Dans la męme rubrique

Lalam-pirenena faharoa Lehilahy roa no voasambotra

31/03/2020

Miasa andro aman’alina ireo mpitandro ny filaminana any amin’iny lalam-pirenena faharoa iny amin’izao.

Lalam-pirenena faharoa Lehilahy roa no voasambotra

Hamaky ny tohiny...

Dr Razafindranazy Jean-Jacques Mpitsabo matin’ny coronavirus voalohany tao Frantsa

23/03/2020

Ny zanak’ity mpitsabo ity no nanao ny fampilazana tamin’ny tambazotra sosialy facebook ny sabotsy 21 marsa 2020 teo, fa nodimandry ny rainy, Dr Razafindranazy Jean-Jacques, 67 taona, izay dokotera amin’ny sampana vonjy aina ao amin’ny hopitalin’i Compiègne any Frantsa.

Dr Razafindranazy Jean-Jacques Mpitsabo matin’ny coronavirus voalohany tao Frantsa

Hamaky ny tohiny...

Ahiahy amin’ny Coronavirus Vazaha iray mampisahotaka ny iray tanàna

23/03/2020

Vazaha iray antsoina hoe Delmas Anthony Joseph no nanahirana ny olona sy ny mpitandro filaminana noho nivezivezy tao Anatin’ny Commune Befotaka-Nord.

Ahiahy amin’ny Coronavirus Vazaha iray mampisahotaka ny iray tanàna

Hamaky ny tohiny...

Cité Canada Toamasina Fonosana nampisahotaka

23/03/2020

Nahitana valonan-javatra mifono lambatsilena miloko manga tao anaty tsikafona sy fako, teo amin’ny Cité Canada-Toamasina omaly maraina.

Cité Canada Toamasina Fonosana nampisahotaka

Hamaky ny tohiny...

MORONDAVA Arahi-maso akaiky ireo olona 6 avy any ivelany tsy nihiboka

23/03/2020

Nikorontana ny tao Morondava ny faran’ny herinandro teo. Raha araka ny loharanom-baovao azo mantsy dia nisy olona 6 avy any ivelany tonga teto Antananarivo ny herinandro lasa teo ary

MORONDAVA Arahi-maso akaiky ireo olona 6 avy any ivelany tsy nihiboka

Hamaky ny tohiny...

Norotiana Andriamanohy “Fotoana hanehoan’ny Kristianina ny firaisankinany izao!”

23/03/2020

Manoloana ny toe-draharaha misy maneran-tany izay efa maha tafiditra ny firenentsika ankehitriny ihany koa sy manoloana ny toromarika izay nomen’ny filoham-pirenena Malagasy sy amin’ny tokony hanafoanana famorian’olona

Norotiana Andriamanohy “Fotoana hanehoan’ny Kristianina ny firaisankinany izao!”

Hamaky ny tohiny...

Loza mahatsiravina Zazalahy 13 taona maty kilan’ny afon-dasantsy

20/03/2020

Ny alarobia 18 martsa 2020 lasa teo , tokony tamin'ny 7ora hariva no nitrangan'ity loza mahatsiravina ity tao amin'ny Fonkotany Ambalabe, teto Mandritsara tampon-tanĂ na.

Loza mahatsiravina Zazalahy 13 taona maty kilan’ny afon-dasantsy

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Fitondrana fatin-dehilahy tanaty taksi Olona 3 hiakatra fampanoavana anio

06/01/2020

Telo no voasambotra hatreto mahakasika ny raharaha vono olona feno habibiana natao tao anaty sase plastika nentina fiara karetsaka, nampitangorona ny mponina teny Andavamamba. Anio no

 

 

 

 

hiakatra fampanoavana ireo voarohirohy 3, araka ny resaka manokana nifanaovana tamin’ny

Sampandraharahan’ny polisim-pirenena misahana ny ady heloka bevava na ny BC. Ilay renin-janaky

ny raim-panakaviana izay voatetika no voatondro ho tompon’antoka tamin’ity seho mahatsiravina

ity. Nisy nahatsikaritra mantsy ny fiarahan’izy ireo talohan’izao tranga izao.

Ilay mpamily fiara karetsaka kosa tsy anisan’ireo mpiray tsikombakomba fa mpamily toy ny

mpitondra entana amin’ny fiara rehetra ary anisan’ireo nanampy ny polisy tamin’ny fanadihadiana ny

tranga sy ny fahitana ny marina amin’izao vono olona mampivarahontsana izao. Seho izay tsy mbola

fahitan’ireo mpitandro filaminana ity tranga ity. Vao nahazo antso ny polisin’ny kamisaria Isotry ka

nahare fa faty olona no tao anaty fiara dia nampandre ny BC avy hatrany izy ireo.

 

Fankahalana

Talanjona moa ireo polisin’Isotry ny nahalalan’ny olona fa faty no voalaza fa anaty entana.

Nohamarinan’ny mpitandro filaminana tokoa izany ary gaga izy ireo fa tsy mbola nisy vono olona

nentina taksi toy izao. Samy notazomina tany amin’ny biraon’ny polisy avokoa ilay mpamily sy ilay

sipan’ny lasibatra. Voalaza fa nentim-po be ity farany ka nahavita izao toe-javatra mamoehitra izay

fitiavana lasa fankahalana tanteraka izao.

 

Haja Nirina

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana