Dans la mme rubrique

PFNOSCM VOIFIRAISANA « Ajanony ny tsindry amin`ny firaisamonim-pirenena »

18/02/2020

Mitaky ny famotsorana an`i Thomas Razafindremaka (TR) ny vondron`ny firaisamonim-pirenena PFNOSCM VOIFIRAISANA.

PFNOSCM VOIFIRAISANA « Ajanony ny tsindry amin`ny firaisamonim-pirenena »

Hamaky ny tohiny...

Olana ara-tsosialy –Antananarivo Ny zaza mpangataka no lasa jiolahy

18/02/2020

Lasa tranga efa mahazatra ny mpanara-baovao ny mandre sy mahita zaza tsy ampy taona, nangarom-paosy, nanao sinto-mahery ka tratra.

Olana ara-tsosialy –Antananarivo Ny zaza mpangataka no lasa jiolahy

Hamaky ny tohiny...

Voka-dratsin’ny Coronavirus amin’ny toekarena malagasy Azo sorohana, hoy ny mpahay toekarena

17/02/2020

Ny fifamezivezen’ny olona sy ny entana maneran-tany mihitsy dia voafetra satria samy mametraka ny paikady anatiny sy ivelany ny firenen-drehetra mba hahafahana mampihena sy manafoana ny valan’aretina Coronavirus,

Voka-dratsin’ny Coronavirus amin’ny toekarena malagasy Azo sorohana, hoy ny mpahay toekarena

Hamaky ny tohiny...

Fanofanana ny mpianatry ny sekoly teknika Hohatsaraina, hoy ny minisitra

17/02/2020

Tanora afaka mamorona asa ho fanatsarany ny hoaviny sy hampandrosoany ny fireneny no hapetraka manomboka izao, hoy ny minisitry ny fanabeazam-pirenena sy fampiofanana teknika, Rijasoa Josoa Andriamanana.

Fanofanana ny mpianatry ny sekoly teknika Hohatsaraina, hoy ny minisitra

Hamaky ny tohiny...

Kaompania Air Madagasikara Maro ny hetra alaina aminy

17/02/2020

Manoloana ny fitarainan’ireo mpanjifa ny zotra ana habakabaka Air Madagascar izay lafo loatra mitaha amin’ireo kaompania hafa dia nanamafy ny filohan’ny filankevi-pitantanana ity kaompania Malagasy ity,

Kaompania Air Madagasikara Maro ny hetra alaina aminy

Hamaky ny tohiny...

Fizahan-tany any Azia atsimo atsinanana Amina miliara euro ny fatiantoka noho ny Coronavirus

17/02/2020

Misy akony ratsy amin’ny sehatry ny fizahan-tany any Azia atsimo atsinanana nyf isianílay valan’aretina Coronavirus.

Fizahan-tany any Azia atsimo atsinanana Amina miliara euro ny fatiantoka noho ny Coronavirus

Hamaky ny tohiny...

Fahavitan-tena ara-tsakafo Tsara avadika ho asa fa tsy atao kabary fotsiny

14/02/2020

Afaka tonga eto Madagasikara ny mpamatsy vola sy ireo mpiara-miombon’antoka fa mila omena sehatra aloha ny Malagasy tompon’ny tany izay tantsaha ny 85%.

Fahavitan-tena ara-tsakafo Tsara avadika ho asa fa tsy atao kabary fotsiny

Hamaky ny tohiny...


Dossier

Orinasa DHL Madagascar Mitaiza sahady ny ankizy hanao fandraharahana

21/01/2020

Notanterahana omaly tao amin’ny ministeran’ny fanabeazana Anosy ny fanavaozana ny fifanaovan-tsoaniam-piaraha-miasa niaraka tamin’ny orinasa DHL International Madagascar.

 

 

Fiaraha-miasa vaovao haharitra 5 taona ary tanjona ny hampitombona ireo sehatrasa misy sy hamoazana sy hampiroboroboana ny fandraharahana ao anatin’ny ankizy misitraka ny tetikasa Go Teach. Tsiahivina fa efa 3 taona katroka izay no nanaovan’ny orinasa DHL io fandaharan’asa sosialy Go Teach io tamin’ny ministeran’ny fanabeazana. Fampivoarana ny tanora eo amin’ny lafiny fampianarana sy ny fidirana eo amin’ny sehatry ny asa no tanjona ka mpianatry ny sekolim-panjakana maherin’ny 1 000  no mahazo tombontsoa. Efa nahazo fampiofanana sy traikefa arak’asa avy amin’ireo mpiasan’ny orinasa DHL izy ireo ary  manodidina ny 15 hatramin’ny 23 taona ny salan-taonany. Hatramin’zay dia ny ankizy teo anivon’ny SOS Village d’enfants Madagascar no nisitraka ny fisian’ny tetikasa Go Teach nanomboka tamin’ny taona 2009. Mitatra izany ankehitriny ho fitsinjovana ny lafiny fanabeazana sy ho fampivoarana ny ankizy sy ny tanora amin’ny lafiny fandraharahana.

 

Tsirinasolo

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana