Dans la mme rubrique

Dr Razafindranazy Jean-Jacques Mpitsabo matin’ny coronavirus voalohany tao Frantsa

23/03/2020

Ny zanak’ity mpitsabo ity no nanao ny fampilazana tamin’ny tambazotra sosialy facebook ny sabotsy 21 marsa 2020 teo, fa nodimandry ny rainy, Dr Razafindranazy Jean-Jacques, 67 taona, izay dokotera amin’ny sampana vonjy aina ao amin’ny hopitalin’i Compiègne any Frantsa.

Dr Razafindranazy Jean-Jacques Mpitsabo matin’ny coronavirus voalohany tao Frantsa

Hamaky ny tohiny...

Ahiahy amin’ny Coronavirus Vazaha iray mampisahotaka ny iray tanàna

23/03/2020

Vazaha iray antsoina hoe Delmas Anthony Joseph no nanahirana ny olona sy ny mpitandro filaminana noho nivezivezy tao Anatin’ny Commune Befotaka-Nord.

Ahiahy amin’ny Coronavirus Vazaha iray mampisahotaka ny iray tanàna

Hamaky ny tohiny...

Cité Canada Toamasina Fonosana nampisahotaka

23/03/2020

Nahitana valonan-javatra mifono lambatsilena miloko manga tao anaty tsikafona sy fako, teo amin’ny Cité Canada-Toamasina omaly maraina.

Cité Canada Toamasina Fonosana nampisahotaka

Hamaky ny tohiny...

MORONDAVA Arahi-maso akaiky ireo olona 6 avy any ivelany tsy nihiboka

23/03/2020

Nikorontana ny tao Morondava ny faran’ny herinandro teo. Raha araka ny loharanom-baovao azo mantsy dia nisy olona 6 avy any ivelany tonga teto Antananarivo ny herinandro lasa teo ary

MORONDAVA Arahi-maso akaiky ireo olona 6 avy any ivelany tsy nihiboka

Hamaky ny tohiny...

Norotiana Andriamanohy “Fotoana hanehoan’ny Kristianina ny firaisankinany izao!”

23/03/2020

Manoloana ny toe-draharaha misy maneran-tany izay efa maha tafiditra ny firenentsika ankehitriny ihany koa sy manoloana ny toromarika izay nomen’ny filoham-pirenena Malagasy sy amin’ny tokony hanafoanana famorian’olona

Norotiana Andriamanohy “Fotoana hanehoan’ny Kristianina ny firaisankinany izao!”

Hamaky ny tohiny...

Loza mahatsiravina Zazalahy 13 taona maty kilan’ny afon-dasantsy

20/03/2020

Ny alarobia 18 martsa 2020 lasa teo , tokony tamin'ny 7ora hariva no nitrangan'ity loza mahatsiravina ity tao amin'ny Fonkotany Ambalabe, teto Mandritsara tampon-tanàna.

Loza mahatsiravina Zazalahy 13 taona maty kilan’ny afon-dasantsy

Hamaky ny tohiny...

Andavamamba Mpanendaka roa lahy indray no tratra

20/03/2020

Lehilahy roa, 23 sy 21 taona no voasambotry ny polisy miasa ao Isotry omaly 19 martsa 2 noho ny resaka fitondrana zava-maranitra teny an-dalambe sy fanafihana mitam-piadiana.

Andavamamba Mpanendaka roa lahy indray no tratra

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Polisim-pirenena Manaraka fanofanana manokana ireo hanao « PR »

08/01/2020

Miatrika fiofanana amin’izao fotoana izao ireo « Police de la Route » mialoha ny hiverenan‘izy ireo amin’ny andraikiny eny an-dalambe.

 

 

Teboka maro no hozaraina amin’ireo Polisy manao fiofanana ireo toy ny : fampahatsiahivina ireo andraikitra sahanin’ny « Police de la Route », fandalinana ny lalàna mifehy ny fifamoivoizana, fampahatsiahivana ireo fihetsika ara-dalàna rehetra amin’ny fandrindràna ny fifamoivoizana, fomba firesaka sy fanajana ny mpampiasa lalana, fanentanana amin’ny ady atao amin’ny kolikoly.Natao ny fiofanana tahaka izao mba entina hanatsarana ny fomba fiasa manoloana ireo mpampiasa lalana. Ankoatra izay dia azon’ny rehetra alaina ao amin’ny tranokalan’ny polisim-pirenena « www.policenationale.gov.mg » ihany koa ny lalàna mifehy ny fifamoivoizana ( code de la route) izay hanampy betsaka ny mpampiasa lalana amin’ny fanarahan-dalana satria mila mahafantatra an’io daholo ny rehetra mifamoivoy an-dalambe eny fa na dia mety hoe ny hevi-dehibe ihany aza, ho an’ny mpandeha an-tongotra sy ny mpitarika posy sy sarety fa tsy hoe ny mpamily fiara sy moto ihany no hahay kanefa ny ambiny samy hanao izay tiany eny an’arabe eny.

RTT

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana