Dans la mme rubrique

Lalam-pirenena faharoa Lehilahy roa no voasambotra

31/03/2020

Miasa andro aman’alina ireo mpitandro ny filaminana any amin’iny lalam-pirenena faharoa iny amin’izao.

Lalam-pirenena faharoa Lehilahy roa no voasambotra

Hamaky ny tohiny...

Dr Razafindranazy Jean-Jacques Mpitsabo matin’ny coronavirus voalohany tao Frantsa

23/03/2020

Ny zanak’ity mpitsabo ity no nanao ny fampilazana tamin’ny tambazotra sosialy facebook ny sabotsy 21 marsa 2020 teo, fa nodimandry ny rainy, Dr Razafindranazy Jean-Jacques, 67 taona, izay dokotera amin’ny sampana vonjy aina ao amin’ny hopitalin’i Compiègne any Frantsa.

Dr Razafindranazy Jean-Jacques Mpitsabo matin’ny coronavirus voalohany tao Frantsa

Hamaky ny tohiny...

Ahiahy amin’ny Coronavirus Vazaha iray mampisahotaka ny iray tanàna

23/03/2020

Vazaha iray antsoina hoe Delmas Anthony Joseph no nanahirana ny olona sy ny mpitandro filaminana noho nivezivezy tao Anatin’ny Commune Befotaka-Nord.

Ahiahy amin’ny Coronavirus Vazaha iray mampisahotaka ny iray tanàna

Hamaky ny tohiny...

Cité Canada Toamasina Fonosana nampisahotaka

23/03/2020

Nahitana valonan-javatra mifono lambatsilena miloko manga tao anaty tsikafona sy fako, teo amin’ny Cité Canada-Toamasina omaly maraina.

Cité Canada Toamasina Fonosana nampisahotaka

Hamaky ny tohiny...

MORONDAVA Arahi-maso akaiky ireo olona 6 avy any ivelany tsy nihiboka

23/03/2020

Nikorontana ny tao Morondava ny faran’ny herinandro teo. Raha araka ny loharanom-baovao azo mantsy dia nisy olona 6 avy any ivelany tonga teto Antananarivo ny herinandro lasa teo ary

MORONDAVA Arahi-maso akaiky ireo olona 6 avy any ivelany tsy nihiboka

Hamaky ny tohiny...

Norotiana Andriamanohy “Fotoana hanehoan’ny Kristianina ny firaisankinany izao!”

23/03/2020

Manoloana ny toe-draharaha misy maneran-tany izay efa maha tafiditra ny firenentsika ankehitriny ihany koa sy manoloana ny toromarika izay nomen’ny filoham-pirenena Malagasy sy amin’ny tokony hanafoanana famorian’olona

Norotiana Andriamanohy “Fotoana hanehoan’ny Kristianina ny firaisankinany izao!”

Hamaky ny tohiny...

Loza mahatsiravina Zazalahy 13 taona maty kilan’ny afon-dasantsy

20/03/2020

Ny alarobia 18 martsa 2020 lasa teo , tokony tamin'ny 7ora hariva no nitrangan'ity loza mahatsiravina ity tao amin'ny Fonkotany Ambalabe, teto Mandritsara tampon-tanàna.

Loza mahatsiravina Zazalahy 13 taona maty kilan’ny afon-dasantsy

Hamaky ny tohiny...


Tranga

AMBOHIMARINA ANDRAMASINA Mitohy ny fanadihadiana an’ilay hita faty nisy namono

21/01/2020

Nahitana fatina lehilahy iray tao Ambohimarina, distrikan’Andramasina izay lalana anelanelan’ity renivohitry ny distrika ity sy Behenjy Ambatolampy.

Ny manampahefana teo an-toerana no nampilaza ny zandary tao Andramasina, efa tamin’ny 4 ora sy sasany tolakandro. Niaraka tamin’ny dokotera izy ireo nizaha ifotony ilay vatana mangatsiaka. Araka ny fizahana ny razana nataon’ny mpitsabo ara-dalàna dia maty novonoina ilay rangahy. Nahitana diam-pamaky ny vatany. Ny lehiben’ny fokontany no nampilaza ny mpitandro filaminana, mialoha ny faran’ny herinandro teo. Maro ireo lalana mangingina amin’iny faritra iny izay mampifandray an’Andramasina sy Behenjy no mampatahotra ireo mponina any an-toerana, raha ny loharanom-baovao azo. Manamorona an’Ambohimarina sy Antanetibe, Vinany, Lambanandriana ary Amboanjobe no tena mampivarahontsana ireo mpandalo. Ireo  mponina any amin’ireo tanàna ireo anefa mihevitra fa jiolahy avy any amin’ny faritra hafa no ahiana manatanteraka ny vono olona feno habibiana toy izao. Ny zandary ao Andramasina no mandray an-tanana ny tohin’ny raharaha. Mirohotra ny fanaovan-dratsy amin’iny faritra iny. Vao tsy ela koa no tratra ilay vehivavy nanary zaza teo Ambohimarina, Andramasina.

HN

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana