Dans la męme rubrique

Asa voafetra, vola miditra manify Mitaraina ny mponina etsy La Reunion kely

31/03/2020

Mijaly ny mponina eny amin` ny La RĂ©union kely amin` izao fametrahana ny fahamehana ara-pahasalamana eto Antananarivo izao.

Asa voafetra, vola miditra manify Mitaraina ny mponina etsy La Reunion kely

Hamaky ny tohiny...

TanĂ n-dehibe eto Madagasikara Tena azo diovina sy halamina ihany kay

31/03/2020

Tena azo alamina, diovina tsara ihany kay Antananarivo, ary tsy izy irery fa ireo tanĂ na hafa rehetra eto Madagasikara fa mila hentitra ny mpitantana sy ny mpitondra ary tena ambenana mihitsy ny olona.

TanĂ n-dehibe eto Madagasikara Tena azo diovina sy halamina ihany kay

Hamaky ny tohiny...

Ankazomanga Tsy coronavirus fa aretim-bavony no nahafaty ilay tovolahy

31/03/2020

Tovolahy nitsirara teo amin’ny arabe no nitangoronan’ny olona teny Ankazomanga omaly maraina.

Ankazomanga Tsy coronavirus fa aretim-bavony no nahafaty ilay tovolahy

Hamaky ny tohiny...

Fampiroboroboana ny maha-olona Nahazo 100 tapitrisa dolara i Madagasikara

31/03/2020

Nekena tany Washingtown tamin’ny 26 martsa lasa teo ny fampindramam-bola ho tohana ho an’ny fotodrafitr’olona (capital humain) eto Madagasikara.

Fampiroboroboana ny maha-olona Nahazo 100 tapitrisa dolara i Madagasikara

Hamaky ny tohiny...

Sekoly tsy miankina Mila jeren’ny fanjakana manokana

31/03/2020

Ankehitriny dia mandalo ady sarotra ihany koa ny eo anivon` ny sekoly tsy miankina.

Sekoly tsy miankina Mila jeren’ny fanjakana manokana

Hamaky ny tohiny...

Polisim-pirenena Tsy sasatra manentana ny vahoaka

31/03/2020

Tsy sasatra ny polisim-pirenena manentana ny momba ireo mpivarotra sakafo, fanafody, mpivarotra mpambongady sy enta-madinika mikasika ny ora hahafahan’izy ireny misokatra ho an’ny mpanjifa.

Polisim-pirenena Tsy sasatra manentana ny vahoaka

Hamaky ny tohiny...

Kaominina Ivato Tratra ireo nivarotra vary lafobe

30/03/2020

Hentitra ny fanaraha-maso ireo mpivarotra manararaotra mampiakatra ny vidim-bary sy ireo kojakoja ilaina amin’ny fiainana andavanandro ao amin’ny kaominina Ivato, distrikan’Ambohidratrimo.

Kaominina Ivato Tratra ireo nivarotra vary lafobe

Hamaky ny tohiny...


Sosialy

Orinasa afaka haba Ifanotofana ny fitadiavana asa

09/01/2020

Filaharana lava be no tsikaritra manoloana ireny orinasa afaka haba ireny amin’izao fotoana izao.

 

 

 

Raha ny teny amin’ny orinasa Floreal Andraharo dia nanambara ny tompon’andraikitra fa vao vantany misy fampahafantarana mahakasika ny fitadiavana mpiasa apetraka eo amin’ny fafana dia maro be ny olona tonga. Raha ny omaly izao dia aman-jatony no tonga teny an-toerana ary tena mangetaheta mitady asa satria lava ny filaharana amin’ny fanaterana antontan-taratasy. Nilaza ny ankamaroan’ireo mpiasa fa aleo miasa amina orinasa afaka haba noo izy mifanaraka amin’ny fari-pahaizana. Nitaraina kosa ireo sasany avy niasa tany amin’ny sinoa satria rehefa avy manapitra ny fizarana asa (essai) mandritra ny enim-bolana dia soloina avy hatrany amin’izao. Tsy misy mpiasa raisina raikitra eny ankehitriny fa soloina hatrany ny mpiasa rehefa mahavita izay enimbolana izay ary lazaina fa tsy mahafa-po.  Ankoatran’ny tsy filana filazam-pahaizana ambony mantsy dia mba mijery ny fahaizana ara-kasa (experiences) efa nolalovana ihany koa ny rinasa afaka haba. Mampitaraina ny mpiasa ny fitondrana sy ny tsy fitsinjovana ny mahaolona saingy tsy maintsy atao aloha izany nohon’ny fahasahiranana sy ny fahantrana mianjady. Tokony hanaovana ezaka ny fanatsarana ny fitondrana sy ny fitantanana ny mpiasa hipaka sy hampivoatra ny zo sy ny farim-piainan’ny mpiasa

Tsirinasolo

  

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana