Dans la mme rubrique

Ny Rado Rafalimanana Nahazo fahafahana vonjimaika

19/02/2020

Tonga namaly ny antson’ny Fampanoavana amin’ny Fitsarana ambaratonga voalohany Anosy i Ny Rado Rafalimanana, filohan'ny ONG Fanahy no Maha Olona,

Ny Rado Rafalimanana Nahazo fahafahana vonjimaika

Hamaky ny tohiny...

Jeneraly Ramakavelo Désiré Nanao famelabelaran-kevitra tany am-ponja

19/02/2020

Notontosaina omaly teny amin'ny fonjaben'Antanimora ny famelabelaran-kevitra narahina adihevitra, notarihin'ny Jeneraly Ramakavelo Désiré ;

Jeneraly Ramakavelo Désiré Nanao famelabelaran-kevitra tany am-ponja

Hamaky ny tohiny...

Fihantsian’i Emmanuel Macron “Tokony hampiantso ny ambasadaoro frantsay ny mpitondra Malagasy.”

19/02/2020

Fihantsiana na “incident diplomatique” no nataon’ny filoham-pirenena frantsay, Emmanuel Macron, hoy ny avy eo anivon’ny antoko politika Otrikafo,

Fihantsian’i Emmanuel Macron “Tokony hampiantso ny ambasadaoro frantsay ny mpitondra Malagasy.”

Hamaky ny tohiny...

Toavina Ralambomahay “Mila manana antoko vao mitondra firenena”

19/02/2020

« Ao anatin`ny efa-taona manaraka dia mila manokana vola mitentina 17,4 miliara dolara ny fanjakana Malagasy.

Toavina Ralambomahay “Mila manana antoko vao mitondra firenena”

Hamaky ny tohiny...

Lohamasinina nampanantenain-dRajoelina Mihemotra fanintelony ny fahatongavany

19/02/2020

Nambara fa mialoha ny faran’ny taona 2019 no ho tonga ny lohamasinina roa ho an’ny zotra FCE.

Lohamasinina nampanantenain-dRajoelina Mihemotra fanintelony ny fahatongavany

Hamaky ny tohiny...

Lisi-pifidianana Hohalavaina 20 andro ny fe-potoana hanamarinana anarana

19/02/2020

Ny 01 desambra 2019 no nisokatra ny lisi-pifidianana ka ny 15 febroary lasa teo no fe-potoana farany hanamarinana izany.

Lisi-pifidianana Hohalavaina 20 andro ny fe-potoana hanamarinana anarana

Hamaky ny tohiny...

Hentitra ny ben’ny tanàna Tsy maintsy diovina Antananarivo

19/02/2020

Miantso ireo manan-trano sy mpanofa rehetra eo amin’ny « avenue de l’indépendance » hanavao ny lokon’ny tranony.

Hentitra ny ben’ny tanàna Tsy maintsy diovina Antananarivo

Hamaky ny tohiny...


Politique

Fitantanana ny tanàna « Tsy misy fanendrena PDS »

21/01/2020

Kaominina 24 no hamerina fifidianana afaka 120 andro fa 8 kosa tsy nahitana kandidà nandritra ny fifidianana farany teo.

 

 Araka ny voalaza tamin’ny didim-panjakana noraisina tamin’ny taon-dasa dia manohy ny asany ireo ben’ny tanàna teo aloha mandrapahatonga ireo vaovao ary tsy hisy ny fanendrena filohan’ny delegasionina manokana (PDS), hoy i Tianarivelo Razafimahefa, minisitry ny atitany sy ny fitsijaram-pahefana. Mbola manohy ny asany ihany koa ireo mpitantana vonjimaika. Nohamafisiny fa afaka miasa avy hatrany ireo ben’ny tanàna nahazo « notification »  fa manaraka ho azy ny fanaovana fitsirihana eo anivon’ny kaominina. Tsy mila miandry fifamindram-pahefana na koa ny fahavitan’ny fitsirihana vao afaka miasa. Ny tompon’andraikitra teo aloha no tompon’andraikitra voalohany amin’ny tsy mety tany aloha tany raha toa ka ratsy ny vokatry ny fitsirihana, hoy hatrany ny fanazavana. Manana 10 andro aorian’ny famoahan’ny T.A ny voka-pifidianana ireo  kandidà ben’ny tanàna raha hampiakatra ny raharaha eny amin’ny filankevi-panjakana raha misy tsy nahafa-po.

 

Marigny A.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana