Dans la mme rubrique

Naina Andriantsitohaina “Mila olom-baovao ny firenena…”

08/04/2020

Araka ny voalazan’ny Filohan’ny Repoblika, dia hapetraka ny komity « Loharano » eny anivon’ny Fokontany sy ny « secteurs ».

Naina Andriantsitohaina “Mila olom-baovao ny firenena…”

Hamaky ny tohiny...

Antoko Natiora “Nijoro ho Raiamandreny ny filoha Ravalomanana.”

08/04/2020

Ireny fijoroan’ny filoham-pirenena teo aloha, Marc Ravalomanana, ireny no atao hoe fijoroana Raiamandreny, hoy ny filohan’ny antoko politika Natiora, Mihari-Ni-Rencho, raha naneho ny heviny mikasika ny fivahinianan’ity filoham-pirenena teo aloha tamina fahitalavitra tsy miankina iray.

Antoko Natiora “Nijoro ho Raiamandreny ny filoha Ravalomanana.”

Hamaky ny tohiny...

Mbola Rajaonah Natoka-monina tanteraka …

07/04/2020

Re fa novaina ny toerana izay ipetrahan’i Mbola Rajaonah ao amin’ny fonjan’i Tsiafahy.

Mbola Rajaonah Natoka-monina tanteraka …

Hamaky ny tohiny...

Marc Ravalomanana “Ho very eto isika raha tsy mifanampy”

07/04/2020

Miady amin’ny zavatra tsy fantatra sy tsy nampoizina, izay mila fahakingana. Tsy sanatriavin’ny vava mitady toerana sy mitady fahefana aho, fa te hanampy, te hizara traikefa, hoy i Marc Ravalomanana omaly tamina fandaharana manokana.

Marc Ravalomanana “Ho very eto isika raha tsy mifanampy”

Hamaky ny tohiny...

Mitohy ny fihibohana ! Mikatona ny sekoly, tsy misy fitateram-bahoaka…

06/04/2020

Tohizana ny ezaka efa natomboka, hoy ny filoha Andry Rajoelina nandritra ny kabariny halina ;

Mitohy ny fihibohana ! Mikatona ny sekoly, tsy misy fitateram-bahoaka…

Hamaky ny tohiny...

Fakan-kevitra Voahilika ireo hery politika sy fiarahamonim-pirenena

06/04/2020

Ny sabotsy lasa teo no nandray ireo filoham-piangonana eo anivon` ny FFKM, sy ireo filohanà andrim-panjakana,

Fakan-kevitra Voahilika ireo hery politika sy fiarahamonim-pirenena

Hamaky ny tohiny...

Arphine Rahelisoa Tsy mbola fantatra ny daty hitsarana azy

06/04/2020

Fanalam-baraka, manosika ny olona tsy hitia ny filoham-pirenena no ambara fa vesatra hanenjehana an-dRahelisoa,

Arphine Rahelisoa Tsy mbola fantatra ny daty hitsarana azy

Hamaky ny tohiny...


Politique

Vondron’ny mpanohitra Hanatanteraka kongresy lehibe ny RMDM

03/01/2020

Fantatra omaly nandritra ny kabarin’i Marc Ravalomanana teny Faravohitra fa hanao ny kongresy lehibe voalohany ny Rodoben’ny Mpanohitra ho an’ny Demokrasia ( RMDM) amin’ ity taona ity.

 

 

 Mbola ho lazaina amin’ ny manaraka ny fotoana hanantanterahina izany fa dia mila mifanentana mialoha isika, hoy ny fanambarana. Nanao antso avo amin’ireo antoko politika hafa na vondron’ olona mahatsapa fa mandeha any amin’ ny làlana tsy tokony hizorany ny firenena mba hampivondrona ny hery miaraka aminy, ity filoha teo aloha ity sy ny RMDM.Iray andro aty aorian’ny nnanambaran’i Hery Rajaonarimampianina ny fikarakarana fakan-kevitra nasionaly no mivoaka izao resaka kongresin’ny RMDM izao; tsy hoe voatery misy ifandraisany avy hatrany  saingy azo ilazana kosa fa mihetsika ny mpanohitra.Tsy resaka fidinana an-dalambe aloha izany no atao ho fanoherana ny fitondram-panjakana, na fitakiana ilay toeran’ny filoha lefitra ho an’ny mpanohitra eny amin’ny antenimieram-pirenena,  fa kosa famoahana fehin-kevitra.Araka ilay nambaran’i Marc Ravalomanana ihany hoe natao arofanina ho an’ny mpitondra ny mpanohitra ka milaza ny tsy mety ary mandroso ny vahaolana heveriny fa mety kokoa ho an’ny vahoaka sy ny firenena.Anisan’ny niantso firaisankina sy fihavanana ihany koa ny filoha Andry Rajoelina tamin’ny krismasy 2019 lasa teo , ka asa hoe ho raikitra amin’izay ve ilay fampihavanam-pirenena tena izy, na fifampiresahana eo amin’ny mpitondra sy ny mpanohitra sa mbola kabary an-tany efitra tsy misy mpihaino indray ny an’ny mpanohitra.Tsara ho tadidiana anefa fa io fanaovana be marenina io ihany no nahavoa ny fitondrana HVM, herintaona sy tapany lasa izay.

RTT

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana