Dans la mme rubrique

BAR sy toeram-pisotroana Maro no mbola misokatra

03/04/2020

Mbola tsy voafehy ny fivarotana toaka eto Antananarivo satria tena maro no mbola misokatra ary maro be ihany koa ireo mpanjifa.

BAR sy toeram-pisotroana Maro no mbola misokatra

Hamaky ny tohiny...

Kaompaniam-piantohana Hahazaka ireo fatiantoka marobe ve ?

03/04/2020

Ny sehatra fiantohana dia afaka itarafana ny fandrosoan’ny toekarenan’ny firenena iray.

Kaompaniam-piantohana Hahazaka ireo fatiantoka marobe ve ?

Hamaky ny tohiny...

Fidiram-bola amin’ny fandaniana ara-tsosialy Nahena ny hetra alaina aminy

02/04/2020

Ho fampiharana ny fehezan-dalàna mifehy ny hetra sy ho fanatanterahana ny fanambarana mahakasika ny fahamehana ara-pahasalamana napetraka tamin’ny

Fidiram-bola amin’ny fandaniana ara-tsosialy Nahena ny hetra alaina aminy

Hamaky ny tohiny...

Sehatra tsy miankina Hampikatso tanteraka ny toekarena ny fitotonganan’ny asa

31/03/2020

Efa nisy ihany ny fitarainan’ireo fikambanan’ny Orinasa Afaka haba mahakasika ny fepetra misy ankehitriny dia ny fahamehana ara-pahasalamana.

Sehatra tsy miankina Hampikatso tanteraka ny toekarena ny fitotonganan’ny asa

Hamaky ny tohiny...

Fihariana anaty valan’aretina Misy ny maty antoka, ao koa ireo mahazo tombony

26/03/2020

Maro be ireo sehatra mahita faisana amin’ity aretina Coronavirus ity. Anisan’ny loha laharana amin’izany ireo mpisehatra rehetra amin’ny fizahantany.

Fihariana anaty valan’aretina Misy ny maty antoka, ao koa ireo mahazo tombony

Hamaky ny tohiny...

Coronavirus Mafy ny krizy ara-toekarena aterany

26/03/2020

Saika ny krizy entin’ny aretina coronavirus avokoa ny firenena manerana ziao tontolo izao eny fan a ireo tsy ahitana ny valan’aretina aza nohon’ny fijanonan’ny fifanakalozana ara-barotra.

Coronavirus Mafy ny krizy ara-toekarena aterany

Hamaky ny tohiny...

Banky Foiben’i Madagasikara Mitohy ny asa aman’andraikitra

25/03/2020

Nanao fanambarana ny Banky foiben’i Madagasikara (BFM) fa mitohy hatrany ny asa aman’andraikiny na dia eo aza ny fisian’ny valan’aretina Coronavirus. Afaka mbola mamatsy vola hatrany izy ireo ho fampandrosoana ara-toekarena ary nanamafy ny tsy maintsy hiara-miasa amin’ireo mpisehatra amin’ny banky.

Banky Foiben’i Madagasikara Mitohy ny asa aman’andraikitra

Hamaky ny tohiny...


Toekarena

Fenitra momba ny harena ankibon’ny tany Hahatsara ny fandraharahana eto Madagasikara

31/01/2020

Nandalo teny amin’ny minisiteran’ny harena ankibon’ny tany sy ny loharanon-karena stratejika ireo manao ny tomban’ezaka mijery sy manamarina ny fenitra EITI (Extractive Industries transparency Initiative)

 

 

 alohan’ny hamoahana ny tatitra amin’ny fankatoavana faharoa.  Efa nihaona tamin’ny orinasa, ny fiarahamonim-pirenena sy ireo sehatra maro mahakasika ny harena ankibon’ny tany izy ireo ary anjaran’ny minisitera no nandalovana nandritra ny herinandro. Anisan’ny hamarinina sy hampitahana  amin’izao fandalovana izao moa ny vola nambaran’ny orinasa mpitrandraka ny harena ankibon’ny tany sy ny vola voarain’ny fanjakana Malagasy taona 2017 sy 2018. Eo ihany koa ny fiantraikan’ny tetikasa hitarafana ny fampandrosoana nentin’izany eny amin’ny faritra anaovana fitrandrahana. Tamin’ny 29 desambra 2019 no niatrika ny ho fankatoavana faharoa i Madagasikara ary efa voapetraka soamantsara ny antontan-taratasy mahakasika izany. Rehefa izay dia hiroso ny avy eo amin’ny EITI hanamarina eny ifotony amin’ireo sehatra rehetra voakasika. Ny fampiharana io fenitra io dia antoka iray ho an’i Madagasikara fa miroso amin’ny mangarahara amin’ny fitantanana ny harena ankibon’ny tany isika, hoy ny minisitra Fidiniavo Ravokatra teny Ampandrianomby omaly. Ny faharoa izay lehibe indrindra dia ny fanomezana antoka ho an’ny mpampiasa vola fa firenena azo hanaovana fandraharahana tsara i Madagasikara

Tsirinasolo

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana