Dans la mme rubrique

Fahasalamana, Politika, Toekarena Ho sarotra ny fanapahana !

04/04/2020

Hanao kabary amin’ny vahoaka Malagasy ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina rahampitso alahady 4 aprily, momba ny fanapahan-kevitra lehibe taorian’ny fihibohana 15 andro.

Fahasalamana, Politika, Toekarena Ho sarotra ny fanapahana !

Hamaky ny tohiny...

Loholon` i Madagasikara Miantso fihaonana amin` ny Filoham-pirenena

04/04/2020

Ireo loholona, amin` ny alalan` ny filohany Rivo Rakotovao, dia niantso fihaonana amin` ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina.

Loholon` i Madagasikara Miantso fihaonana amin` ny Filoham-pirenena

Hamaky ny tohiny...

Ny Rado Rafalimanana Nidoboka eny Antanimora

03/04/2020

Nisy ny fisamborana an’Atoa Ny Rado Rafalimanana kandida ho filoham-pirenena teo aloha afak’omaly.

Ny Rado Rafalimanana Nidoboka eny Antanimora

Hamaky ny tohiny...

Antoko HVM Ataovy mangarahara ny fitantanana

03/04/2020

Miatrika fotoan-tsraotra ny firenena ankehitriny. Manoloana izany, ny antoko Hery Vaovaon I Madagasikara (HVM) dia hitondra izay voatsirambin` ny tanana ho fanampiana ny mpiray tanindrazana manoloana ity ady iombonana ity.

Antoko HVM Ataovy mangarahara ny fitantanana

Hamaky ny tohiny...

Ny Rado Rafalimanana Nobedain’ny zandary teny Ivato

02/04/2020

Nisy ny fisamborana an’Atoa Ny Rado Rafalimanana kandida ho filoham-pirenena teo aloha omaly. Tonga teny amin'ny CCI Ivato izy omaly maraina, nitondra ny zaodahiny avy any an-dafy atao fitiliana mikasika ny Covid-19 teny an-toerana.

Ny Rado Rafalimanana Nobedain’ny zandary teny Ivato

Hamaky ny tohiny...

Andry Rajoelina “Tena sarotra ny manapa-kevitra…”

02/04/2020

Nametraka ny lamina rehetra saingy tsy vitan’ny mpitondra irery. Ny 12 andro manaraka dia tanjona ny hoe mba ho betsaka indray ny olona sitrana.

Andry Rajoelina “Tena sarotra ny manapa-kevitra…”

Hamaky ny tohiny...

K3 F Miantso ireo mpanao politika tsy hanararaotra ny “coronavirus”

02/04/2020

Nitondra hafatra ho an’ny tompon’andraikitra eto amin’ny firenena sy ho an’ny olom-pirenena sy ny vahoaka ny Komitin'ny Fahamarinana sy Fandriampahalemana ary Fiadanana (K3F) manoloana izao loza mihatra

K3 F Miantso ireo mpanao politika tsy hanararaotra ny “coronavirus”

Hamaky ny tohiny...


Politique

TAMAMI Tsy afa-miala amin’ny krizy politika ny praiminisitra Ntsay

15/01/2020

Mila olona mahitsy sy mazava ny firenentsika, hoy ny antoko “TAnora MAlagasy MIroso”tarihin’ny filoha nasionaliny Atoa Samihary Floriot omaly.

 

 

 

 

Ny mampalahelo, hoy izy dia tsy izay ny zava-mitranga eto amintsika. Ireo mpanohitra toa an’ny TAMAMI izay tsy fahavalom-pirenena akory dia tsy misy mpihaino raha miteny. Ny fanendrena olona anaty governemanta koa tsy misy fifandanjana ara-paritra fa ny eto afoavon-tany ihany no tena omen’ny filoha vahana nefa rehefa misy fikasana hidina an-dalambe dia ireo avy any amin’ny faritra no tena taomin’ny sasany ary hataony fitaovana. Hijoro ary tsy hanaiky izany intsony ny TAMAMI raha araka ny fanazavany omaly, indrindra fa ity farany. Miantso  an’ireo avy any amin’ny faritra rehetra ny tenany mba tsy horebirebena intsony fa samy hitsinjo ny hoavin’ny firenena. Mikasika ny krizy politika miseho eto amintsika dia nomarihin’Atoa Samihary Floriot fa tsy afa-miala amin’izany ny praiminisitra Ntsay Christian na ho aiza na ho aiza. Efa praiminisitra tamin’ny andron’ny filoha teo aloha ary mbola mijanona ho praiminisitra ankehitriny saingy tsy mbola mahavita ny asa nampanirahana azy ihany. Anisan’ny nohamafisin’ny filoha nasionalin’ny TAMAMI ny tsy fahavitany ny didy fampiharana ny lalàna 2011-003  izay sata mifehy ny mpanohitra. Tsy mahagaga raha misy ny krizy politika satria tsy misy mpihaino ny mpanohitra.

 

Pati sy Marigny A.

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana