Dans la męme rubrique

ORINASA AFAKA HABA Miha vitsy ireo mpiasa mbola miasa

03/04/2020

Tsy manana fiara fitaterana ny ankamaroan’ireo orinasa afaka haba eto amintsika. Mandeha taxi-be avokoa ny mpiasa ao aminy izay tena nahatsiaro

ORINASA AFAKA HABA Miha vitsy ireo mpiasa mbola miasa

Hamaky ny tohiny...

Antananarivo Sarety no itondrana marary

02/04/2020

Tsy misy ny Fiarakaretsaka na Taxi. Tsy misy koa ny Taxibe. Etsy an-kilany koa anefa dia lafo ho an’ireo sarambabem-bahoaka ny hofan’irony fiara mpitondra

Antananarivo Sarety no itondrana marary

Hamaky ny tohiny...

Nilatsaka avy eny ambony kamion’ny Samva Ramatoa maty notetezin’ny kodiarana

02/04/2020

Saika handeha hiantsena teny Mahazo ny ramatoa iray monina eny Ambohiomangakely sy ny zanany vavy no sendra ny loza mahatsiravina omaly tokony ho tamin’ny 6 ora maraina.

Nilatsaka avy eny ambony kamion’ny Samva Ramatoa maty notetezin’ny kodiarana

Hamaky ny tohiny...

Fitsinjarana ny Vatsy Tsinjo Mpilatsaka an-tsitrapo 500 hikarama 10 000 isan’andro

02/04/2020

Mpilatsaka an-tsitrapo miisa 500 eo no manomana ireo « Vatsy Tsinjo » fanampiana omen’ny fitondram-panjakana ho an’ireo fianakaviana marefo sy sahirana mandritra izao fihibohana izao.

Fitsinjarana ny Vatsy Tsinjo Mpilatsaka an-tsitrapo 500 hikarama 10 000 isan’andro

Hamaky ny tohiny...

JIRAMA Maharay fitarainana 850 isa isan’andro

02/04/2020

Efa miasa tanteraka ilay laharana maitso 3547 hifandraisan’ny orinasa JIRAMA amin’ny mpanjifa. Ao amin’ny ivon-toerana antsoina hoe : “Centre de relation client” no raisina ny antso rehetra avy any amin’ny mpanjifa.

JIRAMA Maharay fitarainana 850 isa isan’andro

Hamaky ny tohiny...

Fanjifana herinaratra Mihena noho ny tsy fihodinanan’ny Indostria

01/04/2020

Taratry ny fandrosoan’ny firenena ny filàna ara angovo misy ao aminy.

Fanjifana herinaratra Mihena noho ny tsy fihodinanan’ny Indostria

Hamaky ny tohiny...

Fizarana fanampiana Tahaka ny kermesy ny teny Analakely

01/04/2020

Mbola niverina indray ny fitangoronan’olombelona maro be tetsy amin’ny lapan’ny tanana Analakely omaly,

Fizarana fanampiana Tahaka ny kermesy ny teny Analakely

Hamaky ny tohiny...


Sosialy

Fanafihan-dahalo - Amboasary atsimo Zaza iray nalaina an-keriny, olona fito voatifitra

17/01/2020

Tsy milamina ny tany. Mirongatra hatrany ny asan-dahalo any amin’ny faritra. Omby miisa 550 avy any Belitsaka Maintirano hihazo an'i Tsiroanomandidy

 

 

 

entina hamidy no nosakanan’ny dahalo maro be mirongo basy mahery vaika tao Beravina-Morafenobe omaly maraina. Lasan’ny dahalo vokatr’izany ny omby  rehetraNitrangana fanafihan-dahalo ihany koa tany Ebelo Amboasary  Atsimo ary nisy fifandonana teo amin’ny tompon’omby sy mpanara-dia. Naratra voatifitra tamin’izany  ny enina tamin’ireo mpanara-dia sy ny tompon’omby. Voa mafy ny iray niantefan’ny bala teo ambanin’ny fony. Tsaboina ao amin’ny hopitaliben’Ambovombe Androy ireo maratra hatramin’ny omaly hariva fotoana nanoratanay. Maty tao anaty fifanjevoana ny dahalo iray ary azo sambo-belona kosa ny iray. Naka zaza iray natao takalon’aina moa ireto dahalo ireto, sady mitaky vola 3 tapitrisa Ar, koa hanaovan’ireo lasibatra  antso avo amin’ny mpitondra ny hanampiana azy ireo sy handraisana an-tanana ny raharaha.

 

 

Pati

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana