Dans la męme rubrique

Lalam-pirenena faharoa Lehilahy roa no voasambotra

31/03/2020

Miasa andro aman’alina ireo mpitandro ny filaminana any amin’iny lalam-pirenena faharoa iny amin’izao.

Lalam-pirenena faharoa Lehilahy roa no voasambotra

Hamaky ny tohiny...

Dr Razafindranazy Jean-Jacques Mpitsabo matin’ny coronavirus voalohany tao Frantsa

23/03/2020

Ny zanak’ity mpitsabo ity no nanao ny fampilazana tamin’ny tambazotra sosialy facebook ny sabotsy 21 marsa 2020 teo, fa nodimandry ny rainy, Dr Razafindranazy Jean-Jacques, 67 taona, izay dokotera amin’ny sampana vonjy aina ao amin’ny hopitalin’i Compiègne any Frantsa.

Dr Razafindranazy Jean-Jacques Mpitsabo matin’ny coronavirus voalohany tao Frantsa

Hamaky ny tohiny...

Ahiahy amin’ny Coronavirus Vazaha iray mampisahotaka ny iray tanàna

23/03/2020

Vazaha iray antsoina hoe Delmas Anthony Joseph no nanahirana ny olona sy ny mpitandro filaminana noho nivezivezy tao Anatin’ny Commune Befotaka-Nord.

Ahiahy amin’ny Coronavirus Vazaha iray mampisahotaka ny iray tanàna

Hamaky ny tohiny...

Cité Canada Toamasina Fonosana nampisahotaka

23/03/2020

Nahitana valonan-javatra mifono lambatsilena miloko manga tao anaty tsikafona sy fako, teo amin’ny Cité Canada-Toamasina omaly maraina.

Cité Canada Toamasina Fonosana nampisahotaka

Hamaky ny tohiny...

MORONDAVA Arahi-maso akaiky ireo olona 6 avy any ivelany tsy nihiboka

23/03/2020

Nikorontana ny tao Morondava ny faran’ny herinandro teo. Raha araka ny loharanom-baovao azo mantsy dia nisy olona 6 avy any ivelany tonga teto Antananarivo ny herinandro lasa teo ary

MORONDAVA Arahi-maso akaiky ireo olona 6 avy any ivelany tsy nihiboka

Hamaky ny tohiny...

Norotiana Andriamanohy “Fotoana hanehoan’ny Kristianina ny firaisankinany izao!”

23/03/2020

Manoloana ny toe-draharaha misy maneran-tany izay efa maha tafiditra ny firenentsika ankehitriny ihany koa sy manoloana ny toromarika izay nomen’ny filoham-pirenena Malagasy sy amin’ny tokony hanafoanana famorian’olona

Norotiana Andriamanohy “Fotoana hanehoan’ny Kristianina ny firaisankinany izao!”

Hamaky ny tohiny...

Loza mahatsiravina Zazalahy 13 taona maty kilan’ny afon-dasantsy

20/03/2020

Ny alarobia 18 martsa 2020 lasa teo , tokony tamin'ny 7ora hariva no nitrangan'ity loza mahatsiravina ity tao amin'ny Fonkotany Ambalabe, teto Mandritsara tampon-tanĂ na.

Loza mahatsiravina Zazalahy 13 taona maty kilan’ny afon-dasantsy

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Trafikana olona ho any Sina Notanana am-ponja vonjimaika ilay vehivavy Sonia mpanera

09/01/2020

Rehefa niakatra fampanoavana teo amin'ny lapan’ny fitsarana Anosy ireo teratany Sinoa mahakasika ilay fanambadiana teratany Malagasy mba hahafahana manondrana vehivavy dia ilay Sinoa vavy mpisera no nahiditra am-ponja vonjimaika.

 

 

 Ireo lehilahy enina kosa "sous contrôle judiciaire" na mandalo isan-kerinandro any amin'ny mpitandro filaminana hamarinina, araka ny fampitam-baovao ofisialin'ny polisim-pirenena. Manoloana ny lalana mifehy ny soram-panambadiana izay araraotin'ireo teratany vahiny hanatanterahana trafikana olona dia miandrandra fanavaozana hifanaraka ny toetr'andro ny olom-pirenena tsara sitrapo. Tsy kely lalana mantsy ny ratsy ka manararaotra ny fahantran'ny teratany Malagasy izay gidany maneran-tany. Etsy andaniny anefa tsy ny teratany Sinoa manambady gasy rehetra kosa dia misain-dratsy hanondrana vehivavy avokoa.   Mitaky fandalinana lalana vaovao ity tambazotram-panambadiana Sonia ity hisorohana ny loza ahiana hitranga any ivelany. Ireo lasa miasa any ivelany ihany mantsy no ren'ny fitondrana izay mijoro ny kiakiakany fa ireo mijaly am-panambadiana na hampanaovina zavatra hafa mamoehitra tsy misy fanaraha-maso.

Haja Nirina

 

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana