Dans la męme rubrique

Lalam-pirenena faharoa Lehilahy roa no voasambotra

31/03/2020

Miasa andro aman’alina ireo mpitandro ny filaminana any amin’iny lalam-pirenena faharoa iny amin’izao.

Lalam-pirenena faharoa Lehilahy roa no voasambotra

Hamaky ny tohiny...

Dr Razafindranazy Jean-Jacques Mpitsabo matin’ny coronavirus voalohany tao Frantsa

23/03/2020

Ny zanak’ity mpitsabo ity no nanao ny fampilazana tamin’ny tambazotra sosialy facebook ny sabotsy 21 marsa 2020 teo, fa nodimandry ny rainy, Dr Razafindranazy Jean-Jacques, 67 taona, izay dokotera amin’ny sampana vonjy aina ao amin’ny hopitalin’i Compiègne any Frantsa.

Dr Razafindranazy Jean-Jacques Mpitsabo matin’ny coronavirus voalohany tao Frantsa

Hamaky ny tohiny...

Ahiahy amin’ny Coronavirus Vazaha iray mampisahotaka ny iray tanàna

23/03/2020

Vazaha iray antsoina hoe Delmas Anthony Joseph no nanahirana ny olona sy ny mpitandro filaminana noho nivezivezy tao Anatin’ny Commune Befotaka-Nord.

Ahiahy amin’ny Coronavirus Vazaha iray mampisahotaka ny iray tanàna

Hamaky ny tohiny...

Cité Canada Toamasina Fonosana nampisahotaka

23/03/2020

Nahitana valonan-javatra mifono lambatsilena miloko manga tao anaty tsikafona sy fako, teo amin’ny Cité Canada-Toamasina omaly maraina.

Cité Canada Toamasina Fonosana nampisahotaka

Hamaky ny tohiny...

MORONDAVA Arahi-maso akaiky ireo olona 6 avy any ivelany tsy nihiboka

23/03/2020

Nikorontana ny tao Morondava ny faran’ny herinandro teo. Raha araka ny loharanom-baovao azo mantsy dia nisy olona 6 avy any ivelany tonga teto Antananarivo ny herinandro lasa teo ary

MORONDAVA Arahi-maso akaiky ireo olona 6 avy any ivelany tsy nihiboka

Hamaky ny tohiny...

Norotiana Andriamanohy “Fotoana hanehoan’ny Kristianina ny firaisankinany izao!”

23/03/2020

Manoloana ny toe-draharaha misy maneran-tany izay efa maha tafiditra ny firenentsika ankehitriny ihany koa sy manoloana ny toromarika izay nomen’ny filoham-pirenena Malagasy sy amin’ny tokony hanafoanana famorian’olona

Norotiana Andriamanohy “Fotoana hanehoan’ny Kristianina ny firaisankinany izao!”

Hamaky ny tohiny...

Loza mahatsiravina Zazalahy 13 taona maty kilan’ny afon-dasantsy

20/03/2020

Ny alarobia 18 martsa 2020 lasa teo , tokony tamin'ny 7ora hariva no nitrangan'ity loza mahatsiravina ity tao amin'ny Fonkotany Ambalabe, teto Mandritsara tampon-tanĂ na.

Loza mahatsiravina Zazalahy 13 taona maty kilan’ny afon-dasantsy

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Jery todika fety - HJRA Betsaka ireo vehivavy mamoifo

03/01/2020

Antsasaky ny lehilahy latsaka ny salanisan'ny vehivavy niditra tao amin'ny Hjra nandritran'ny fetin'ny faran'ny taona sy ny afak'omaly taom-baovao. 166 ny fitambaran'ny tovolahy sy raim-pianakaviana raha 69 ny andriambavilanitra.

 

 

Nitombo ho 86 ny lehilahy nampidirina vonjy aina tao amin'ny Hjra ny taom-baovao raha mitaha ny tamin'ny faran'ny taona  izay 80. Ny zazalahy kosa raha 9 ny alin'ny faran'ny taona dia 5 sisa no nahiditra vonjy aina. Ny Zazavavy kosa 2 ny alin'ny 31 desambra raha niakatra fito izany ny voalohan'ny volana janoary teo. 2 no maty raha 55 notazomina tao amin'ny hopitaly tamin'ireo 255 nanao fizaham-pahasalamana tamin'ireo andro fety ireo.  Nahatratra 57 ireo niharan'ny lozam-pifamoivoizna, raha 30 fiarakodia, ny ambiny kosa kodiran-droa ka tamin'ny fandehanana bisikileta ny 7 ary moto avokoa ny 20. Ny teo anivon'ny fameloman'ainan'ity hopitalin'Ampefiloha ity kosa, nandritra ny tatitra ho an'ny mpanao gazety omaly dia nanambara fa nahatratra 12 no toran'ny zava-pisotro misy alikaola ny alina ka lehilahy ny 8 ary 10 ny atoandro ka mbola lehilahy hatrany ny 8. Ny fikasana famonoan-tena kosa nahatratra 5 ka vehivavy ny 4. Ny taom-baovao kosa 4 vao nisy tratran'ny fanapoizinana ara-tsakafo ka vehivavy ny telo. Lehilahy iray kosa no tapaka lalan-dra ny 1 janoary.

Haja Nirina

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana