Dans la męme rubrique

Fifidianana tao Moramanga « Tsipahinay ny fanafoanana safidim-bahoaka »

20/01/2020

Fandikan-dalàna faobe hita tamin’ny fitsirihana ny antontan-taratasim-bato, ka tsy hahafahana mamoaka voka-pifidianana tsy mitanila no nambaran’ny tribonaly misahana ny ady amin’ny fanjakana fa nanafoanana ka hamerenana ny fifidianana ao amin’ny kaominina Moramanga Renivohitra.

Fifidianana tao Moramanga « Tsipahinay ny fanafoanana safidim-bahoaka »

Hamaky ny tohiny...

Rado Ramparaoelina “Tokony ho mpiara-miasa akaiky ny fanjakana sy ny kaominina”

20/01/2020

Nivoaka tamin’ny fomba ofisialy ny fahalaniana ho ben’ny tanàna teo amin’ny kaominina Ampitatafika taorian’ny fitoriana nataon’ny kandidàn’ny IRK ka nandresy i Rado Ramparaoelina, voafidy tamin’ny antoko TIM.

Rado Ramparaoelina “Tokony ho mpiara-miasa akaiky ny fanjakana sy ny kaominina”

Hamaky ny tohiny...

Ady amin’ny fironana an-tanàn-dehibe Fitsinjaram-pahefana tena izy no vahaolana

20/01/2020

Nifantohan’ny adihevitra nanomboka ny faran’ny herinandro teo ny resaka fanesorana mpivarotra amoron-dalana eto Antananarivo Renivohitra.

Ady amin’ny fironana an-tanàn-dehibe Fitsinjaram-pahefana tena izy no vahaolana

Hamaky ny tohiny...

Governemanta Ntsay Mahatanteraka ny vinan’ny filoha marina ve ?

20/01/2020

Feno herintaona i Andry Rajoelina no filoha, karazan-javatra sy fihetsiketsehana maro no nitranga tao anatin’izany.

Governemanta Ntsay Mahatanteraka ny vinan’ny filoha marina ve ?

Hamaky ny tohiny...

Rajoelina sy ny IEM Miandry asa tena mivaingana ny vahoaka

20/01/2020

Herintaona omaly, 19 janoary 2020, no nanaovan’ ny filoha Rajoelina fianianana teny amin’ ny kianjaben’ i Mahamasina ka nitondrany ny firenena.

Rajoelina sy ny IEM Miandry asa tena mivaingana ny vahoaka

Hamaky ny tohiny...

Rivo Rakotovao “Aleo ny marina no lazaina !”

20/01/2020

Taorian’ny fanambarana nataonà andiana loholona notarihin’ny filoha lefitry ny Antenimierandoholona faritany Antananarivo,

Rivo Rakotovao “Aleo ny marina no lazaina !”

Hamaky ny tohiny...

Filankevitry ny fampihavanana Mila ampifandrindrana ny lalĂ na sy soatoavina Malagasy

20/01/2020

Manaraka tsara ny raharaham-pirenena ny CFM, hoy ny filoha lefiny, Gérard Ramamimampionona, raha nanontaniana ny fipetrak’izy ireo

Filankevitry ny fampihavanana Mila ampifandrindrana ny lalĂ na sy soatoavina Malagasy

Hamaky ny tohiny...


Politique

Fitakiana ny nosy Malagasy Mampitandrina ny Filoham-pirenena ny Pr James Ratsima

14/01/2020

Miketrika ny hampanao fitsapan-kevi-bahoaka momba ny fitakiana ireo Nosy Malagasy na îles eparses ny fitondram-panjakana ankehitriny.

 

 

 Tanjony ny hahalalana ny hevitry ny tsirairay na hotakiana amin’ny Frantsay tokoa ireo Nosy ireo na hatsahatra hatreto ny hetsika.  Mampitandrina ny filoham-pirenena mikasika izany fanapahan-kevitra kasainy horaisina izany ny profesora James Ratsima, filohan’ny fikambanana Asandratro ny fireneko.  Nambarany fa ny fitakiana ireo Nosy Malagasy ireo no hany vahaolana tokana hahafahana manavotra ireo vahoaka Malagasy 23 tapitrisa manerana  ny Nosy.  Ny fanjakana anefa mbola mitady hiala bala ihany na dia efa  nanamarina aza ny firenena mikambana fa an’ny Malagasy ny îles eparses. Nomarihin’ny profesora James Ratsima moa fa raha minia manampin-tsofina amin’ny fitakiana ny îles éparses Rajoelina sy ny ekipany dia hijoro ny tenany ary tena hahita ny maha mpanao pôlitika azy tokoa ny rehetra. Raha vonona ny hitaky ireo Nosy Malagasy kosa anefa ny filoha dia vonona ity profesora ity hanome tanana azy saingy hijanona hatreo ihany ny fiaraha-miasa tsy hisy tohiny, ho fanavotana ny vahoaka Malagasy.

Pati

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana