Dans la mme rubrique

Lalam-pirenena faharoa Lehilahy roa no voasambotra

31/03/2020

Miasa andro aman’alina ireo mpitandro ny filaminana any amin’iny lalam-pirenena faharoa iny amin’izao.

Lalam-pirenena faharoa Lehilahy roa no voasambotra

Hamaky ny tohiny...

Dr Razafindranazy Jean-Jacques Mpitsabo matin’ny coronavirus voalohany tao Frantsa

23/03/2020

Ny zanak’ity mpitsabo ity no nanao ny fampilazana tamin’ny tambazotra sosialy facebook ny sabotsy 21 marsa 2020 teo, fa nodimandry ny rainy, Dr Razafindranazy Jean-Jacques, 67 taona, izay dokotera amin’ny sampana vonjy aina ao amin’ny hopitalin’i Compiègne any Frantsa.

Dr Razafindranazy Jean-Jacques Mpitsabo matin’ny coronavirus voalohany tao Frantsa

Hamaky ny tohiny...

Ahiahy amin’ny Coronavirus Vazaha iray mampisahotaka ny iray tanàna

23/03/2020

Vazaha iray antsoina hoe Delmas Anthony Joseph no nanahirana ny olona sy ny mpitandro filaminana noho nivezivezy tao Anatin’ny Commune Befotaka-Nord.

Ahiahy amin’ny Coronavirus Vazaha iray mampisahotaka ny iray tanàna

Hamaky ny tohiny...

Cité Canada Toamasina Fonosana nampisahotaka

23/03/2020

Nahitana valonan-javatra mifono lambatsilena miloko manga tao anaty tsikafona sy fako, teo amin’ny Cité Canada-Toamasina omaly maraina.

Cité Canada Toamasina Fonosana nampisahotaka

Hamaky ny tohiny...

MORONDAVA Arahi-maso akaiky ireo olona 6 avy any ivelany tsy nihiboka

23/03/2020

Nikorontana ny tao Morondava ny faran’ny herinandro teo. Raha araka ny loharanom-baovao azo mantsy dia nisy olona 6 avy any ivelany tonga teto Antananarivo ny herinandro lasa teo ary

MORONDAVA Arahi-maso akaiky ireo olona 6 avy any ivelany tsy nihiboka

Hamaky ny tohiny...

Norotiana Andriamanohy “Fotoana hanehoan’ny Kristianina ny firaisankinany izao!”

23/03/2020

Manoloana ny toe-draharaha misy maneran-tany izay efa maha tafiditra ny firenentsika ankehitriny ihany koa sy manoloana ny toromarika izay nomen’ny filoham-pirenena Malagasy sy amin’ny tokony hanafoanana famorian’olona

Norotiana Andriamanohy “Fotoana hanehoan’ny Kristianina ny firaisankinany izao!”

Hamaky ny tohiny...

Loza mahatsiravina Zazalahy 13 taona maty kilan’ny afon-dasantsy

20/03/2020

Ny alarobia 18 martsa 2020 lasa teo , tokony tamin'ny 7ora hariva no nitrangan'ity loza mahatsiravina ity tao amin'ny Fonkotany Ambalabe, teto Mandritsara tampon-tanàna.

Loza mahatsiravina Zazalahy 13 taona maty kilan’ny afon-dasantsy

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Resaka varotra olona tany Arivonimamo Lehilahy roa no saika matin’ny fitsaram-bahoaka

31/01/2020

Nitrangana toe-javatra hafahafa tany amin’ny fokontany Mangatany, kaominina Arivonimamo, distrikan’Arivonimamo, omaly alakamisy 30 janoary..

Lehilahy roa 26 sy 51 taona mantsy no re fa mahita olona hamidy ka  tany amin’iny faritr’Arivonimamo iny no nikasany hamarotana azy ka  nitroatra ny vahoaka. Nanoloana io tranga io dia nametraka vela-pandrika ny mpitandro ny filaminana sy ireo tompon’andraikitra any an-toerana. Tokony ho tamin’ny 09 ora sy sasany maraina no nanaovana izany tao amin’ny fokontany Mangatany PK 41, lalam-pirenena I. Nigadona ny tamin’ny 11 ora atoandro, nipoitra tokoa ireo olona roalahy ireo ka  voakasi-tanana avy hatrany ny iray noho ny hatezeran’ny fokonolona ary  nampidirina hopitaly. Nentina natao fanadihadiana izy roalahy ary hiakatra fampanoavana anio zoma, hoy Randrianarisoa Manoa Vincent, Ben’ny tanànan’ny kaominina ambonivohitr’Arivonimamo. Nomarihiny fa mbola endrikendrika aloha hatreto no hitazomana azy mirahalahy mianaka ireto. Tsy mbola hita akory mantsy ireo olona voalaza fa hamidiny. Tsy niaraka tamin’ny fiara 4x4 ihany koa izy ireo, araka ny vaovao niparitaka tamin’ny tambajotran-tserasera facebook. Andrasana izay mety ho tohin’ny raharaha.

Pati 

 

 

 

             

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana