Dans la mme rubrique

Lalam-pirenena faharoa Lehilahy roa no voasambotra

31/03/2020

Miasa andro aman’alina ireo mpitandro ny filaminana any amin’iny lalam-pirenena faharoa iny amin’izao.

Lalam-pirenena faharoa Lehilahy roa no voasambotra

Hamaky ny tohiny...

Dr Razafindranazy Jean-Jacques Mpitsabo matin’ny coronavirus voalohany tao Frantsa

23/03/2020

Ny zanak’ity mpitsabo ity no nanao ny fampilazana tamin’ny tambazotra sosialy facebook ny sabotsy 21 marsa 2020 teo, fa nodimandry ny rainy, Dr Razafindranazy Jean-Jacques, 67 taona, izay dokotera amin’ny sampana vonjy aina ao amin’ny hopitalin’i Compiègne any Frantsa.

Dr Razafindranazy Jean-Jacques Mpitsabo matin’ny coronavirus voalohany tao Frantsa

Hamaky ny tohiny...

Ahiahy amin’ny Coronavirus Vazaha iray mampisahotaka ny iray tanàna

23/03/2020

Vazaha iray antsoina hoe Delmas Anthony Joseph no nanahirana ny olona sy ny mpitandro filaminana noho nivezivezy tao Anatin’ny Commune Befotaka-Nord.

Ahiahy amin’ny Coronavirus Vazaha iray mampisahotaka ny iray tanàna

Hamaky ny tohiny...

Cité Canada Toamasina Fonosana nampisahotaka

23/03/2020

Nahitana valonan-javatra mifono lambatsilena miloko manga tao anaty tsikafona sy fako, teo amin’ny Cité Canada-Toamasina omaly maraina.

Cité Canada Toamasina Fonosana nampisahotaka

Hamaky ny tohiny...

MORONDAVA Arahi-maso akaiky ireo olona 6 avy any ivelany tsy nihiboka

23/03/2020

Nikorontana ny tao Morondava ny faran’ny herinandro teo. Raha araka ny loharanom-baovao azo mantsy dia nisy olona 6 avy any ivelany tonga teto Antananarivo ny herinandro lasa teo ary

MORONDAVA Arahi-maso akaiky ireo olona 6 avy any ivelany tsy nihiboka

Hamaky ny tohiny...

Norotiana Andriamanohy “Fotoana hanehoan’ny Kristianina ny firaisankinany izao!”

23/03/2020

Manoloana ny toe-draharaha misy maneran-tany izay efa maha tafiditra ny firenentsika ankehitriny ihany koa sy manoloana ny toromarika izay nomen’ny filoham-pirenena Malagasy sy amin’ny tokony hanafoanana famorian’olona

Norotiana Andriamanohy “Fotoana hanehoan’ny Kristianina ny firaisankinany izao!”

Hamaky ny tohiny...

Loza mahatsiravina Zazalahy 13 taona maty kilan’ny afon-dasantsy

20/03/2020

Ny alarobia 18 martsa 2020 lasa teo , tokony tamin'ny 7ora hariva no nitrangan'ity loza mahatsiravina ity tao amin'ny Fonkotany Ambalabe, teto Mandritsara tampon-tanàna.

Loza mahatsiravina Zazalahy 13 taona maty kilan’ny afon-dasantsy

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Fahasemporan’ny mpiasa teny Anosizato Tsy nisy fanafody diso daozy, hoy ny “Stop insectes”

07/01/2020

Tamin’ireo mpiasa 70 latsaka niditra hopitaly teo amin’ny HJRA Ampefiloha no nisy nanizingizina fa raha tsy nisy ilay famendrahana fanafody teo ivelany tsy nitranga ny loza tamin’iny sabotsy iny.

Nanambara  ny mpiandraikitra ny orin’asa afak’haba Gama-textile, Erica Andria fa efa faninefany ny fiaraha-miasa tamin’ny «stop insectes» fa izao vao nahitan-doza. Nanambara mazava ny lehiben’io orinasa mpandraraka fanafody biby kely io fa tsy nisy fanafody lany daty na diso daozy nampiasaina.  « 1,5% hatrany no fatran’io « insectiside » io hatramin’izay. Rano ny 98,5%, araka ny fampiasa hatrizay. Ireo biby kely tsy misy taolana tahaka ny kadradraka, lalitra, vitsika, « insectes » no matin’io fanafody io. Efa 16 taona izao no niasako tamin’io orinasa iraisam-pirenena io izay manana ny foibeny any La Réunion, manana ny sampany eto Madagasikara. Ilay famendrahana koa tsy natao tao anatin’ny efitra misy ireo mpiasa. Efa nomena ny lehiben’ny dokotera ny taratasy mahakasika ny fanafody nampiasainay sy ny fisorohana ary ny fiarovana vokatr’io fanafody io. Efa naterina any amin’ny zandary koa ny taratasy sy ny fanafody.” Hoy i Bourdel Awwil, tompon’andraikitry ny orinasa Stop Insectes izay notronin’ireo teknisianina telo niaraka tamin’ny antotan-taratasy maro. Andrasana araka izany  ny tohin’ny fanadihadiana.

Haja Nirina

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana