Dans la męme rubrique

Tontolo Iainana Sendaotra ny minisitra Vahinala Raharinirina tany Toamasina

16/03/2020

Tamin’ny fitsidihan-dRtoa Vahinala Baomiavotse Raharinirina, Ministry ny Tontolo Iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy, ny orinasa HITA (Huilerie de Tamatave) no nanamarihany fa mbola misy ny ezaka ilaina hanajan'ity orinasa ity lamina takiana satria misy fofona hafahafa mivoaka ivelany,

Tontolo Iainana Sendaotra ny minisitra Vahinala Raharinirina tany Toamasina

Hamaky ny tohiny...

Hopitalim-panjakana ao Moramanga Nahazo fiara sy fitaovam-pitsaboana avy amin’Ambatovy

11/03/2020

Laharampahamehana voalohany ho an’Ambatovy ny fahasalamana sy ny fikojakojana ary ny fitandroana ny aroloza ka taratra ao anatin’ireo hetsika maro samihafa efa notanterahina ho fampandrosoana ireo faritra iasan’ny orinasa izany.

Hopitalim-panjakana ao Moramanga Nahazo fiara sy fitaovam-pitsaboana avy amin’Ambatovy

Hamaky ny tohiny...

TOLIARA Hahazo asa fivelomana maharitra ny vehivavy

09/03/2020

Tokony hiezaka hilofo amin’ny fianarana hatrany ny tovovavy fa tsy maimaika hiditra ao anaty tokantrano,

TOLIARA Hahazo asa fivelomana maharitra ny vehivavy

Hamaky ny tohiny...

Mpisehatra amin’ny harena ankibon’ny tany Niara-nientana namboly hazo

09/03/2020

Nanatontosa fambolen-kazo tao amin'ny kaominina ambanivohitra Ampitatafika, distrikan'Antanifotsy ireo mpandraharaha eo amin'ny

Mpisehatra amin’ny harena ankibon’ny tany Niara-nientana namboly hazo

Hamaky ny tohiny...

Fisondrotam-bidim-piainana Efa tena tsy zakan’ny mpanjifa intsony

06/03/2020

Nihamafy ny fidanganam-bidim-piainana ny taona 2020 ka tokony hampiharina haingana ny lalàna fiarovana ny mpanjifa, hoy ny filoha mpiaro ny zon’ny mpanjifa, Ralita. Ilaina,

Fisondrotam-bidim-piainana Efa tena tsy zakan’ny mpanjifa intsony

Hamaky ny tohiny...

Mpampiasa ny volam-panjakana Olana ny fahasarotan’ny lalàna

05/03/2020

Nifarana omaly ny atrikasa fanavaozana ny paikady amin’ny fitantanana ny volam-panjakana.

Mpampiasa ny volam-panjakana Olana ny fahasarotan’ny lalàna

Hamaky ny tohiny...

Fahantran’ny ankizy malagasy Refesina amin’ny teknika vaovao MODA

05/03/2020

Mikarakara atrikasa mandritra ny 2 andro ny Vondrona Iraisam-pirenena miaro ny ankizy sy ny zony (UNICEF) miaraka amin’ny INSTAT.

Fahantran’ny ankizy malagasy Refesina amin’ny teknika vaovao MODA

Hamaky ny tohiny...


Dossier

Fanondranana lamba Manomboka miarin-doha ireo orinasa eto Madagasikara

06/01/2020

Efa manomboka miarin-doha tanteraka ny orinasa mamokatra lamba eto Madagasikara na dia teo aza ny fahapotehana noho ny fanonganam-panjakana nisy tamin’ny taona 2009.

 

 

 

Amin’izao fotoana izao  dia efa manomboka miverina tsikelikely ireo orinasa mamokatra lamba (textile) teto amin’ny firenena. Efa maro ny asa teraka hatramin’ny niverenan’ny tetikasa AGOA (African Growth and Opportunity Act) izay nanaovana fifanarahana ara-barotra manamora ny fanondranan’ny firenena afrikana mankany Amerika. Sehatra tena ananan’i Madagasikara tombony ihany koa moa io ary mety amin’ny ankabeazan’ny Malagasy satria tsy dia ilaina farim-pahaizana ambony. Amin’izao fotoana izao dia tafiditra laharana faha-4 i Madagasikara amin’ireo firenena afrikana mpamatsy lamba mankany amin’ny firenena Eoropeana. Afaka mifaninana tsara ary tafiditra ao anatin’ireo firenena 20 tena mpanondrana tsy tapaka mankany amin’ny firenena ao anatin’ny Vondrona Eoropeana ny firenena Malagasy. Nahatratra 1 231 895 000 000 Ariary ny vola niditra tamin’ny fanondranana nataon’i Madagasikara tamin’ny  10 volana voalohan’ny taona 2019. Nahitana fitomboana 1,5% izany raha oharina ny tamin’ny taona 2018 izay nahazoan’ ny firenena io laharana faha-4 io aorian’i Maroka,  Tonisia ary Egypta. Efa mitodi-doha aty amin’ny firenena Malagasy mihitsy ankehitriny ireo firenena mpanafatra lamba ary manantena hatrany ny vokatra tsara.  Antenaina ihany koa fa hiteraka asa sy loharanon-karena ho an’ny Malagasy maro izany ary tsy tokony hanaovana ezaka mandrakariva.

Tsirinasolo

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana