Dans la mme rubrique

Lalam-pirenena faharoa Lehilahy roa no voasambotra

31/03/2020

Miasa andro aman’alina ireo mpitandro ny filaminana any amin’iny lalam-pirenena faharoa iny amin’izao.

Lalam-pirenena faharoa Lehilahy roa no voasambotra

Hamaky ny tohiny...

Dr Razafindranazy Jean-Jacques Mpitsabo matin’ny coronavirus voalohany tao Frantsa

23/03/2020

Ny zanak’ity mpitsabo ity no nanao ny fampilazana tamin’ny tambazotra sosialy facebook ny sabotsy 21 marsa 2020 teo, fa nodimandry ny rainy, Dr Razafindranazy Jean-Jacques, 67 taona, izay dokotera amin’ny sampana vonjy aina ao amin’ny hopitalin’i Compiègne any Frantsa.

Dr Razafindranazy Jean-Jacques Mpitsabo matin’ny coronavirus voalohany tao Frantsa

Hamaky ny tohiny...

Ahiahy amin’ny Coronavirus Vazaha iray mampisahotaka ny iray tanàna

23/03/2020

Vazaha iray antsoina hoe Delmas Anthony Joseph no nanahirana ny olona sy ny mpitandro filaminana noho nivezivezy tao Anatin’ny Commune Befotaka-Nord.

Ahiahy amin’ny Coronavirus Vazaha iray mampisahotaka ny iray tanàna

Hamaky ny tohiny...

Cité Canada Toamasina Fonosana nampisahotaka

23/03/2020

Nahitana valonan-javatra mifono lambatsilena miloko manga tao anaty tsikafona sy fako, teo amin’ny Cité Canada-Toamasina omaly maraina.

Cité Canada Toamasina Fonosana nampisahotaka

Hamaky ny tohiny...

MORONDAVA Arahi-maso akaiky ireo olona 6 avy any ivelany tsy nihiboka

23/03/2020

Nikorontana ny tao Morondava ny faran’ny herinandro teo. Raha araka ny loharanom-baovao azo mantsy dia nisy olona 6 avy any ivelany tonga teto Antananarivo ny herinandro lasa teo ary

MORONDAVA Arahi-maso akaiky ireo olona 6 avy any ivelany tsy nihiboka

Hamaky ny tohiny...

Norotiana Andriamanohy “Fotoana hanehoan’ny Kristianina ny firaisankinany izao!”

23/03/2020

Manoloana ny toe-draharaha misy maneran-tany izay efa maha tafiditra ny firenentsika ankehitriny ihany koa sy manoloana ny toromarika izay nomen’ny filoham-pirenena Malagasy sy amin’ny tokony hanafoanana famorian’olona

Norotiana Andriamanohy “Fotoana hanehoan’ny Kristianina ny firaisankinany izao!”

Hamaky ny tohiny...

Loza mahatsiravina Zazalahy 13 taona maty kilan’ny afon-dasantsy

20/03/2020

Ny alarobia 18 martsa 2020 lasa teo , tokony tamin'ny 7ora hariva no nitrangan'ity loza mahatsiravina ity tao amin'ny Fonkotany Ambalabe, teto Mandritsara tampon-tanàna.

Loza mahatsiravina Zazalahy 13 taona maty kilan’ny afon-dasantsy

Hamaky ny tohiny...


Tranga

AMBODIMITA Mbola tsy voasambotra ilay voay

14/01/2020

Araka ny fanadihadian’ny polisim-pirenena eny Ambohimanarina, voalazan’ireo mponina eny an-toerana fa nahita voay tokoa izy ireo teny Ambodimita.

 

 

Tamin’ny resaka manokana nifanaovana tamin’ny mpamonjy voina anefa no nampahalalany ny mpanara-baovao fa efa tonga teny an-toerana izy ireo afak’omaly hisambotra ilay voay fa tsy tazana. Voalazan’ny mpiandraikitra eo Tsaralalana hatrany fa nihamaro ny olona izay nitangorona sady nitabataba ka heverina izay no nampisitrika ilay biby mpandrapak’olona tamin’ny fotaoana nahatongavan’ireo mpamonjy voina. Ireo mponina teny an-toerana izay sendra ny mpanao gazetinay dia nilaza fa voay salasany no tazan’izy ireo.  Tazan-davitra ihany koa moa noho ny tahotra ary tsy nipoitra tanteraka io ilay voay.  Manentana ny mponina eny an-toerana sy ny manodidina hatrany ny manampahefana eny ifotony mba ho malina amin’ity biby mampidi-doza anaty rano ity. Miandry antso hatrany koa ny mpamonjy voina raha sendra mipoitra indray io voay io ary entanin’ny tompon’andraikitra hatrany mba tsy hitabatabana sy hitangoronana amin’ny fotoana fahitana azy indray mba hahafahana misoroka ny loza amin’ny fisamborana azy. Milaza moa ireo mponina fa maro ireo  mbola mirobo-drano amin’ny fitsijana ny ambim-bariny eny an-tsaha.

Haja Nirina

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana