Dans la mme rubrique

Lalao olimpika 2020 Nanaiky ny fanemorana ny COI

26/03/2020

Noho ny fangatahan'i Japon tokony handray ny lalao olimpika 2020 hanemorana izany hetsika izany amin'ny taona 2021 dia nanaiky izany ny COI "Komity olimpika iraisam-pirenena".

Lalao olimpika 2020 Nanaiky ny fanemorana ny COI

Hamaky ny tohiny...

Lalao Olimpika Tokyo 2020 Tsy handefa atleta i Canada

24/03/2020

Tsy handefa atleta handray anjara amin'ny lalao olimpika hatao any Tokyo Japon amin'ity taona 2020 ity ny firenena Kanadiana araka ny fanambarana nataon'ny COC "Comité Olympique Canadien" sy ny CPC

Lalao Olimpika Tokyo 2020 Tsy handefa atleta i Canada

Hamaky ny tohiny...

Orange Pro-League andro faha-16 50 tapitrisa ar no lanin’ny CFEM

23/03/2020

Betsaka ireo ekipa efa tonga tany amin’ny toerana saika hiatrehany ny andro faha-16 amin’ny fifaninanana baolina kitra “Orange Pro-League Malagasy”

Orange Pro-League andro faha-16 50 tapitrisa ar no lanin’ny CFEM

Hamaky ny tohiny...

Razanatovo Lucien René Olon-kendry, manaja fepetra ny mpankafy rugby

23/03/2020

Olon-kendry mahay manaraka fepetra takiana aminy ny mpankafy ny lalao rugby Malagasy, hoy ny “Directeur de competition” ao amin’ny Rugby

Razanatovo Lucien René Olon-kendry, manaja fepetra ny mpankafy rugby

Hamaky ny tohiny...

Atletisma tany Tsiroanomandidy Efa vonombonona ny rehetra saika handray anjara

23/03/2020

Efa vonombonona nanoloarana ny lapan’ny tanànan’i Tsiroanomandidy avokoa, nanomboka tamin’ny 6 ora maraina tamin’ny sabotsy 21 martsa 2020 lasa teo,

Atletisma tany Tsiroanomandidy Efa vonombonona ny rehetra saika handray anjara

Hamaky ny tohiny...

Moraingy nofoanana tao Toamasina “Aleo misoroka, toy izay mitsabo”

23/03/2020

Nofoanana avokoa tahaka ny tany amin’ny faritra rehetra manerana ny Nosy ireo hetsika famoriam-bahoka saika notanterahina teto an-tananan’i Toamasina

Moraingy nofoanana tao Toamasina “Aleo misoroka, toy izay mitsabo”

Hamaky ny tohiny...

Cristiano Ronaldo « CR7 » Mirotsaka miady amin’ny fihanaky ny coronavirus

23/03/2020

Na dia tsy nanova ny hoteliny ho hopitaly handraisana an’ireo mitondra ny tsimokaretina coronavirus toa an-dry Gary Neville sy Ryan Giggs aza ilay kintan’ny kitra Paortigey,

Cristiano Ronaldo « CR7 » Mirotsaka miady amin’ny fihanaky ny coronavirus

Hamaky ny tohiny...


Sport

« Eau vive Athletisme pour tous » andiany faha-7 Fahombiazana tanteraka no azo, hoy ny FMA

28/01/2020

Fahombiazana tanteraka no azo, hoy ny filohan’ny FMA « Fedesiona Malagasin’ny taranja Atletisma », Andriamahazo Norolalao, teny

 

 

Anosy tamin’ny fanatontosana ny hetsika « Eau vive Athletisme pour tous » andiany faha-7 notontosaina nanodidina ny farihin’Anosy omaly alahady 26 janoary 2020 maraina. Mpihazakaka nahatratra 1500 isa no tonga nandray anjara tamin’ny ankapobeny izay nahitana orinasa niisa 12, ireo nanao hazakazaka nifampitohy nisy ekipa 12 avy amin’ny sekoly samihafa, ary mpihazakaza lahy sy vavy nahatratra 70 isa  nandray anjara tamin’ny « 30 mn défi du Lac Anosy » ka hisaorana ny rehetra izany.

Vokatra azo : « 30 mn défi du lac Anosy » : Lehilahy-1° : Edwin (FIGN) : 8 150 m -2° : Relako Ralay(Primature) : 8100 m -3° : Falintiana Randrarivao :8 000m. Vehivavy-1° : Jeanne Pierrette Rasoarivelo : 6250 m -2° : Razafindrabodo : 5370 m -3° : Miora Rasoanirina : 5 070 m. Relais inter-établissements :  1° : LTC (2è équipe ) : 4.16.5 -2° : LJJR : 4.20.1 -3° : Avotra : 4.21.2. Andrim-panjakana mendrika indrindra : Cnaps (nanana mpandray anjara niisa 170). Orinasa mendrika indrindra : STAR (nanana mpandray anjara niisa 46 mpandray). Sekoly mendrika indrindra :  LTC (nanana mpandray anjara niisa 100).

Any Antsirabe indray ny hetsika manaraka hokarakarain’ny FMA amin’ny 8 febroary 2020 ho avy izao  dia ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara amin’ny Cross Country.

1

Ntsoavina Evariste

 

 

 

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana