Dans la mme rubrique

Federasiona Malagasin'ny Basikety Aleo hajaina ny fihibohana

08/04/2020

Nanamarika ny 06 aprily andro maneran-tany ho an'ny fampandrosoana sy ny fandriampahalemana i Madagasikara tamin'ny alalan'ny fanentanan'ny FMBB

Federasiona Malagasin'ny Basikety Aleo hajaina ny fihibohana

Hamaky ny tohiny...

Raux Auguste Efa nahatsiaro tena

07/04/2020

Voatery naiditra hopitaly teny amin'ny HOMI Soavinandriana tamin'ny sabotsy 4 aprily lasa teo fa tsy nahatsiaro tena noho ny fahatairana be loatra ka nitarika AVC "fahatapahan'ny lalan-dra " teo aminy ny mpanazatra mpanampin'ny BAREA, Raux Auguste.

Raux Auguste Efa nahatsiaro tena

Hamaky ny tohiny...

Auguste Raux Naiditra hopitaly fa voan’ny AVC

06/04/2020

Noho ny tsy fahasalamana tampoka nahazo azy (AVC) dia nampidirina eny amin'ny Hopitaly Soavinandriana i Maitre Raux Auguste, izay mpanazatra mpanampy an'i Nicolas Dupuis nandritra ny CAN 2019.

Auguste Raux Naiditra hopitaly fa voan’ny AVC

Hamaky ny tohiny...

Bapasy - Barea “Tsy mararin’ny Coronavirus izany aho “

06/04/2020

Manoloana ny lahatsoratra an-gazety iray nivoaka ny sabotsy teo izay milaza fa miady amin’ny aretina Coronavirus ny vodilaharana eo anivon’ny ekipam-pirenen’ny baolina kitra malagasy,

Bapasy - Barea “Tsy mararin’ny Coronavirus izany aho “

Hamaky ny tohiny...

Me Rajaonarison Christian - Karate “Fanampiana ara tolo-tsaina no nomena an'ireo mpikatroka”

06/04/2020

Tsy manana ny hoenti-manana hanampiana an'ireo mpikatroka karate eo ambany fiadidianay izahay, hoy i Me Christian Rajanarison tale teknikan'ny "style karate WADO-RYU sy karate Fihezama,

Me Rajaonarison Christian - Karate “Fanampiana ara tolo-tsaina no nomena an'ireo mpikatroka”

Hamaky ny tohiny...

Kaominina Ivato Nanampy ny zokiolona sy ireo tena sahirana

04/04/2020

Na dia efa nanolotra fanampiana ho an’ireo marefo ao amin’ny kaominina Ivato aza ny Fitondram-panjakana dia miezaka ny Ben’ny tanàna ao an-toerana Penjy Randrianarisoa manamaivana ny fahasahiranan’ny isan-tokantrano amin’izao fotoanan’ny fihibohana izao.

Kaominina Ivato Nanampy ny zokiolona sy ireo tena sahirana

Hamaky ny tohiny...

Ekipan'ny tottenham Manao fanazara-tena amin'ny video

03/04/2020

Na eo aza ny fihibohana amina firenena maro maneran-tany tsy hahafahana miasa

Ekipan'ny tottenham Manao fanazara-tena amin'ny video

Hamaky ny tohiny...


Sport

Volley-ball Malagasy Fantaro ireo fifaninana hatrehana amin’ity taona 2020 ity

06/01/2020

Fantaro amin’ny alalan’ireto TABILAO navoakan’ny FMVB na Federasiona

 

 

Malagasin’ny taranja Volley-Ball” tarihan’ny filohany, Andriamanantena Tahina Nirina, ireto ireo fandaharan-dalao nasionaly sy iraisam-pirenena hatrehan’ny taranja Volley-ball Malagasy amin’ity taona 2020 ity.

 

TABILAO LALAO VOLLEY NASIONALY SY IRAISAM-¨PIRENENA

 

Ao anatin’ity tabilao manaraka ity kosa ireo lalao Beach Volley nasionaly sy iraisam-pirenena hatrehan’ny Volley-ball Malagasy.

 

TABILAO LALAO BEACH VOLLEY MALAGASY 2020

 

 

Ntsoavina Evariste

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana