Dans la mme rubrique

Lalam-pirenena faharoa Lehilahy roa no voasambotra

31/03/2020

Miasa andro aman’alina ireo mpitandro ny filaminana any amin’iny lalam-pirenena faharoa iny amin’izao.

Lalam-pirenena faharoa Lehilahy roa no voasambotra

Hamaky ny tohiny...

Dr Razafindranazy Jean-Jacques Mpitsabo matin’ny coronavirus voalohany tao Frantsa

23/03/2020

Ny zanak’ity mpitsabo ity no nanao ny fampilazana tamin’ny tambazotra sosialy facebook ny sabotsy 21 marsa 2020 teo, fa nodimandry ny rainy, Dr Razafindranazy Jean-Jacques, 67 taona, izay dokotera amin’ny sampana vonjy aina ao amin’ny hopitalin’i Compiègne any Frantsa.

Dr Razafindranazy Jean-Jacques Mpitsabo matin’ny coronavirus voalohany tao Frantsa

Hamaky ny tohiny...

Ahiahy amin’ny Coronavirus Vazaha iray mampisahotaka ny iray tanàna

23/03/2020

Vazaha iray antsoina hoe Delmas Anthony Joseph no nanahirana ny olona sy ny mpitandro filaminana noho nivezivezy tao Anatin’ny Commune Befotaka-Nord.

Ahiahy amin’ny Coronavirus Vazaha iray mampisahotaka ny iray tanàna

Hamaky ny tohiny...

Cité Canada Toamasina Fonosana nampisahotaka

23/03/2020

Nahitana valonan-javatra mifono lambatsilena miloko manga tao anaty tsikafona sy fako, teo amin’ny Cité Canada-Toamasina omaly maraina.

Cité Canada Toamasina Fonosana nampisahotaka

Hamaky ny tohiny...

MORONDAVA Arahi-maso akaiky ireo olona 6 avy any ivelany tsy nihiboka

23/03/2020

Nikorontana ny tao Morondava ny faran’ny herinandro teo. Raha araka ny loharanom-baovao azo mantsy dia nisy olona 6 avy any ivelany tonga teto Antananarivo ny herinandro lasa teo ary

MORONDAVA Arahi-maso akaiky ireo olona 6 avy any ivelany tsy nihiboka

Hamaky ny tohiny...

Norotiana Andriamanohy “Fotoana hanehoan’ny Kristianina ny firaisankinany izao!”

23/03/2020

Manoloana ny toe-draharaha misy maneran-tany izay efa maha tafiditra ny firenentsika ankehitriny ihany koa sy manoloana ny toromarika izay nomen’ny filoham-pirenena Malagasy sy amin’ny tokony hanafoanana famorian’olona

Norotiana Andriamanohy “Fotoana hanehoan’ny Kristianina ny firaisankinany izao!”

Hamaky ny tohiny...

Loza mahatsiravina Zazalahy 13 taona maty kilan’ny afon-dasantsy

20/03/2020

Ny alarobia 18 martsa 2020 lasa teo , tokony tamin'ny 7ora hariva no nitrangan'ity loza mahatsiravina ity tao amin'ny Fonkotany Ambalabe, teto Mandritsara tampon-tanàna.

Loza mahatsiravina Zazalahy 13 taona maty kilan’ny afon-dasantsy

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Gadra afaka namerin-keloka Roa lahy voasambotra teny Analakely

30/12/2019

Lehilahy 2 tamin’ireo dimy nitondra antsy sy basy teny Analakely no azon’ny polisy, taorian’ny fifanenjehana.

Nandritra ny famotorana azy ireo no fantatra fa gadra afaka izy ireo. Tamin’ny sabotsy teo no nitranga ny sakoroka. Nitondra fitaovam-piadiana mahery vaika izy jiolahy 5 lahy ary efa nanodidina fianakaviana teratany vahiny. Nisy mpiantsena tsara sitrapo nahatsikaritra izany zava-maranitra sy basy izany ary nahita fa efa nanaraka ireto teratany vahiny ireo hatrany. Nampilaza ny polisin’Analakely ilay teratany Malagasy. Vao nahita ny polisy nanatona ireo olon-dratsy efa saika hanatanteraka ny asa ratsiny dia nirifatra nitsoaka. Ny roa tamin’ireo notanarahan’ny polisy  no tratra.

Araka ny fanadihadiana lalina nifarimbonan’ny mpitandro filaminana mpanao famotorana sy ny mpanao gazety maromaro izay nanatanteraka “investigation”, fitafiana fitondra  amin’ny fanatanjahantena (sary) no voalaza fa entin’ireo mpanendaka sy mpangarom-paosy. Saika henika azy ireo ny toerana mahavory olona amin’izao fety izao. Mampitaraina ny mpanara-baovao koa ireo mpamerin-keloka. Lazaina fa fanarenana ny fonja kanefa vao mainka sekoly ianaran’ireo jiolahy sy hanatevenanany ny fiofanany ary  ifampizarany ny traikefa ho azy ireo. Tsy vitsy ireo jiolahy mpamerin-keloka no vao mainka lasa ratsy kokoa ny asany. Miandrandra fandraisana andraikitra amin’ireo manampahefana raha tena vonona hiaro ny vahoaka sy ny fananany ny olom-pirenena.

Haja Nirina

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana