Dans la mme rubrique

Lalam-pirenena faharoa Lehilahy roa no voasambotra

31/03/2020

Miasa andro aman’alina ireo mpitandro ny filaminana any amin’iny lalam-pirenena faharoa iny amin’izao.

Lalam-pirenena faharoa Lehilahy roa no voasambotra

Hamaky ny tohiny...

Dr Razafindranazy Jean-Jacques Mpitsabo matin’ny coronavirus voalohany tao Frantsa

23/03/2020

Ny zanak’ity mpitsabo ity no nanao ny fampilazana tamin’ny tambazotra sosialy facebook ny sabotsy 21 marsa 2020 teo, fa nodimandry ny rainy, Dr Razafindranazy Jean-Jacques, 67 taona, izay dokotera amin’ny sampana vonjy aina ao amin’ny hopitalin’i Compiègne any Frantsa.

Dr Razafindranazy Jean-Jacques Mpitsabo matin’ny coronavirus voalohany tao Frantsa

Hamaky ny tohiny...

Ahiahy amin’ny Coronavirus Vazaha iray mampisahotaka ny iray tanàna

23/03/2020

Vazaha iray antsoina hoe Delmas Anthony Joseph no nanahirana ny olona sy ny mpitandro filaminana noho nivezivezy tao Anatin’ny Commune Befotaka-Nord.

Ahiahy amin’ny Coronavirus Vazaha iray mampisahotaka ny iray tanàna

Hamaky ny tohiny...

Cité Canada Toamasina Fonosana nampisahotaka

23/03/2020

Nahitana valonan-javatra mifono lambatsilena miloko manga tao anaty tsikafona sy fako, teo amin’ny Cité Canada-Toamasina omaly maraina.

Cité Canada Toamasina Fonosana nampisahotaka

Hamaky ny tohiny...

MORONDAVA Arahi-maso akaiky ireo olona 6 avy any ivelany tsy nihiboka

23/03/2020

Nikorontana ny tao Morondava ny faran’ny herinandro teo. Raha araka ny loharanom-baovao azo mantsy dia nisy olona 6 avy any ivelany tonga teto Antananarivo ny herinandro lasa teo ary

MORONDAVA Arahi-maso akaiky ireo olona 6 avy any ivelany tsy nihiboka

Hamaky ny tohiny...

Norotiana Andriamanohy “Fotoana hanehoan’ny Kristianina ny firaisankinany izao!”

23/03/2020

Manoloana ny toe-draharaha misy maneran-tany izay efa maha tafiditra ny firenentsika ankehitriny ihany koa sy manoloana ny toromarika izay nomen’ny filoham-pirenena Malagasy sy amin’ny tokony hanafoanana famorian’olona

Norotiana Andriamanohy “Fotoana hanehoan’ny Kristianina ny firaisankinany izao!”

Hamaky ny tohiny...

Loza mahatsiravina Zazalahy 13 taona maty kilan’ny afon-dasantsy

20/03/2020

Ny alarobia 18 martsa 2020 lasa teo , tokony tamin'ny 7ora hariva no nitrangan'ity loza mahatsiravina ity tao amin'ny Fonkotany Ambalabe, teto Mandritsara tampon-tanàna.

Loza mahatsiravina Zazalahy 13 taona maty kilan’ny afon-dasantsy

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Kaporaly Albert azo sambo-belona Nampangirifiriana 3 andro avy eo novonoina

30/12/2019

Kalvary no mahalaza ny fangirifiriana nahazo ny kaporaly Albert, tratran’ny dahalo sambo-belona tany amin’ny sisin-tanin’i Tsiroanomandidy sy Miandrivazo, ny talata teo tamin’ny 8 ora sy sasany maraina.

 

 Nampijaliana tanteraka  izy, mandohalika no nahitana ny fatiny, ny 27 desambra teo. Ravarava tanteraka ny vatany. Nakarina ho serzà izy nandritra fanaovam-beloma azy ara-miaramila teo amin’ny RM1 Analakely ny sabotsy teo. “Tao anatin’ny fifanjevoana tamin’ny iraka nampanaovina  ny miaramila sy ny zandary no azon’ireo dahalo natao sambobelona izy. Nampijaliana mihitsy izy io izay vao novonoina. Natao ihany ny fanenjehana fa nanjavona izy ireo. Na inona zava-mitranga, tsy maintsy miaro ny vahoaka sy ny fananany ny miramila”, hoy ny Général de divison, Justin Théophile Rakotonirina, lehiben’ny Etamazôron’ny Tafika Malagasy na ny  CEMGAM, araka ny tafa ho an’ny mpanao gazety. Ny taona 2016 ity miaramila ity no nahazo ny laharam-boninahitra kaporaly ary nakarina ho “sergent” amin’izao maty am-perinasa izao. “14 taona sy 8 volana ary 26 andro no naha miaramila azy. Tsy nisatry fanahy izy tamin’ny fanompoana ny firenena”. Araka ny voalazan’ireo mpiray dia taminy. Namela kamboty 5 mianadahy sy mpananontena iray izy izao nentina halevina any Betioky  Atsimo izao.

Haja Nirina

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana