nampiahiahy Tsy coronavirus no nahazo azy

06/02/2020

Nandefa taratasy miantefa amin’ny fanjakana Malagasy ny Ambasadaoron’i Kaomoro eto Madagasikara amin’ny fahafahan’ilay vehivavy kaomorianina Akibati Mouderé nahiana ho tratry ny Coronavirus tonga teto Madagasikara.

 

Raha hiverenana ny tantara, tonga teto amintsika tamin’ny alalan’ny sidina MD 051 an’ny Air Madagascar izy io ny alahady maraina teo. Nafana be teo am-pahatongavana ka nahiana ho tratry ny coronavirus. Nalefa avy hatrany teny amin’ny hopitaly Anosiala Ambohidratrimo narahi-maso. Nandritra ny fitondrana azy no nisian’ilay tranga nampitsoaka ilay mpitondra fiara fitaterana marary sy ireo mpitsabo fa sao hifindran’ilay aretina. Rehefa natao ny fitiliana samihafa dia voamarina fa tsy tratran’ilay aretin-doza izy fa tazo no nahazo azy. Noho izay indrindra dia nanao fanambarana ny fanjakana Kaomorianina. Nisaotra ny fanjakana teto an-toerana nandray an-tànana sy nikarakara ity terataniny ity nandritra izay andro vitsy izay. Tranga niteraka resabe teto amin’ny firenena izy io ny faran’ny herinandro lasa teo. Ny Coronavirus kosa dia efa tafiakatra 490 no maty any Chine izao ary maherin’ny 24 000 no mitondra ilay tsimokaretina. 27 no firenena efa misy azy, ka ny roa tamin’ireo efa nisy trangana fahafatesana. Ankoatra ny hopitaly goavam-be vita tao anatin’ny 10 andro, dia efa misy ihany koa ankehitriny ny “drones” manidina afaka mijery ny hafanan’ny olona.

Toky R

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana