Dans la mme rubrique

Lalam-pirenena faharoa Lehilahy roa no voasambotra

31/03/2020

Miasa andro aman’alina ireo mpitandro ny filaminana any amin’iny lalam-pirenena faharoa iny amin’izao.

Lalam-pirenena faharoa Lehilahy roa no voasambotra

Hamaky ny tohiny...

Dr Razafindranazy Jean-Jacques Mpitsabo matin’ny coronavirus voalohany tao Frantsa

23/03/2020

Ny zanak’ity mpitsabo ity no nanao ny fampilazana tamin’ny tambazotra sosialy facebook ny sabotsy 21 marsa 2020 teo, fa nodimandry ny rainy, Dr Razafindranazy Jean-Jacques, 67 taona, izay dokotera amin’ny sampana vonjy aina ao amin’ny hopitalin’i Compiègne any Frantsa.

Dr Razafindranazy Jean-Jacques Mpitsabo matin’ny coronavirus voalohany tao Frantsa

Hamaky ny tohiny...

Ahiahy amin’ny Coronavirus Vazaha iray mampisahotaka ny iray tanàna

23/03/2020

Vazaha iray antsoina hoe Delmas Anthony Joseph no nanahirana ny olona sy ny mpitandro filaminana noho nivezivezy tao Anatin’ny Commune Befotaka-Nord.

Ahiahy amin’ny Coronavirus Vazaha iray mampisahotaka ny iray tanàna

Hamaky ny tohiny...

Cité Canada Toamasina Fonosana nampisahotaka

23/03/2020

Nahitana valonan-javatra mifono lambatsilena miloko manga tao anaty tsikafona sy fako, teo amin’ny Cité Canada-Toamasina omaly maraina.

Cité Canada Toamasina Fonosana nampisahotaka

Hamaky ny tohiny...

MORONDAVA Arahi-maso akaiky ireo olona 6 avy any ivelany tsy nihiboka

23/03/2020

Nikorontana ny tao Morondava ny faran’ny herinandro teo. Raha araka ny loharanom-baovao azo mantsy dia nisy olona 6 avy any ivelany tonga teto Antananarivo ny herinandro lasa teo ary

MORONDAVA Arahi-maso akaiky ireo olona 6 avy any ivelany tsy nihiboka

Hamaky ny tohiny...

Norotiana Andriamanohy “Fotoana hanehoan’ny Kristianina ny firaisankinany izao!”

23/03/2020

Manoloana ny toe-draharaha misy maneran-tany izay efa maha tafiditra ny firenentsika ankehitriny ihany koa sy manoloana ny toromarika izay nomen’ny filoham-pirenena Malagasy sy amin’ny tokony hanafoanana famorian’olona

Norotiana Andriamanohy “Fotoana hanehoan’ny Kristianina ny firaisankinany izao!”

Hamaky ny tohiny...

Loza mahatsiravina Zazalahy 13 taona maty kilan’ny afon-dasantsy

20/03/2020

Ny alarobia 18 martsa 2020 lasa teo , tokony tamin'ny 7ora hariva no nitrangan'ity loza mahatsiravina ity tao amin'ny Fonkotany Ambalabe, teto Mandritsara tampon-tanàna.

Loza mahatsiravina Zazalahy 13 taona maty kilan’ny afon-dasantsy

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Mponin’i Mahajanga Miandry fatratra ny fanamboarana ilay lakandrano 3,5 km

07/01/2020

Nampanantena ny praiminisitra tamin’ny sabotsy teo fa amboarina io lakandrano lavareny mamoaka ny rano avy ao Mahajanga io,

 

  

 

saingy anatin’ny tanjona lavitr’ezaka izany. Voadion’ny mponina sy ny mpitandro filaminana tanteraka aloha tamin’ny alalan’ny fohy ezaka ny lakandrano avy Mahajanga izay mandalo fokontany efatra mihazo ny ranomasina. Andrandrain’ny mponina ny fanaboarana izany foto-drafitrasa izany ho manara-penitra ary tsy miandry ela. Efa eo am-pananganana ny komity any ifotony hijery akaiky ny tsy fanotofana iny lakan-drano iny aloha ny manam-pahefana sy ny mponina izay lalovan’ilay lakandrano any an-toerana, raha ny fampitam-baovao.Efa aman-taonany maro mantsy tsy nisy nanadio, sady mihamarivo no mihatery ka miandrandra fanamboarana tanteraka sady atoato ireo mponina. Araka ny fintim-baovao ofisialin’ny Ministeran’ny Fiarovam-pirenena, nanome tanana ny mponina tao Mahajanga ny miaramilan’ny Tafika Malagasy sy ny zandarimariam-pirenena ary ny polisim-pirenena miaraka amin'ireo fitaovana fanadiovana sy famonjena aina, afak’omaly. Voalaza hatrany moa fa maro ny lakan-drano efa nodiovina ka efa miverina amin'ny laoniny  tsikelikely ny fiainan'ny mponina ao an-toerana. Ny 29 desambra no efa nanomboka nikija tsy nijanona ny orana.  Efa hatramin’ny faran’ny taona tokoa no dibodrano tanteraka ny tanana maron’ny Mahajanga. Araka ny filazan’ny mponina tany an-toerana aza tsy dibo-drano fa safo-drano mihitsy no resaka mandeha.

Haja Nirina

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana