Dans la mme rubrique

Tontolo Iainana Sendaotra ny minisitra Vahinala Raharinirina tany Toamasina

16/03/2020

Tamin’ny fitsidihan-dRtoa Vahinala Baomiavotse Raharinirina, Ministry ny Tontolo Iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy, ny orinasa HITA (Huilerie de Tamatave) no nanamarihany fa mbola misy ny ezaka ilaina hanajan'ity orinasa ity lamina takiana satria misy fofona hafahafa mivoaka ivelany,

Tontolo Iainana Sendaotra ny minisitra Vahinala Raharinirina tany Toamasina

Hamaky ny tohiny...

Hopitalim-panjakana ao Moramanga Nahazo fiara sy fitaovam-pitsaboana avy amin’Ambatovy

11/03/2020

Laharampahamehana voalohany ho an’Ambatovy ny fahasalamana sy ny fikojakojana ary ny fitandroana ny aroloza ka taratra ao anatin’ireo hetsika maro samihafa efa notanterahina ho fampandrosoana ireo faritra iasan’ny orinasa izany.

Hopitalim-panjakana ao Moramanga Nahazo fiara sy fitaovam-pitsaboana avy amin’Ambatovy

Hamaky ny tohiny...

TOLIARA Hahazo asa fivelomana maharitra ny vehivavy

09/03/2020

Tokony hiezaka hilofo amin’ny fianarana hatrany ny tovovavy fa tsy maimaika hiditra ao anaty tokantrano,

TOLIARA Hahazo asa fivelomana maharitra ny vehivavy

Hamaky ny tohiny...

Mpisehatra amin’ny harena ankibon’ny tany Niara-nientana namboly hazo

09/03/2020

Nanatontosa fambolen-kazo tao amin'ny kaominina ambanivohitra Ampitatafika, distrikan'Antanifotsy ireo mpandraharaha eo amin'ny

Mpisehatra amin’ny harena ankibon’ny tany Niara-nientana namboly hazo

Hamaky ny tohiny...

Fisondrotam-bidim-piainana Efa tena tsy zakan’ny mpanjifa intsony

06/03/2020

Nihamafy ny fidanganam-bidim-piainana ny taona 2020 ka tokony hampiharina haingana ny lalàna fiarovana ny mpanjifa, hoy ny filoha mpiaro ny zon’ny mpanjifa, Ralita. Ilaina,

Fisondrotam-bidim-piainana Efa tena tsy zakan’ny mpanjifa intsony

Hamaky ny tohiny...

Mpampiasa ny volam-panjakana Olana ny fahasarotan’ny lalàna

05/03/2020

Nifarana omaly ny atrikasa fanavaozana ny paikady amin’ny fitantanana ny volam-panjakana.

Mpampiasa ny volam-panjakana Olana ny fahasarotan’ny lalàna

Hamaky ny tohiny...

Fahantran’ny ankizy malagasy Refesina amin’ny teknika vaovao MODA

05/03/2020

Mikarakara atrikasa mandritra ny 2 andro ny Vondrona Iraisam-pirenena miaro ny ankizy sy ny zony (UNICEF) miaraka amin’ny INSTAT.

Fahantran’ny ankizy malagasy Refesina amin’ny teknika vaovao MODA

Hamaky ny tohiny...


Dossier

Ivon-ketra Ambatolampy Mangarahara ny asa ary tsy misy kolikoly

31/01/2020

Rehefa natao ny fanadihadiana somary lalina kokoa taorian’ny zava-nitranga tany Ambatolampy dia hita fa nisy ny tsy fifankazahoan-dresaka, indrindra teo amin’ireo olona izay nitokona nilaza

 

 

 

 fa niharana fanararaotana sy ny sampan-draharaha mpandray ny hetra.Fanadihadiana momba ny fandoavan-ketra no natao ka nisy ny famerenana sy fanamarinana indray ny fandoavan-ketra rehetra natao; tsy nisy resaka mihitsy hoe ampitomboina ny hetra aloa, araka ny fanadihadiana natao.Tsy Ambatolampy irery no nanaovana fanadihadiana sy fanamarinana fa nanerana ny nosy. Tsy marina sy tsy mitombina noho izany ny filazana fa nisy ny kolikoly na tamin’ny endriny ahoana na ahoana tao amin’ny ivon-ketra Ambatolampy. Nahazoam-baovao ihany koa ny vondron’olona isan-tsokajiny avy any Ambatolampy fa fantatr’izy ireo tsara ny lehiben’ny ivon-ketra any an-toerana, izay olon’ny Fiangonana, mahitsy sy marina fomba fiasa ary niezaka hatrany nanatanteraka ny asa aman’andraikiny araka ny tokony ho izy.Mety nisy ny olana ara-teknika sy ara-tserasera ka nahatonga ny fihetsiketsehana tany Ambatolampy farany teo,  fa raha fintinina ny resaka dia lavitry kolikoly na sanatria fanararaotam-pahefana ny zava-nisy.

RTT

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana