Dans la mÍme rubrique

Elakelan-trano

21/04/2020

Ny ankamaroan'ny elakelan-trano eto an-drenivohitra toa an' Anosibe,Anosizato,Anosipatrana,ilanivato dia feno olona milalao baolina, loto, feno mpivarotra. Ny tsikaritra koa dia maloto tanteraka ny tanana

Elakelan-trano

Hamaky ny tohiny...

NOTSATOTSATOHANY ANTSY NY SIPANY

14/04/2020

Nidoboka am-ponja any Amiens ilay tovolahy malagasy izay namono nahafaty ny sipany.

NOTSATOTSATOHANY ANTSY NY SIPANY

Hamaky ny tohiny...

Minisitry ny Atitany ‚ÄúNa ianao te ho velona, na ianao te ho faty‚ÄĚ

11/04/2020

Hentitra ny Minisitry ny atitany sady Filohan’ny CCO Covid-19 Razafimahefa Tianarivelo amin’ny fampanajana ny fihibohana izay hita ho goragora.

Minisitry ny Atitany ‚ÄúNa ianao te ho velona, na ianao te ho faty‚ÄĚ

Hamaky ny tohiny...

NAINA ANDRIANTSITOHAINA

11/04/2020

“Nahafaly ahy ny nanatrika ny fizaran-tsakafo teo Ankazomanga sy Antohomadinika, niarahana tamin'ny CRA.

NAINA ANDRIANTSITOHAINA

Hamaky ny tohiny...

Gilbert Raharizatovo ‚ÄúNy ady gasy no nahavonjy antsika‚ÄĚ

10/04/2020

Naneho ny heviny manoloana ny fiainam-pirenena ny mpanao politika sady mpanao gazety Gilbert Raharizatovo.

Gilbert Raharizatovo ‚ÄúNy ady gasy no nahavonjy antsika‚ÄĚ

Hamaky ny tohiny...

TENCE MENA

09/04/2020

Nivoaka ihany ny marina momba an'i Tence Mena ary nety nanazava ny nanjo azy izy.

TENCE MENA

Hamaky ny tohiny...

NIANDRY ORA MARO IREO MPANDEHA

08/04/2020

Raha efa niaritra tapak’andro ny taxi-brousse izay vao nahazo alàlana tetsy Andohatapenaka.

NIANDRY ORA MARO IREO MPANDEHA

Hamaky ny tohiny...


Be vaovao

MBOLA NIFETY IHANY

13/01/2020

Na dia efa nilaza aza ny fanjakana fa tsy hisy ny fetin'ny fankalazana ny fifampiarahabana nahatratra ny taona, misy amin'ny sampan-draraharaha ao amin'ny fitondrana maro ihany no manao fety.

 

 

Sakafo hanimpitoloha mihitsy no nomanina izay manaporofo mihitsy hoe misy ny vola kanefa tsy tena tafapetraka ilay politikan'ny fitsitsiana.


VITSY IREO NIJERY AN’I BLACK M

Zara raha nahazo olona ilay fampisehoan'ilay mpanakanto malaza frantsay Black M tao  Mahamasina. Anisan'ireo mpanakanto tena malaza any ivelany sy maneran-tany mihitsy aza izy ity kanefa toa tsy dia nanaitra ho an'ny teto Madagasikara. Efa midika sahady ny tena efa fahasahiranan'ny maro ny zava-mitranga. Folo taona lasa tany mbola nahafeno ny palais des sports avokoa ny artista iraisam-pirenena malaza tonga teto.

FENO NY KAPOAKA

Feno ny kapoakan'ny mpiasam-panjakana eo anivon'ny minisiteran'ny serasera sy ny kolontsaina. Raha ny fantatra dia hanao fitokonana izy ireo manomboka anio mba ho fanoherana ny fandroahana ireo mpiasa ECD maherin'ny 90 isa. Misy mpanao gazety 20 isa tamin'ireo. Mihevitra ny tenany ho iza loatra ity minisitra Lalatiana ity no hiadivany avokoa ny olon-drehetra ?

MAMONO AFO

Omaly ihany dia efa nahetsiky ny minisiteran'ny serasera sy ny kolontsaina avokoa ireo kaonty miafina amin'ny facebook. Izany dia mba entina hamonoana afo momba ny fikasan'ireo mpiasan'ny minisitera izay hanao hetsika fanoherana ny fandroahana ireo ECD. Nalaina baraka amin'ny tambajotra sosialy ny mpanao gazety malaza miisa roa izay nolazaina fa mpanakorontana. Matahotra mafy ny minisitra, indrindra amin'izao ankatoky ny fanovana governemanta izao.

 

 

 

MIVERINA NY FANAFIHANA MITAM-PIADIANA

Miverina indray ny fanafihana mitam-piadiana eto an-drenivohitra. Tapaka indray ny jiolahy taorian'ny fety ary miverina manao fandrobàna toy ny nitranga tetsy Tanjombato. Efa eo andoham-pandrinan'ny olona ny roalahy mitam-basy vao hita. Lasa tamin'izany ny vola mitentina 20 tapitrisa ariary.

SIDINA ANTANANARIVO – FIANARANTSOA

Hiverina hisokatra manomboka anio ny sidina Antananarivo Fianarantsoa. Efa tena tsy misy toerana ho an'ny fandraharahana malagasy intsony izy ity fa dia ny  vondrona sipromad indray no nahazo fitantanana ity zotra ity izay. Ao anatin’ny fahasahiranana tanteraka  ny Air Madagascar matoa tsy nomena fahatokisana amin'ity zotra ity.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana