Dans la męme rubrique

BNGRC Atomboka dieny izao ny fiatrehana ny fahavaratra

19/10/2020

Raha ny tombana nomen` ny sampana mpamantatra ny toetry ny andro dia vinavinaina ho telo hatramin` ny dimy eo ho eo ny rivo-dizo hananontanona ny sisin-dranomasin`i Madagasikara mandritra ity fotoam-pahavaratra ity.

BNGRC Atomboka dieny izao ny fiatrehana ny fahavaratra

Hamaky ny tohiny...

Talen’ny fitarainana - Prezidansa Niaiky ny ezaka vitan’ny FITRAMA

19/10/2020

Tonga nitsidika sy nijery ny foiben’ny orinasa Mpitsabo Malagasy FITRAMA etsy amin’ny 67 ha ny Sabotsy lasa teo ny talen’ny fitarainana eo anivon’ny fiadidian’ny Repoblika Rakotomanana Richardson.

Talen’ny fitarainana - Prezidansa Niaiky ny ezaka vitan’ny FITRAMA

Hamaky ny tohiny...

Fanolanana zaza teny Ivato Mpiambina telolahy nidoboka am-ponja

19/10/2020

Zazavavikely roa samy dimy taona, zanaka olona mirahavavy no samy niharan’ny fanolanana ny alin’ny alarobia, 07 oktobra teo teny Ivato.

Fanolanana zaza teny Ivato Mpiambina telolahy nidoboka am-ponja

Hamaky ny tohiny...

Fampihorohoroana anaty aterineto Miantso fijoroana vavolombelona ny rafitra Omena

19/10/2020

Ao anatin’ny fampahafantarana ny tetikasa “cyber-empathie” dia manatontosa fanentanana hiadiana amin’ny fampihorohoroana mitranga anaty aterineto ankehitriny na “cyber-harcèlement” ny avy eo anivon’ny rafitra antsoina hoe Omena.

Fampihorohoroana anaty aterineto Miantso fijoroana vavolombelona ny rafitra Omena

Hamaky ny tohiny...

Ho tapitra ihany koa ny oktobra Ahoana ny fidinan’ny vidin-tsolika ?

19/10/2020

Dimy volana lasa izay ny 28 mey nilazan’ny Praiminisitra, fa hatramin’ny volana septambra na oktobra eo no hahafaha-manefa ny 170 miliara ariary, trosan’ny orinasa mpaninjara solika amin’ny Fanjakana.

Ho tapitra ihany koa ny oktobra Ahoana ny fidinan’ny vidin-tsolika ?

Hamaky ny tohiny...

Feno 45 taona ny JIRAMA Hisy ny lalao goavana hahazoana 1 tapitrisa Ar

19/10/2020

Feno 45 taona katroka tamin’ny sabotsy 17 oktobra teo ny naha JIRAMA ny JIRAMA. Nosokafana tamim-pomba ofisialy, tamin’io andro io, ary haharitra herin-taona ny fankalazana manerana ireo ivon-toerana 35-n’ny JIRAMA eto Madagasikara.

Feno 45 taona ny JIRAMA Hisy ny lalao goavana hahazoana 1 tapitrisa Ar

Hamaky ny tohiny...

Tapany atsimon’ny nosy 55 ka hatramin’ny 60km/h ny tafio-drivotra

19/10/2020

Hahatratra 55 ka hatramin’ny 60km/h ny tafio-drivotra amin’iny tapany atsimon’ny nosy iny, ny marimarina kokoa eo anelanelan’i Toliara sy Taolagnaro,

Tapany atsimon’ny nosy 55 ka hatramin’ny 60km/h ny tafio-drivotra

Hamaky ny tohiny...


Actualités

Fitsarana Misy foana ny fampandehanan-draharaha

03/01/2020

Mandeha miadana ireo ratsam-pitsarana amin'ny vanim-potoanan'ny fialan-tsasatry ny fitsarana toy izao.

 

 

 

 

Misy foana ny fiandrasan-draharaha saingy ireo raharaha goavana na koa maharitra ny fotoana hikirakirana azy no miandry fotoam-pitsarana vaovao hafa. Raha misy fitoriana olona dia misy ny fitondrana azy eny anivon'ny fitsarana rehefa avy nandalo fanadihadiana teny anivon'ny zandary sy polisy. Misy foana ny mpitsara na eo anivon'ny fampanaovana na koa mpanao famotorana na mpamoaka didy. Amin'ny ankapobeny, ireo heloka noho fahatrarana ambodiomby no mandeha fotoam-pitsarana haingana.

Marigny A.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana