Dans la mme rubrique

Ny Rado Rafalimanana Nidoboka eny Antanimora

03/04/2020

Nisy ny fisamborana an’Atoa Ny Rado Rafalimanana kandida ho filoham-pirenena teo aloha afak’omaly.

Ny Rado Rafalimanana Nidoboka eny Antanimora

Hamaky ny tohiny...

Antoko HVM Ataovy mangarahara ny fitantanana

03/04/2020

Miatrika fotoan-tsraotra ny firenena ankehitriny. Manoloana izany, ny antoko Hery Vaovaon I Madagasikara (HVM) dia hitondra izay voatsirambin` ny tanana ho fanampiana ny mpiray tanindrazana manoloana ity ady iombonana ity.

Antoko HVM Ataovy mangarahara ny fitantanana

Hamaky ny tohiny...

Ny Rado Rafalimanana Nobedain’ny zandary teny Ivato

02/04/2020

Nisy ny fisamborana an’Atoa Ny Rado Rafalimanana kandida ho filoham-pirenena teo aloha omaly. Tonga teny amin'ny CCI Ivato izy omaly maraina, nitondra ny zaodahiny avy any an-dafy atao fitiliana mikasika ny Covid-19 teny an-toerana.

Ny Rado Rafalimanana Nobedain’ny zandary teny Ivato

Hamaky ny tohiny...

Andry Rajoelina “Tena sarotra ny manapa-kevitra…”

02/04/2020

Nametraka ny lamina rehetra saingy tsy vitan’ny mpitondra irery. Ny 12 andro manaraka dia tanjona ny hoe mba ho betsaka indray ny olona sitrana.

Andry Rajoelina “Tena sarotra ny manapa-kevitra…”

Hamaky ny tohiny...

K3 F Miantso ireo mpanao politika tsy hanararaotra ny “coronavirus”

02/04/2020

Nitondra hafatra ho an’ny tompon’andraikitra eto amin’ny firenena sy ho an’ny olom-pirenena sy ny vahoaka ny Komitin'ny Fahamarinana sy Fandriampahalemana ary Fiadanana (K3F) manoloana izao loza mihatra

K3 F Miantso ireo mpanao politika tsy hanararaotra ny “coronavirus”

Hamaky ny tohiny...

Antsohihy Aro-vava miisa 2000 nozaraina tamin’iroe mpivarotra

02/04/2020

Nitondra vahaolana ho fisorohana ny fiparitahan'ny Coronavirus ao Antsohihy ka nanome aro-vava miisa 2000 ho an'ny mpivarotra any an-toerana ny depiote, Jao Jean mivady.

Antsohihy Aro-vava miisa 2000 nozaraina tamin’iroe mpivarotra

Hamaky ny tohiny...

Vondrona politika KOMBA “Fa iza marina no mibaiko ny Fokontany?” “

02/04/2020

Hita ety ifotony fa mibaiko ny fokontany avokoa na ny Kaominina (izay misy rantsana maro), na ny Distrika, na ny Mpitandro ny filaminana, na ny solombavambahoaka , na ny Fiadidiana ny Repoblika,

Vondrona politika KOMBA “Fa iza marina no mibaiko ny Fokontany?” “

Hamaky ny tohiny...


Politique

Raveloson Louis de Gonzague « Politikan’ny manam-bola no manjaka eto »

14/01/2020

Naneho ny fahitany ny fiainam-pirenena ny mpanao politika, Raveloson Louis de Gonzague ka nilazany ny zava-misy eto Madagasikara amin’izao. T

 

 

 

sy tokony hanao politika raha tsy manam-bola satria na manana foto-kevitra sy vinam-piarahamonina aza ka tsy hanana ny vola dia tsy ho lany mihitsy. Efa zarin’ireo mpanao politika mpanam-bola amina tambitamby isan-karazany toy ny sakafo, fitaovana, vola, vary, menaka… ny vahoaka dia lasa tsy any amin’ilay fampandrosoana no banjinina fa lasa mijery fotsiny fa tsy mitsinjo ny ampitso. Izay mpanao politika mandany betsaka no mahazo be, hoy izy. Nibaribary izany nandritra ny fifidianana farany teo. Raha ny fitiavan’ny olona ny fikambanany dia betsaka ny olona no nitia fa rehefa voatambitamby tamin’ny vola satria voatolotra isan’andro dia adino ny fotokevitra hijoroana. Fatiantoka goavana ho an’ny Malagasy io satria ny teo ihany no teo. Lasa manao « devoir » tahaka ny teo aloha ihany ireo lany fa tsy ilay fitiavan-tanindrazana no mipoitra avy ao anatiny fa ilay vola no nametraka azy teo dia mitady vola ho any anaty paosiny sy ny fianakaviany, hoy hatrany ny fanazavana.

 

Marigny A.

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana