Dans la mme rubrique

Lalam-pirenena faharoa Lehilahy roa no voasambotra

31/03/2020

Miasa andro aman’alina ireo mpitandro ny filaminana any amin’iny lalam-pirenena faharoa iny amin’izao.

Lalam-pirenena faharoa Lehilahy roa no voasambotra

Hamaky ny tohiny...

Dr Razafindranazy Jean-Jacques Mpitsabo matin’ny coronavirus voalohany tao Frantsa

23/03/2020

Ny zanak’ity mpitsabo ity no nanao ny fampilazana tamin’ny tambazotra sosialy facebook ny sabotsy 21 marsa 2020 teo, fa nodimandry ny rainy, Dr Razafindranazy Jean-Jacques, 67 taona, izay dokotera amin’ny sampana vonjy aina ao amin’ny hopitalin’i Compiègne any Frantsa.

Dr Razafindranazy Jean-Jacques Mpitsabo matin’ny coronavirus voalohany tao Frantsa

Hamaky ny tohiny...

Ahiahy amin’ny Coronavirus Vazaha iray mampisahotaka ny iray tanàna

23/03/2020

Vazaha iray antsoina hoe Delmas Anthony Joseph no nanahirana ny olona sy ny mpitandro filaminana noho nivezivezy tao Anatin’ny Commune Befotaka-Nord.

Ahiahy amin’ny Coronavirus Vazaha iray mampisahotaka ny iray tanàna

Hamaky ny tohiny...

Cité Canada Toamasina Fonosana nampisahotaka

23/03/2020

Nahitana valonan-javatra mifono lambatsilena miloko manga tao anaty tsikafona sy fako, teo amin’ny Cité Canada-Toamasina omaly maraina.

Cité Canada Toamasina Fonosana nampisahotaka

Hamaky ny tohiny...

MORONDAVA Arahi-maso akaiky ireo olona 6 avy any ivelany tsy nihiboka

23/03/2020

Nikorontana ny tao Morondava ny faran’ny herinandro teo. Raha araka ny loharanom-baovao azo mantsy dia nisy olona 6 avy any ivelany tonga teto Antananarivo ny herinandro lasa teo ary

MORONDAVA Arahi-maso akaiky ireo olona 6 avy any ivelany tsy nihiboka

Hamaky ny tohiny...

Norotiana Andriamanohy “Fotoana hanehoan’ny Kristianina ny firaisankinany izao!”

23/03/2020

Manoloana ny toe-draharaha misy maneran-tany izay efa maha tafiditra ny firenentsika ankehitriny ihany koa sy manoloana ny toromarika izay nomen’ny filoham-pirenena Malagasy sy amin’ny tokony hanafoanana famorian’olona

Norotiana Andriamanohy “Fotoana hanehoan’ny Kristianina ny firaisankinany izao!”

Hamaky ny tohiny...

Loza mahatsiravina Zazalahy 13 taona maty kilan’ny afon-dasantsy

20/03/2020

Ny alarobia 18 martsa 2020 lasa teo , tokony tamin'ny 7ora hariva no nitrangan'ity loza mahatsiravina ity tao amin'ny Fonkotany Ambalabe, teto Mandritsara tampon-tanàna.

Loza mahatsiravina Zazalahy 13 taona maty kilan’ny afon-dasantsy

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Filan-dratsy mamoafady Ny rainy ihany no nanolana ilay zazavavy 7 taona

06/01/2020

Anio no voalaza fa hiakatra fampanoavana ilay ray mpanolana, raha vita antsakany sy andavany ny famotoran’ny mpitandro filaminana. Ny ray niteraka azy ihany no nahavanon-doza nanolana an’ i

 

 

 

 

Zeberthine, zazavavy kely mandray 7 taona, avy ao Etrotroke Atsimo, Distrikan’ny Farafangana.

Nilaza ny reniny fa mpisipa izy ireo ka nitoe-jaza, nanana ity menakiniainy ity.Tonga mitsidika

matetika io rainy io. Sendra tsy tao an-tranony ravehivavy no nanampatra ny filan-dratsiny tamin’ilay

zaza io rainy io. Nitaraina tamin’ny reniny ilay zaza izay narary fa nanatanterahan’ny dadany

kivadivady. Nampilaza ny mponina teo an-tanana avy hatrany ilay renim-pianakaviana. Efa nikasa hanatanteraka fitsaram-bahoaka ny fokonolona fa nosakan’ny manam-pahefana ara-drazana teo an-toerana ary nampandre ny zandary avy hatrany. Nentin’ny reniny teo amin’ny hopitalin’ny Farafangana ny alakamisy teo ity zaza ity, ary volaza fa simba tanteraka. Tsy nisy ny vola ka olo-miantra, antsoina hoe : “Razafy” no nanome sakafo azy mianaka sy nampandre ny tomponandraikitra ara-panjakana. Afak’omaly tamin’ny 5 hariva vao vory ny vola ka izay vao nahiditra efitra fandidiana ilay zazavavy kely. Ireo tsara sitrapo izay antra amin’izao fijalian’izy mianaka izao, indrindra ny fangirifian’ I Zeberthine kely dia afaka miantso na mandefa M’vola amin’ny 034 39 404 58. Ireo any an-toerana kosa afaka manatona mivantana ao amin’ny hopitalin’ny Farafangana.

 

Haja Nirina

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana