Dans la mme rubrique

Tontolo Iainana Sendaotra ny minisitra Vahinala Raharinirina tany Toamasina

16/03/2020

Tamin’ny fitsidihan-dRtoa Vahinala Baomiavotse Raharinirina, Ministry ny Tontolo Iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy, ny orinasa HITA (Huilerie de Tamatave) no nanamarihany fa mbola misy ny ezaka ilaina hanajan'ity orinasa ity lamina takiana satria misy fofona hafahafa mivoaka ivelany,

Tontolo Iainana Sendaotra ny minisitra Vahinala Raharinirina tany Toamasina

Hamaky ny tohiny...

Hopitalim-panjakana ao Moramanga Nahazo fiara sy fitaovam-pitsaboana avy amin’Ambatovy

11/03/2020

Laharampahamehana voalohany ho an’Ambatovy ny fahasalamana sy ny fikojakojana ary ny fitandroana ny aroloza ka taratra ao anatin’ireo hetsika maro samihafa efa notanterahina ho fampandrosoana ireo faritra iasan’ny orinasa izany.

Hopitalim-panjakana ao Moramanga Nahazo fiara sy fitaovam-pitsaboana avy amin’Ambatovy

Hamaky ny tohiny...

TOLIARA Hahazo asa fivelomana maharitra ny vehivavy

09/03/2020

Tokony hiezaka hilofo amin’ny fianarana hatrany ny tovovavy fa tsy maimaika hiditra ao anaty tokantrano,

TOLIARA Hahazo asa fivelomana maharitra ny vehivavy

Hamaky ny tohiny...

Mpisehatra amin’ny harena ankibon’ny tany Niara-nientana namboly hazo

09/03/2020

Nanatontosa fambolen-kazo tao amin'ny kaominina ambanivohitra Ampitatafika, distrikan'Antanifotsy ireo mpandraharaha eo amin'ny

Mpisehatra amin’ny harena ankibon’ny tany Niara-nientana namboly hazo

Hamaky ny tohiny...

Fisondrotam-bidim-piainana Efa tena tsy zakan’ny mpanjifa intsony

06/03/2020

Nihamafy ny fidanganam-bidim-piainana ny taona 2020 ka tokony hampiharina haingana ny lalàna fiarovana ny mpanjifa, hoy ny filoha mpiaro ny zon’ny mpanjifa, Ralita. Ilaina,

Fisondrotam-bidim-piainana Efa tena tsy zakan’ny mpanjifa intsony

Hamaky ny tohiny...

Mpampiasa ny volam-panjakana Olana ny fahasarotan’ny lalàna

05/03/2020

Nifarana omaly ny atrikasa fanavaozana ny paikady amin’ny fitantanana ny volam-panjakana.

Mpampiasa ny volam-panjakana Olana ny fahasarotan’ny lalàna

Hamaky ny tohiny...

Fahantran’ny ankizy malagasy Refesina amin’ny teknika vaovao MODA

05/03/2020

Mikarakara atrikasa mandritra ny 2 andro ny Vondrona Iraisam-pirenena miaro ny ankizy sy ny zony (UNICEF) miaraka amin’ny INSTAT.

Fahantran’ny ankizy malagasy Refesina amin’ny teknika vaovao MODA

Hamaky ny tohiny...


Dossier

Famahana ny olan’ny JIRAMA Tetikasa maro no hotanterahina amin’ity taona ity

03/01/2020

Maro ireo tetikasa hotanterahina ho fanatsarana ny famatsian-drano eto Andrenivohitra sy manerana ny Nosy tahaka ny hatao any Amoronakona sy Mandroseza.

 

 

 

Foto-drafitr’asa izay efa natomboka tamin’iny taona 2019 ho famahana ny olan’ny famatsiana rano no mbola hotohizana. Ho an‘ny famatsiana rano dia efa mananika ny 40% ireo tambazotra fitaterana rano eto an-drenivohitra no simba amin’izao fotoana. Antom-pisian’ny fifanaraham-piarahamiasa teo anivon’ny  JIRAMA sy ny orinasa iray avy any Afrika Atsimo amin’ny fanavaozana ireo fitaovana mirefy 90 km. Ny tapak’ity volana janoary ity no vinavina fa ho atomboka ny andrana ny amin’izany. Ho an’ny famatsiana herinaratra kosa indray dia tohizana ny ady amin’ireo karazana halatra jiro, izay isan’ny mampitombo ny fatiantoka goavana eo amin’ny orinasa. Ny volana mey 2020 izao no ho tonga eto Madagasikara ny orinasa egyptiana izay hiompana amin’ny fananganana orinasa mpamokatra « compteur intelligent ». Izany  tetikasa rehetra izany dia hinoana fa hitondra fiovana eo amin’ny tolotra hoan’ny mpanjifa sy ny fitantanana ny orinasa ary hahatanteraka ny fanambin’ny filoham-pirenena izay nilaza fa ao anatin’ny roa taona dia tsy maintsy hiarina ny orinasa JIRAMA. Efa maro ihany koa izay olona tompon’andraikitra nosoloina tao amin’ ity orinasam-panjakana ity  ka antenaina hahatanteraka ny fanamby mba ho tombony amin’ny vahoaka Malagasy ireo am-perinasa ankehitriny.

Tsirinasolo

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana