Dans la mme rubrique

Mbola Rajaonah Natoka-monina tanteraka …

07/04/2020

Re fa novaina ny toerana izay ipetrahan’i Mbola Rajaonah ao amin’ny fonjan’i Tsiafahy.

Mbola Rajaonah Natoka-monina tanteraka …

Hamaky ny tohiny...

Marc Ravalomanana “Ho very eto isika raha tsy mifanampy”

07/04/2020

Miady amin’ny zavatra tsy fantatra sy tsy nampoizina, izay mila fahakingana. Tsy sanatriavin’ny vava mitady toerana sy mitady fahefana aho, fa te hanampy, te hizara traikefa, hoy i Marc Ravalomanana omaly tamina fandaharana manokana.

Marc Ravalomanana “Ho very eto isika raha tsy mifanampy”

Hamaky ny tohiny...

Mitohy ny fihibohana ! Mikatona ny sekoly, tsy misy fitateram-bahoaka…

06/04/2020

Tohizana ny ezaka efa natomboka, hoy ny filoha Andry Rajoelina nandritra ny kabariny halina ;

Mitohy ny fihibohana ! Mikatona ny sekoly, tsy misy fitateram-bahoaka…

Hamaky ny tohiny...

Fakan-kevitra Voahilika ireo hery politika sy fiarahamonim-pirenena

06/04/2020

Ny sabotsy lasa teo no nandray ireo filoham-piangonana eo anivon` ny FFKM, sy ireo filohanà andrim-panjakana,

Fakan-kevitra Voahilika ireo hery politika sy fiarahamonim-pirenena

Hamaky ny tohiny...

Arphine Rahelisoa Tsy mbola fantatra ny daty hitsarana azy

06/04/2020

Fanalam-baraka, manosika ny olona tsy hitia ny filoham-pirenena no ambara fa vesatra hanenjehana an-dRahelisoa,

Arphine Rahelisoa Tsy mbola fantatra ny daty hitsarana azy

Hamaky ny tohiny...

Fahasalamana, Politika, Toekarena Ho sarotra ny fanapahana !

04/04/2020

Hanao kabary amin’ny vahoaka Malagasy ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina rahampitso alahady 4 aprily, momba ny fanapahan-kevitra lehibe taorian’ny fihibohana 15 andro.

Fahasalamana, Politika, Toekarena Ho sarotra ny fanapahana !

Hamaky ny tohiny...

Loholon` i Madagasikara Miantso fihaonana amin` ny Filoham-pirenena

04/04/2020

Ireo loholona, amin` ny alalan` ny filohany Rivo Rakotovao, dia niantso fihaonana amin` ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina.

Loholon` i Madagasikara Miantso fihaonana amin` ny Filoham-pirenena

Hamaky ny tohiny...


Politique

Filankevitry ny fampihavanana Mila ampifandrindrana ny lalàna sy soatoavina Malagasy

20/01/2020

Manaraka tsara ny raharaham-pirenena ny CFM, hoy ny filoha lefiny, Gérard Ramamimampionona, raha nanontaniana ny fipetrak’izy ireo

 

 

 

manoloana ny otrik’ady taratra eo amin’ny antenimierandoholona sy ny fiadidiana ny repoblika. Mitarika hatrany ny komitin’ny fampihavanana ny amin’ny mba hitondrana ny tany sy ny firenena ao anatin’ny fanajana ny soatoavina malagasy. Inoana fa lalana goavana hahafahana mamoaka ny firenena ao anatin’izao toerana misy azy izao, hoy hatrany izy, ny fametrahana ny soatoavina ho fototra. Hovoriana mihitsy ireo ben’ny tanàna vaovao, hametrahan’ny CFM io fototra io. Antananarivo no hanombohana azy ka ny ao Itasy ny 22 janoary, Bongolava ny 24, Vakinankaratra ny 27, Analamanga ny 29 satria mihazakazaka ny raharaham-pirenena ka tsy azo andrasana ny fametrahana izay fototra izay. Efa ara-tantara io. Ohatra amin’izany ny hoe « teny ierana », « ny fanjakana tsy hananan-kavana », ny fandaminan-javatra toy ny hoe « roa trano mahefa, telo trano mahefa » sy ny sisa. Tokony hiainana eo anivon’ny kaominina izany ary misy ny lalàna mifanaraka amin’ireny ara-tantara ireny. Manana andraikitra koa, hoy hatrany ny tenany, ny eny anivon’ny antenimiera, izay rafitra mpanao lalàna, hampifandrindra lalàna laniany sy izay soatoavina izay.

J. Mirija

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana